Fil d'actualités du 25/06/2017

  • 25/06/2017 - 07:25 : Hihaona amin'ny filoha Frantsay Emmanuel Macron any Paris ny alarobia 28 jona ho avy izao ny filoha Hery Rajaonarimampianina araka ny fanasana manokana azony.Miarahaba sy mirary soa ny Malagasy ihany koa ny fetimpirenena ny filoha Frantsay.

  • 25/06/2017 - 07:15 : Chine:tanàna iray no potika tanteraka, olona 100 tsy hita popoka, razana 15 no efa hitan'ny mpamonjy voina.Io no vokatry ny fihotsahan'ny tany goavana narahana ranom-potaka tany Sichuan Chine ny sabotsy teo.

  • 25/06/2017 - 07:10 : Ho faran'izay hentitra ny fitandroana ny filaminana eny amin'ny kianjaben'i Mahamasina rahampitso 26 jona.1200 ny mpitandro filaminana hiasa ao anatiny sy ety ivelan'ny kianja.Hisy ny fanarahamaso amin'ny alalan'ny camera de surveillance ary hisy Koa ny fitaovana raitra dia raitra hafa ampiasaina mandritra ny fisavana ireo rehetra hiditra ao an-kianja.

  • 25/06/2017 - 07:05 : 1200 no isan'ireo vahiny nasaina hiatrika ny fiaraha-misakafo amin'ny filohampirenena mivady eny amin'ny lapam-panjakana Iavoloha rahampitso alatsinainy 26 jona aorian'ny matso eny Mahamasina ho fanamarihana ny faha-57 taonan'ny fahaleovantena.

  • 24/06/2017 - 08:30 : Fikambanana Zana- dRanavalona : Hankalaza ny alahamady eny Anosimanjaka. ny Fikambanana Zana- dRanavalona anio 24 jona. Mifanandrify amin’ny fanisan’andro nataon- dRalambo sy ny abibo izy io, hoy Ravelonarivo Alain Eddy avy amin’ny fikambanana. “Taom-baovaovao eto Imerina” no anarana nosafidian’ny zana-dRanavalona hoenti- manatanteraka ny hetsika. Hisy ny hiragasy goavana hamaranana ny hetsika rahapitso 25 jona.

  • 24/06/2017 - 08:00 : Ambatondrazaka: Nivoaka androany maraina ny valim-panadinana CEPE.

  • 23/06/2017 - 14:30 : Marovoay _Fiaramanidina nianjera: Fiaramanidina kely iray tra-doza omaly maraina, ka nianjera teny an-tanimbary. Fiaramanidina tsy miankina nofain’ny orinasa Leader Price izy io. Teratany vahiny iray sy Malagasy iray no tao anatiny, saingy tsy nisy naninona izy ireo.

  • 23/06/2017 - 13:30 : Fanamarihana ny fetim-pirenena_Fitandroana ny filaminana: Arak any fanambaran’ny mpitandro filaminana teny amin’ny Toby Ankadilalana androany, dia hatramin’ny 1000 ireo mpitandro filaminana hahetsika mandritra ny fanamarihana ny fetim-pirenena, indrindra fa ny takarivan’ny 25 jona hanapoahana ny afomanga sy ny 26 jona hanaovana ny matso eny amin’ny Kianjaben’I Mahamasina.

  • 23/06/2017 - 13:00 : Fanadinana CEPE: Mbola mitohy ny ady hevitra momba ny laza adina “laza olana” na “Problème”. Mahatsikaritra ny ankamaroan’ny mpitsara fa tsy voalanjalanja ny fanadinana. Tsy takatry ny ankizy ny fanontaniana sasantsasany. Vitsy tamin’ny ankizy no nahazo ny naoty antsasa-manila. Mety ho tsy tena mpampianatra no namolavola ny laza adina fa mpiasa birao, hoy ny fanamarihan’ny mpampianatra. Manahy ny mpampianatra fa ho ratsy ny vokatra.

  • 23/06/2017 - 12:30 : Madera Namontana _Trangam-piarahamonina: Vehivavy iray maty nisy namono tao an-tranony androany atoandro.

Voir plus d'infos...

23/06/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170429

Misongadina

Mpino Silamo Tezitra amini Paul Rabary

29/04/2017

Efa tany aminny taonjato fahasivy no nisy teto Madagasikara ny finoana silamo, hoy ry zareo solontena avy eo anivonity antokom-pinoana ity, omaly,

Hamaky ny tohiny...

Politique

PM Solonandrasana Olivier Hotorianny DFP

29/04/2017

Nipoitra indray ry zareo avy eo anivonny dinika fanavotam-pirenena (DFP), taminny alalanny filohany Tolojanahary Maharavo (Doudou) , teny aminny fonenany eny Ambohipo omaly,

Hamaky ny tohiny...

Rafitra Malagasy Manome vahana ny antokom-pitondrana

29/04/2017

Ny rafi-pitantanana eto Madagasikara mihitsy no tsy mety, hoy ny filoha nasionalinny antoko Teza.

Hamaky ny tohiny...

Jean Max Rakotomamonjy sy ny UA Niresaka momba ny zonolombelona

29/04/2017

Noraisinny Filohanny Antenimieram-pirenena Jean Max Rakotomamonjy tao aminny efitrano fiasany eny aminny Lapani Tsimbazaza ny solontena maharitry ny Vondrona Afrikanina (UA),

Hamaky ny tohiny...

Raraharaha Claudine Razaimamonjy Misy sendika mamono afo ?

29/04/2017

Mandeha ny resaka fa misy aminireo sendika milaza ho mijoro hiady aminny tokony hampanjakana ny tany tan-dalna sy ny tokony hanohizana ny raharaha Claudine Razaimamonjy no efa mafana fo satria efa nandray volabe avy aminny fanjakana HVM.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Tratry ny samy variana !!!

29/04/2017

Kay kosa ry Jean e ! Dia sahinao ve ? Tena mbola tsaroako fanimpanina mihitsy ny lohako tamininy nanaovanao ahy omaly iny. Mba te hahita aniny havako iny anie aho e ! Tena efa ela aho izay no tapaka be tsy misy ohatrizany.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fivorianny filankevitra monisipaly Maro ireo zava-dehibe notapahina

29/04/2017

Nifarana omaly zoma 28 aprily 2017 ny fivoriana ara-potoananny mpanolotsaina monisipaly eo anivonny kaominina Antananarivo Renivohitra, izay naharitra 10 andro.

Hamaky ny tohiny...

Ady aminny fiovaovanny toetrandro Mpianatra 250.000 no hifaninana

29/04/2017

Tsy tokony hiandrasana ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny intsony ny ady aminny fiovaovanny toetrandro eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mbola lavitry ny kitay ny afo e !

29/04/2017

Homarihina aminny alatsinainy izao ny fetinny asa, anisany ny eto amintsika, ary tena mafana fo mihitsy ireo mpitarika isan-tsokajiny. Nialoha anizay dia efa nafampana ny fitakiana mikasika ny famerenana ireo mpitarika sendika noroahina noho ny fitarihana hetsiky ny mpiasa.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Orinasa Jirama Tratranny sabtazy goavana

29/04/2017

Tao anatinny andro vitsy izay, dia miverina indray ny fahatapahan-jiro eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Loza sy aretina vokatry ny asa Olona 6.400 isanandro no mamoy ny ainy

29/04/2017

Olona 6.400 isanandro maneran-tany no mamoy ny ainy vokatry ny aretina sy ny loza ateraky ny asa.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana