Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170428

Misongadina

Marc Ravalomanana Lotoina vao mainka mamiratra

28/04/2017

Maro aminireo mpifanandrina ara-politika no miezaka mandoto sy manaratsy ani Marc Ravalomanana satria tsy mbola nisy nahavita ny vitany aloha hatreto raha samy mpitondra teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Raharaha Razaimamonjy sy Ratiarison Fandebirebena saim-bahoaka fotsiny

28/04/2017

Ny sabotsy 22 aprily teo no voalaza fa tonga teto an-tanindrazana taminny 10 ora alina i Claudine Razaimamonjy rehefa avy nanaraka fitsaboana maika tatsy Maorisy.

Hamaky ny tohiny...

Dinika politika tany Antsiranana Vita ny Sonia, andrasana ny famatsiam-bola

28/04/2017

Vita sonia tany Antsiranana omaly 27 aprily ny fifanarahana mahakasika famatsiam-bola miisa 4 avy amin'ny Vondrona Eoropeanina, taorianny dinika politika niarahanizy ireo taminny governemanta Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Guy Rivo Randrianarisoa Manam-petra ny faharetanny vahoaka Malagasy

28/04/2017

Nambaranny mpitondra teninny antoko Tiako i Madagasikara , ny Kestora Guy Rivo Randrianarisoa, fa efa tena vizana aminny fiandrasana lava ny vahaolana entinizao fitondrana ankehitriny izao aminny hanatsarana ny tontolom-piainanizy ireo, ny vahoaka Malagasy izay efa vizaky ny sondro-bidim-piainana tsy mitsahatra miakatra nefa dia toa mijanona ho antso anefitra ny fitarainanizy ireo hatraminizao.

Hamaky ny tohiny...

Guy Rivo Randrianarisoa Manam-petra ny faharetanny vahoaka Malagasy

28/04/2017

Nambaranny mpitondra teninny antoko Tiako i Madagasikara , ny Kestora Guy Rivo Randrianarisoa, fa efa tena vizana aminny fiandrasana lava ny vahaolana entinizao fitondrana ankehitriny izao aminny hanatsarana ny tontolom-piainanizy ireo, ny vahoaka Malagasy izay efa vizaky ny sondro-bidim-piainana tsy mitsahatra miakatra nefa dia toa mijanona ho antso anefitra ny fitarainanizy ireo hatraminizao.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Orana artifisialy narahina havandra Namotika zavatra maro

28/04/2017

Nanomboka ny 25 aprily ka hatraminny anio 28 aprily no andatsahana orana voatrolombelona raha ny fanambaranny sampandraharaha mpamantatra ny toetrandro

Hamaky ny tohiny...

FOKONTANY ANDOHATAPENAKA III Trano 53 tafo no horavana

28/04/2017

Raikitra indray ny ady tany ao aminny fokontany Andohatapenaka III. Trano 53 tafo no tsy maintsy horavana ao anatinny fotoana fohy, raha araka ny fantatra.

Hamaky ny tohiny...

Ranonorana mikija Potika ny 80%-nny fambolena ao Ambohimalaza

28/04/2017

Nisedra olana tanteraka ny kaominina Ambohimalaza nandritra ilay ora-nikija niseho afakomaly alina teto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Sangodim-panina

28/04/2017

Tratry ny sangodim-panina tanteraka ny vahoaka malagasy manoloana ny zava-mitranga ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Fitrandrahana mampidi-doza Ho Soamahamanina faha-2 Ampasindava

28/04/2017

Mananontanona indray ny loza aminny resaka fitrandrahana harena ankibonny tany. Nilaza mantsy ny filoha Hery Rajaonarimampianina tany Antsiranana ny alarobia 26 aprily teo fa halamina ny taratasy momba ny fitrandrahana

Hamaky ny tohiny...

Foire de limmobilier Hanomboka rahampitso eny lapanny tanna

28/04/2017

Hotanterahina etsy aminny lapanny tannanAnalakely manomboka rahampitso sabotsy 29 aprily haharitra telo andro ilay Foire de lImmobilier karakarainny InIdea Agency,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana