Fil d'actualités du 18/10/2017

  • 18/10/2017 - 17:00 : PESTA: Nandefa ekipa mpitsabo handray anjara amin’ny fametrahana SAMU (Service d’Aide Médicale Urgente) hiandraikitra ny pesta eto Antananarivo i Frantsa. Resaka famonjena sy fandraisana an-tànana no vonjimaika ny marary ary ny fitondrana azy any amin'ny toeram-pitsaboana no asan'io SAMU io.

  • 18/10/2017 - 16:00 : Ambatondrazaka: Trano 39 isa no kila forehitra omaly vokatry ny fiparitahan’ny afo tamina tokantrano iray. Labozia nirehitra ka nananika ny lay no fototry ny afo raha natory irery tao an-trano ilay zazalahy

  • 18/10/2017 - 15:30 : Ambohimanarina : trano misy rihana 1 no nirodana vokatry ny orana.

  • 18/10/2017 - 15:00 : Ambohimanambola: Nidoboka vonjimaika eny Tsiafahy ilay lehilahy nanindrona vy maranitra ny mpiray tanàna aminy teny Ambohitra Ambohimanambola. Nalevina androany kosa ny razana .

  • 18/10/2017 - 14:30 : Antsiranana _Festival des arts urbains: Hotanterahina ao amin'ny Alliance Française Antsiranana ny 24-28 oktobra izao ny hetsika ara-javakanto lehibe "Festival des arts urbains".

  • 18/10/2017 - 14:10 : Haiady Taekwondo: Ny andro mialohan'ny fifaninana "OPEN MADAGASCAR 2017" hatao eny amin'ny Kianja Mitafon'i Mahamasina ny 18 novambra no hanaovana ny fandajana sy ny antsapaka amin'ny fizotry ny fifanandrinana isan-tsokajiny, ary mila mitondra kopiam-pahaterahana na taratasy hafa ireo mpikatroka.

  • 18/10/2017 - 13:55 : FANATANJAHANTENA: Mikarakara fifaninana antsoina hoe: "OPEN MADAGASCAR 2017" ny federasionina Malagasin'ny Taekwondo ny 18 novambra izao, ka ireo atleta 13 taona noho mihoatra no afaka mandray anjara.

  • 18/10/2017 - 13:40 : POLITIKAN'NY FANGALARAM-BATO: Tsy misy mahay mangala-bato mihoatra ny praiminisitra ankehitriny Mahafaly Solonandrasana Olivier, hoy ny filohan'ny Antoko Miombona Ezaka (AME), Ramilina.

  • 18/10/2017 - 13:25 : HERY RAJAONARIMAMPIANINA: Nahazo ny mari-boninahitra "Docteur Honoris Causa ès Sciences Politique" avy amin’ny Oniversiten’i Milan ny Filoha malagasy nandritra ny fitsidihana izay nataony tany Italie.

  • 18/10/2017 - 13:10 : VAOVAO LEHIBE: Ho avy eto Madagasikara, ka higadona eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato anio 18 oktobra amin'ny 2 ora tolakandro ny Sekretera Jeneralin'ny Federasionina iraisam-pirenen'ny "croix rouge" sy "croissant rouge".

Voir plus d'infos...

18/10/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170422

Misongadina

Antsojay tsy an-kitsitsy MBS tsy sokafana,TIKO akatona ?

22/04/2017

Manomboka mihamafy ny tsindry avy aminny mpanohana ani Marc Ravalomanana aminny tokony hanokafana ny haino aman-jery MBS (Malagasy Broadcasting System),

Hamaky ny tohiny...

Politique

Leader Fanilo Tany tsy misy fanjakana i Madagasikara

22/04/2017

Mahery vaika ny fanambaranny antoko Leader Fanilo manoloana ny raharahampirenena. Nivantana ny teninity antoko naorini Herizo Razafimahaleo ity, fa toy ny tany tsy misy fanjakana intsony eo Madagasikara, ary mihavery ny maha izy azy ny Malagasy. Tsy voaaro ny ainy sy ny fananany na an-tann-dehibe na ambanivohitra, potehina ny soatoavina.

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana sy Zafy Albert Nihaona manokana teny Ivandry

22/04/2017

Nihaona manokana teny aminny aminny Villa La Franchise Ivandry ny filoha teo aloha Zafy Albert sy Marc Ravalomanana omaly.

Hamaky ny tohiny...

Hoso-pifidianana tao Vakinankaratra Nitory ny Fivmpama

22/04/2017

Tsy mitombina ny filazana fa efa manana filoha aminizao fotoana izao ny tranobenny varotra ao Vakinankaratra, raha ny fanazavanny filoha rejionalinny fivondronanny mpandraharaha malagasy (Fivmpama) ao an-toerana, Fenosoa Raheriharivony.

Hamaky ny tohiny...

Sendikanny mpitsara Tsy maintsy hajaina ny fanjakana tan-dalna

22/04/2017

Azo atao hoe teboka iray nitarika fiovam-pijery goavana teto aminny firenena ny raharaha Claudine Razaimamonjy, ka nahatonga ny tsirairay sy ny isan-tsehatrasa handini-tena lalina sy tsy hanaiky intsony ny gabaoraraka teo aloha.Aoka izay ny tsindritsindry isan-tsokajiny fa avelao hiasa malalaka araka ny lalna ny mpitsara, hoy ny sendikanny mpitsara eto Madagasikara (SMM) nandritra ny fivoriambe notanterahanizy ireo omaly tetsy Anosy.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasinny Jean Niverina taminny naloa !

22/04/2017

Miarahaba anao aho ry Jean aminizao nahazoanao mpiara-miasa vaovao izao a ! Tena lasa ho aho ny saiko e ! Manonofy ratsy ve aho sa tena mamo tampina fa ohatry ny tsy vaovao amiko ireo mpiara-miasa naverinao aminny toerany ireo a !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fe-potoana nomena ani Claudine A&C Hifarana ny alatsinainy izao

22/04/2017

Ny alatsinainy 10 aprily lasa teo no niala teto Madagasikara i Claudine Razaimamonjy, ka fitarafana sy fitsaboana antsoina hoe Angiographie crbrale, izay nambara ho tsy vita eto Madagasikara no antony nandefasana azy tany Maorisy.

Hamaky ny tohiny...

Randriamahavalisoa Girard Hahasambotra ani Lylison ve ?

22/04/2017

Tsy dia any aminny fampandrosoana na tetikasa goavana no antonny nanoloanny fanjakana ankehitriny ireo mpikambanny governemanta fa mba hanamafisana orina ny fahefana sy ny sezanny HVM.

Hamaky ny tohiny...

Lions Club District 403 B 2 Governora vaovao i Georges Chane-Tune

22/04/2017

Nifarana omaly tetsy aminny hotel Carlton Anosy, rehefa naharitra telo andro ilay kongresy goavambe nokarakarainny fikambanana Lions Club District 403 B 2.

Hamaky ny tohiny...

FIROZE NOURBHAY Efa hita

22/04/2017

Tafaverina soa aman-tsara teo anilanny fianakaviany ny alakamisy 20 aprily taminny 8 ora alina i Firoze Nourbhay, ilay zanaka karana nisy naka an-keriny teo am-pakana bus scolaire.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tian-kano tsy tian-kano !

22/04/2017

Tany aminny tsy mivonto no nanaintaina, hoy fitenenana nanoloana ny fanovana minisitra vitsivitsy nataonny fanjakana HVM.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

SEKOLY AMBARATONGA AMBONY Latsaky ny 25 % no afaka manohy izany eny ambanivohitra

22/04/2017

Latsaky ny 25 %-nireo ankizy afa-panadinana Bakalrea any ambanivohitra no fantatra fa mba afaka manohy ny fianarany eny anivonny sekoly ambaratonga ambony raha mahatratra 70% mahery eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Malagasy mahantra Nitombo 10% tao anatinny 10 taona

22/04/2017

Nivoaka taminny fahanginany ireo mpahay toekarena Malagasy manoloana ny fahasahiram-bahoaka.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana