Fil d'actualités du 18/10/2017

  • 18/10/2017 - 17:00 : PESTA: Nandefa ekipa mpitsabo handray anjara amin’ny fametrahana SAMU (Service d’Aide Médicale Urgente) hiandraikitra ny pesta eto Antananarivo i Frantsa. Resaka famonjena sy fandraisana an-tànana no vonjimaika ny marary ary ny fitondrana azy any amin'ny toeram-pitsaboana no asan'io SAMU io.

  • 18/10/2017 - 16:00 : Ambatondrazaka: Trano 39 isa no kila forehitra omaly vokatry ny fiparitahan’ny afo tamina tokantrano iray. Labozia nirehitra ka nananika ny lay no fototry ny afo raha natory irery tao an-trano ilay zazalahy

  • 18/10/2017 - 15:30 : Ambohimanarina : trano misy rihana 1 no nirodana vokatry ny orana.

  • 18/10/2017 - 15:00 : Ambohimanambola: Nidoboka vonjimaika eny Tsiafahy ilay lehilahy nanindrona vy maranitra ny mpiray tanàna aminy teny Ambohitra Ambohimanambola. Nalevina androany kosa ny razana .

  • 18/10/2017 - 14:30 : Antsiranana _Festival des arts urbains: Hotanterahina ao amin'ny Alliance Française Antsiranana ny 24-28 oktobra izao ny hetsika ara-javakanto lehibe "Festival des arts urbains".

  • 18/10/2017 - 14:10 : Haiady Taekwondo: Ny andro mialohan'ny fifaninana "OPEN MADAGASCAR 2017" hatao eny amin'ny Kianja Mitafon'i Mahamasina ny 18 novambra no hanaovana ny fandajana sy ny antsapaka amin'ny fizotry ny fifanandrinana isan-tsokajiny, ary mila mitondra kopiam-pahaterahana na taratasy hafa ireo mpikatroka.

  • 18/10/2017 - 13:55 : FANATANJAHANTENA: Mikarakara fifaninana antsoina hoe: "OPEN MADAGASCAR 2017" ny federasionina Malagasin'ny Taekwondo ny 18 novambra izao, ka ireo atleta 13 taona noho mihoatra no afaka mandray anjara.

  • 18/10/2017 - 13:40 : POLITIKAN'NY FANGALARAM-BATO: Tsy misy mahay mangala-bato mihoatra ny praiminisitra ankehitriny Mahafaly Solonandrasana Olivier, hoy ny filohan'ny Antoko Miombona Ezaka (AME), Ramilina.

  • 18/10/2017 - 13:25 : HERY RAJAONARIMAMPIANINA: Nahazo ny mari-boninahitra "Docteur Honoris Causa ès Sciences Politique" avy amin’ny Oniversiten’i Milan ny Filoha malagasy nandritra ny fitsidihana izay nataony tany Italie.

  • 18/10/2017 - 13:10 : VAOVAO LEHIBE: Ho avy eto Madagasikara, ka higadona eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato anio 18 oktobra amin'ny 2 ora tolakandro ny Sekretera Jeneralin'ny Federasionina iraisam-pirenen'ny "croix rouge" sy "croissant rouge".

Voir plus d'infos...

18/10/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170421

Misongadina

Governemanta Minisitra 3 voadaka

21/04/2017

Nesorina tamin'ny toerany ny minisitry ny rano Rolland Ravatomanga, ka votendry ho minisitry ny rano, angovo ary ny akoran'afo i Lantoniaina Rasoloelison,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Raharinirina Jacques Aim Fihetsiketsehana salobokomana io fanovana minisitra io

21/04/2017

Ity fanovana indray maka ity no atao hoe Retouche salobokomana , hoy ny mpanao politika mpandrindra nasionaly ny antoko Tambatra, Raharinirina Jacques Aim.

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Claudine A&C Niala bala ny filohampirenena

21/04/2017

Mijoro ho Raiamandreny aminny fotoana rehetra ny filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny fitsarana Tsy noesorina na dia be mpanakiana aza

21/04/2017

Tsy voakitika ny minisitry ny fitsarana Charles Andriamiseza, raha samy nilaza ny mpanara-baovao fa izy no minisitra ratsy toerana indrindra.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Raiamandreny

21/04/2017

Tena menatra sy nanongo tena aho rise ry Jean naheno ny fanambaranise fa hijoro ho raiamandreny ise fa tsy hiditra lalina amininy raharaha nahasaringotra anny mpanolotsainanise iny

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy nanome alalana fanorenana eny Andohatapenaka

21/04/2017

Nandiso ny filazanny minisi-panjakana misahana ny tetikasanny filohanny Repoblika Narson Rafidimanana ny lefitra voalohanny Benny tanna Antananarivo Renivohitra Julien Andriamorasata omaly teny Analakely.

Hamaky ny tohiny...

Nivo Ratiarison Tsy ampy azy ve ilay 5 taona, hoy ny mpanao gazety nitory

21/04/2017

Nivoaka taminny fahanginany ilay mpanao gazetinny Madagate,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fanonganam-pifidianana

21/04/2017

8 volana sisa dia higadona ny taona 2018. Taom-pifidianana, hoy ny filazanny vaomiera mpikarakara azy izay.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Toby fiantsonana Fasanny Karana Mitombo ny gaboraraka, manjaka ny loto

21/04/2017

Anisanny tobim-piantsonana iray tena mampitaraina ny maro tokoa ny etsy aminny Fasanny karana.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Ala mando atsinanana Ho ringana ihany ny hiafarany

21/04/2017

Ho ringana ihany ny hiafaranny ala mando ao Atsinanana vokatry ny fitrandrahana hazo tsy ara-dalna, hoy ny WWF (World Wide Fund for Nature). N

Hamaky ny tohiny...

Vola sy teknolojia Miala any indray ny BNI-NET

21/04/2017

Nanavao tanteraka ny fomba fiasany ny Banky BNI Madagascar entina hanomezana fahafaham-po ny mpanjifa.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

EPP Andrefanambohijanahary Niova endrika, 107 taona aty aoriana

21/04/2017

Niova endrika tanteraka ny sekoly ambaratonga fototra etsy Andrefanambohijanahary rehefa tsy nisy fanamboarana tao anatinny 107 taona nijoroany.

Hamaky ny tohiny...

VIVO ENERGY sy ny mpianatry ny INSCAE Nanampy ny fitaizana zaza kamboty eny Anosiavaratra

21/04/2017

Nifanome tanana nanampy ny Loharanosoa Toko telo, toerana fitaizana zaza kamboty iray eny Anosiavaratra indray ny orinasa Vivo Energy sy ny mpianatry ny sekoly ambony INSCAE.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

HORONANTSARY GISA MAINTY Tena nankafizinny mpijery

21/04/2017

Fahombiazana tanteraka no azonny tranom-pamokarana Scoop digital nandritra ny famoahany voalohany ilay horonantsary Gisa mainty teto an-drenivohitra taminny Alatsinainny Paska lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana