Fil d'actualités du 25/06/2017

  • 25/06/2017 - 07:25 : Hihaona amin'ny filoha Frantsay Emmanuel Macron any Paris ny alarobia 28 jona ho avy izao ny filoha Hery Rajaonarimampianina araka ny fanasana manokana azony.Miarahaba sy mirary soa ny Malagasy ihany koa ny fetimpirenena ny filoha Frantsay.

  • 25/06/2017 - 07:15 : Chine:tanàna iray no potika tanteraka, olona 100 tsy hita popoka, razana 15 no efa hitan'ny mpamonjy voina.Io no vokatry ny fihotsahan'ny tany goavana narahana ranom-potaka tany Sichuan Chine ny sabotsy teo.

  • 25/06/2017 - 07:10 : Ho faran'izay hentitra ny fitandroana ny filaminana eny amin'ny kianjaben'i Mahamasina rahampitso 26 jona.1200 ny mpitandro filaminana hiasa ao anatiny sy ety ivelan'ny kianja.Hisy ny fanarahamaso amin'ny alalan'ny camera de surveillance ary hisy Koa ny fitaovana raitra dia raitra hafa ampiasaina mandritra ny fisavana ireo rehetra hiditra ao an-kianja.

  • 25/06/2017 - 07:05 : 1200 no isan'ireo vahiny nasaina hiatrika ny fiaraha-misakafo amin'ny filohampirenena mivady eny amin'ny lapam-panjakana Iavoloha rahampitso alatsinainy 26 jona aorian'ny matso eny Mahamasina ho fanamarihana ny faha-57 taonan'ny fahaleovantena.

  • 24/06/2017 - 08:30 : Fikambanana Zana- dRanavalona : Hankalaza ny alahamady eny Anosimanjaka. ny Fikambanana Zana- dRanavalona anio 24 jona. Mifanandrify amin’ny fanisan’andro nataon- dRalambo sy ny abibo izy io, hoy Ravelonarivo Alain Eddy avy amin’ny fikambanana. “Taom-baovaovao eto Imerina” no anarana nosafidian’ny zana-dRanavalona hoenti- manatanteraka ny hetsika. Hisy ny hiragasy goavana hamaranana ny hetsika rahapitso 25 jona.

  • 24/06/2017 - 08:00 : Ambatondrazaka: Nivoaka androany maraina ny valim-panadinana CEPE.

  • 23/06/2017 - 14:30 : Marovoay _Fiaramanidina nianjera: Fiaramanidina kely iray tra-doza omaly maraina, ka nianjera teny an-tanimbary. Fiaramanidina tsy miankina nofain’ny orinasa Leader Price izy io. Teratany vahiny iray sy Malagasy iray no tao anatiny, saingy tsy nisy naninona izy ireo.

  • 23/06/2017 - 13:30 : Fanamarihana ny fetim-pirenena_Fitandroana ny filaminana: Arak any fanambaran’ny mpitandro filaminana teny amin’ny Toby Ankadilalana androany, dia hatramin’ny 1000 ireo mpitandro filaminana hahetsika mandritra ny fanamarihana ny fetim-pirenena, indrindra fa ny takarivan’ny 25 jona hanapoahana ny afomanga sy ny 26 jona hanaovana ny matso eny amin’ny Kianjaben’I Mahamasina.

  • 23/06/2017 - 13:00 : Fanadinana CEPE: Mbola mitohy ny ady hevitra momba ny laza adina “laza olana” na “Problème”. Mahatsikaritra ny ankamaroan’ny mpitsara fa tsy voalanjalanja ny fanadinana. Tsy takatry ny ankizy ny fanontaniana sasantsasany. Vitsy tamin’ny ankizy no nahazo ny naoty antsasa-manila. Mety ho tsy tena mpampianatra no namolavola ny laza adina fa mpiasa birao, hoy ny fanamarihan’ny mpampianatra. Manahy ny mpampianatra fa ho ratsy ny vokatra.

  • 23/06/2017 - 12:30 : Madera Namontana _Trangam-piarahamonina: Vehivavy iray maty nisy namono tao an-tranony androany atoandro.

Voir plus d'infos...

23/06/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170420

Misongadina

PM Solonandrasana Hosamborina ihany koa ?

20/04/2017

Hatry ny ela no nalaza taminny resaka kolikoly aminny tsenambaro-panjakana ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly OIivier.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Raharaha Claudine A&C Tomponandraikitra feno ny minisitry ny Fitsarana

20/04/2017

Tsy mifanalavitra firy aminny raharaha Antsakabary nanjo ny minisitry ny polisim-pirenena ny raharaha Claudine A&C, hoy ny filohanny sendikanny mpiraki-draharaha teo aloha Rabenandrasana Nicolas.

Hamaky ny tohiny...

Dinika fanonganam-panjakana Tsy nosakananny Emmoreg

20/04/2017

Hentitra ny mpitarika ny Tolona Fanorenana Ifotony (TFI), Rasolofo Andr, ny zoma teo raha nanambara taminny haino aman-jery ampahibemaso fa fitondrana mamoha henatra no misy aminizao fotoana izao ka mila haongana aminny fomba rehetra.

Hamaky ny tohiny...

Vovonana mampiray Nanao rodobe tany Ivato-Vohipeno

20/04/2017

Tonga ny fotoana aminny fametrahana ny fanorenana ara-panahy sy ara-moraly eto Madagasikara, hoy ry zareo ao aminny Vovonana Mampiray ny vahoaka malagasy ny fanorenana ifotony sy ny fanarenana ani Madagasikara tarihan-dRtoa Arlette Ramaroson mpitsara iraisam-pirenena teo aloha.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Mody atao hoe

20/04/2017

Miarahaba anao aloha ry Jean tamininy vokatra vaovao nampahafantarinao ny mpijerintsika omaly iny oadray ! Mpamakintsika mantsy e !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Lions Club International Miara-miasa aminny fitondrana mifandimby

20/04/2017

Nisokatra taminny fomba ofisialy omaly teny aminny hotely Carlton Anosy ny kongresy faha-3 nny Lions Club District 403 B2; nisolotena ny fitondram-panjakana nandritra ny lanonana ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier,

Hamaky ny tohiny...

Gare routire Andohatapenaka Aorina eo ambony romoromo

20/04/2017

Napetraka omaly ny vato fototry ny toeram-piantsonanny fiara eny Andohatapenaka izay hivelatra amina velaran-tany 8ha, ka namonoanny mpitondra omby mba hanaovana joro mihitsy teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Fampandrosoana anAntananarivo Nanao antso avo i Lalao Ravalomanana

20/04/2017

Nanomboka omaly 19 aprily 2017 ny 10 andro fivoriana ara-potoananny filankevitra monisipalinny kaominina Antananarivo Renivohitra. Nisantarana azy ny tatitra nataonny sekretera jeneraly Razafimahefa Heriniaina mikasika ny asa vitanny kaominina taminny taona 2016.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Maty ny afo ?

20/04/2017

Toa lany andro aminny fanamelohana am-bava sy ny resabe etsy eroa ireo izay manampahefana efa nahavelombolo ny rehetra, fa hijoro sy tsy hanaiky lembenana taminilay raharaha nahasaringotra ilay vehivavy malaza taminny kolikoly.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Kaominina Ambohijanaka Vita soa aman-tsara ny tsena, efa ho vita ihany koa ny lalana

20/04/2017

Vita soa aman-tsara ny tsena ao aminny kaominina Ambohijanaka, distrikanAtsimondrano. Omaly no nitafa sy naka ny hetahetanireo mpivarotra ao an-toerana ny Benny tanana Alain Ratsimbazafy no sady nijery ny foto-drafitrasa. Mitentina 160 tapitrisa Ar no nanamboarana azy io,

Hamaky ny tohiny...

Tsena vaovao etsy Ambodifilao Miandry fitokanana ara-dalna ireo mpivarotra

20/04/2017

Efa iray volana izay, raha ny fanazavanny delegenny tsena etsy Analakely no nitsangananny tsena vaovao etsy Ambodifilao.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Zaridaina Ampefiloha Hitondra ny anaranny Lions Club International

20/04/2017

Notokanana omaly Alarobia 19 Aprily ny tsangambatonny Lions Club International etsy Ampefiloha. Nomarihana taminny fomba Ofisialy izany taminny alalanny lanonana tsotra natrehanny Benny TanananAntananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana sy ny fianakaviambenny Lions Club International notarihanny Governora Distrika 403 B2, Rakotozafy Fidy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana