Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170414

Misongadina

Minisitry ny fitsarana Matahotra mafy anny Bianco ?

14/04/2017

Tsy nisy sahy nipoitra teny aminny Bianco omaly maraina ireo solontenam-panjakana nandritra ny fanolorana fitaovana momba ny informatika nataonny masoivoho frantsay na dia nahazo fanasana aza.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Raharaha Claudine Razaimamonjy Miditra an-tsehatra ny iraisam-pirenena

14/04/2017

Mitohy hatrany ny fanohananny sehatra iraisam-pirenena ny Bianco.

Hamaky ny tohiny...

Antoko VAMI Mitaky fifidianana lalmpanorenana

14/04/2017

Akaiky ny fifidianana aminny 2018, hoy ny sekretera jeneralinny antoko VAMI, Gaby Vakiniadiana.

Hamaky ny tohiny...

Minisitra Rolland Ravatomanga Mampiroaroa saina ny TIM sasany

14/04/2017

Maro aminireo mpikambana ao anatinny antoko Tiako I Madagasikara no miroaroa saina sy velom-panontaniana ankehitriny momba ny minisitry ny rano Rolland Ravatomanga hoe mbola ao anatinny antoko TIM ny tenany sa efa HVM ?

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Lasibatra izany ianareo e !

14/04/2017

Eny ary ry Jean fa dia ianareo izany no lasibatra a ! Tsy rariny tokoa ny nahazo anareo hatraminizay e ! Halatra madinidinika ny fanodinkodinana fananam-bahoaka mitentina an-tapitrisany maro.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Boaderozy tany Singapour Bizina vaovaonny HVM

14/04/2017

Mitohy ny raharaha boaderozy tratra tany Singapour taminny 2014. Aminizao fotoana dia tsy maintsy manohy ny ezaka isika satria araka ny fahafantarako azy dia mba anisanny ady lehibe nataonny fitondram-panjakana ity ady aminny fanondranana ny hazontsika tany

Hamaky ny tohiny...

Ramiaramanana Joseph Mihantsy ady amin-dRavalomanana

14/04/2017

Tsikaritra ho misetrasetra sy mandrangaranga hery mihitsy ny kolonely Ramiaramanana Joseph, sekretera jeneraly eo anivonny minisiteram-panjakana misahana ny tetikasanny filoha sy ny fanajariana ny tany (M2PATE) aminny fandravana trano ataony ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Polisinny sisintany Ivato Ara-dalna ny taratasin-dRtoa Claudine Razaimamonjy

14/04/2017

Nanao fanambarana ny kaomisera divizionera Lebiria Rufin Tolozara, tompon'andraikitra voalohany eo anivonny polisy mpiambina ny sisintany (PAF) eny Ivato omaly alakamisy 13 aprily maraina fa nahafeno fepetra ny taratasini Claudine Razaimamonjy mikasika ny famoahana azy hitsabo tena any ivelany.

Hamaky ny tohiny...

Olona manana fahasembanana Nifampizara traikefa tetsy Antsahavola

14/04/2017

Manana fahasembanana 20 isa no nandray fiofanana arakasa taminny rafitra tsy miankina (ONG) C for C hatreto, raha ny fanazavanny talenny ONG, Sariaka Nantenaina.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Fetinny paska Nivadika ho zavatra hafa mihitsy

14/04/2017

Fety masina ny fetinny paska saingy aminizao fotoana kosa dia toa efa lasa mivaona aminizay ny ankamaroanny olona, eny fa ny kristianina mihitsy aza no tena maro manao azy.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Hirodana ny fanjakan-jiolahy

14/04/2017

! Mihevi-tena ho eo mandrakizay ny mpitondra ankehitriny, ka tsy misaina akory izay haloaky ny ampitso. Tsy misy intsony ny fanjakana tan-dalna fa efa tena ara-bakiteny ny fanjakan-jiolahy eto amintsika aminizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Befelatanana Narenina ny sampandraharahanny Neuro-psychiatrie

14/04/2017

Narenina tanteraka ny sampandraharahanny Neuro-psychiatrie eo anivonny hopitaly Befelatanana.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

BANKY BNI MADAGASCAR Mpanohana ofisialy ny ITM taona 2017

14/04/2017

Anisanny banky iray manohana feno ny fampiroboroboana ny fizahantany eto amintsika ny BNI Madagascar.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana