Fil d'actualités du 19/08/2017

  • 19/08/2017 - 10:00 : Jirama _Fafatapahan-drano: Noho ny fahavakisan'ny fantsona lehibe iray ao ANDRAHARO dia tapaka ny rano manelanelana an'ANTANIMENA sy ANDRAHARO (ANKAZOMANGA, TSARAMASAY, ...) mandritra ny fanamboarana izay efa nanomhoka ny maraina teo.

  • 18/08/2017 - 16:00 : Mahajanga: Efa tonga soa aman-tsara avokoa ny anakamaroan’ireo delegasiona avy amin’ny faritra 22 eto Madagasikara hiatrika ny Fifaninanana ara-panatanjahantena an-tsekoly nasionaly, ka maherin’ny 1400 eo ireo ankizy no hiatrika ny lalao. Rahapitso 19 aogositra tolakandro ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ary ny Alahady hoavy izao ny fifanitsanana no hiatomboka.

  • 18/08/2017 - 15:00 : Asa fanaovan-gazety: Efa eo am-panomanana ny karatra maha mpanao gazety matihanina ny holafitry ny mpanao gazety amin’izao fotoana. Mifarana amin’ity taona ity rahateo ny maha manan-kery ny karatra teo aloha. Efa mandeha ny fanisana manerana ny Nosy, ka manodidina ny 1200 amin’izao fotoana izao ireo mpanao gazety. Manentana ny rehetra hanara-maso hisorohana ny mpisoloky sy ny mpisandoka ny holafitra tarihin’i Gérard Rakotonirina. Aorian’ny fahavitan’ny karatra kosa no hanatanterahana ny fifidianana ny birao vaovao hitantana ny holafitra.

  • 18/08/2017 - 14:00 : Hery Rajaonarimampianina: Nanolotra valopy misy lelavola 10 tapitrisa Ariary ho an'ireo mpianatra mendrika tonga nitsidika azy teny Iavoloha Filoha Hery Rajaonarimampianina mba ho fanampiana azy ireo amin'ny fanatanterahana ny dia fibeazana ataony amin'izao fotoana izao.

  • 18/08/2017 - 13:30 : Politika _Famoriam-bahoaka: Nolavin’ny prefektioran’ny polisy ny hetsika kasain’ny Dinika Fanavotam-Pirenena (DFP) sy ny Hery ho an’ny fanovana hamory vahoaka ny 22 ka hatramin’ny 26 aogositra eny amin’ny Kianja mitafon’I Mahamasina.

  • 18/08/2017 - 13:00 : Famatsiam-bola: Nahazo famatsiam-bola12 tapitrisa dolara avy amin’ny banky Iraisam-pirenena ho an’ny tahiry fampandrosoana ifaotony na FDL izy io, ka hampidirina mivantana any amin’ny kaontin’ny kaominina miisa 1000 nahafeno ny fepetra notakiana. 15 tapitrisa ariary isaky ny kaominina izany, ary hatokana hametrahana fotodrafitrasa madinika

  • 18/08/2017 - 12:00 : Farafangana sy Vangaindrano _Fanafody tsy ara-dalàna: Mahazo vahana ny fivarotana fanafody tsy ara-dalàna any an-toerana, raha ny fanambaran’ny tambajotram-pirenena miharo ny zon’ny mpanjifa RNDC, tarihin-dRabetsara Lita

  • 18/08/2017 - 11:30 : Politika _Famoriam-bahoaka: Nahazo alalana avy amin’ny kaominina Antananarivo amin’ny famoriam-bahoaka hataony eny amin’ny kianja mitafon’I Mahamasina ny 22 aogositra ho avy izao ny Dinika Fanavotam-Pirenena sy ny Herin’ny Fanovana.

  • 18/08/2017 - 11:00 : Antsiranana _Faha-50 taonan'ny FJKM: Natomboka tamin'ny diabe sy fanopoam-pivavahana narahina antsa an-kira ny fanokafana androany, ka nitarika izany ny Filohan'ny FJKM, pasitera Ami Irako Andriamahazosoa sy ny Filohan'ny Komitin'ny Fankalazana Marc Ravalomanana.

  • 18/08/2017 - 10:30 : Fanatanjahantena _Taranja Kickboxing: Nametra-pialana tsy ho filohan'ny Federasionina i Briand Andrianirina, izay efa nahavita be teo amin'ny fitantanana io federasionina io satria efa nahavita fe-potoam-piasana miisa roa. Hifantoka kokoa amin'ny taranja Judo indray izy manomboka izao. Ho fanasoavana ny tontolon'ny fanatajahan-tena, hoy izy ny anton'ny fialany sy mba hidiran'ny olon-kafa indray eo amin'io toerana io. Nahomby tokoa ny fitantany ary mba te hampamiratra ny taranja judo ihany koa izy, izay Filoha lefitra faha-4 eo anivon'ity federasionina ity amin'izao.

Voir plus d'infos...

18/08/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170412

Misongadina

Kolikoly avo lenta Tsy ho afa-bela ny filoha sy ny praiminisitra

12/04/2017

Mampiahiahy ny fihetsiky ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina, izay toa tsy te hiresaka sy te hampangina ny raharaha Claudine Razaimamonjy, ka omaly nandritra ny fitokanana fotodrafitrasa teny aminny tobinny miaramila teny Soanierana,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Antoko VAMI Mitaky fifidianana lalmpanorenana

12/04/2017

Akaiky ny fifidianana aminny 2018, hoy ny sekretera jeneralinny antoko VAMI, Gaby Vakiniadiana.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Eto, hono, aho da sa hitany !

12/04/2017

Bravo Jean !!! Sady miarahaba e ! Ataonareo fanina mihitsy izahay mianakavy an ! Fanindroany izao no nanodinkodinanareo ny saim-pokonolona tamininy Jeanne be iny ary dia hitako nahomby aloha raha tena izay no tanjonareo tao e !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Ady aminny kolikoly Andraikitry ny rehetra, hoy ny TAMAMI

12/04/2017

Azo lazaina fa endrika iray itarafana ny firosoanny fanjakana aminny ady aminny kolikoly ny hetsika nataonny birao mahaleontena misahana ny kolikoly na ny Bianco,

Hamaky ny tohiny...

Fampiharan-dalna eto Madagasikara Misy fiangarana goavana

12/04/2017

Tsy takona afenina intsony ny tombo sy hala eto aminny firenena, indrindra fa ny fampiharan-dalna.

Hamaky ny tohiny...

Fitsaram-bahoaka mirongatra Vokatry ny 2009, hoy Rakotovazaha Olivier

12/04/2017

Lasa kolontsaina eto amintsika ny fitsaram-bahoaka izay niainga taminny tsy fanarahan-dalna nitranga taminny taona 2009,

Hamaky ny tohiny...

CAPSAT Soanierana Nahazo fotodrafitrasa vaovao

12/04/2017

Nasiam-panavaozana ny fotodrafitrasa eny aminny tobinny foloalindahy eny aminny Soanierana (CAPSAT), dia ny lalana sy ny toerana malalaka fanaovana Rassemblement,

Hamaky ny tohiny...

Fanafihana Masera tany Antsirabe Olona 30 no natolotra ny fampanoavana

12/04/2017

Nifarana vonjimaika omaly talata ny fanadihadiana ireo andianolona voalaza ho nanafika sy ny nandroba ary nanolana relijiozy tao Antsahatanteraka Antsirabe faharoa.

Hamaky ny tohiny...

Easy Park eny Antaninarenina Manomboka sosotra ireo tompona fiara

12/04/2017

Velon-taraina ny aminny fomba fiasanny Easy Park tanteraka ireo tompona fiara mampiasa parking eny amininy faritra Antaninarenina iny aminizao fotoana.

Hamaky ny tohiny...

Kidnapping isaky ny mihetsika Mampiaka-peo ny Karana

12/04/2017

Tovolahy iray, zanaka teratany karana antsoina hoe : Firoze Nourbhay,16 taona , no nisy naka an-keriny omaly maraina tokony ho taminny 6 ora sy sasany raha handeha haka bus scolaire hamonjy ny fianarany eny aminny lyce Franais Ambatobe.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Veleso ny vy dieny mafana !

12/04/2017

Mafampana ny raharaha ady aminny kolikoly sy famotsiana vola maloto eto aminny firenena aminizao fotoana izao, raha tsy hilaza afa tsy ny momba ilay ramatoa malaza efa tafaporitsaka any ivelany.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Lalam-pirenena faha-4 Mirongatra ny fanafihan-jiolahy

12/04/2017

Mirongatra ny tsy fandriampahalemana any amininy lalam-pirenena fahefatra mihazo ani Mahajanga iny.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Depiote Randrianasolo Jean Nicolas Nampidirina hopitaly any Ihosy

12/04/2017

Noho ny aretina tampoka nahazo azy vokatry ny harerahany noho ny dia notanterahiny tao anatiny sy ivelanny distrikani Betroka

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana