Fil d'actualités du 16/01/2018

  • 16/01/2018 - 09:30 : MIALITIANA CLERC: Natsangana mpivady frantsay, izay mpilalao ski izy teo amin’ny fahaherintaona sy tapany ary nipetraka any Frantsa hatramin’izao, ka ka dia mizaka ny zom-pirenena frantsay sy milalao any Frantsa aza izy dia nisafidy ny hiaro ny voninahi-pirenena Malagasy.

  • 16/01/2018 - 09:15 : LALAO OLIMPIKA: Tovovavy iray16 taona antsoina hoe Mialitiana Clerc no hisolo tena an’i Madagasikara eo amin’ny taranja Ski, amin’ny lalao olimpika atao any Korea Atsimo amin’ny volana febroary izao.

  • 16/01/2018 - 09:00 : VEHIVAVY NAONDRANA TANY SINA: Vehivavy mihoatra ny 400 no efa lasibatry ny tambajotra tarihin'i Mina nanomboka ny taona 2014 ary vola manodidina ny 24 tapitrisa ariary isaky ny vehivavy no alain'izy.

  • 16/01/2018 - 08:45 : FANONDRANANA OLONA MAKANY SINA: Vehivavy antsoina hoe Mina na Emilienne izay lehiben'ny mpanondrana vehivavy Malagasy any Sina. Tamin'ny herinandro izy no naverina teto rehefa nialokaloka tany Sina nandritry ny 5 taona.

  • 16/01/2018 - 08:30 : SIDINA ANTSIRANANA-NOSY BE: Mpandeha Réunionais 20 sy olon'i Nosy Be 06 no hisantatra ity sidina an'habakabaka voalohany hampifandray ny tanana roa tonta ity anio.

  • 16/01/2018 - 08:15 : FITATERANA AN'HABAKABAKA: Hotokanana anio any amin'ny Seranampiaramanidina Arrachart, Antsiranana ny sidina vaovaon'ny Air Madagascar mampifandray an'Antsiranana sy Nosy Be.

  • 16/01/2018 - 08:00 : FANADINAM-PANJAKANA: Nanomboka omaly 15 janoary hatramin'ny 15 mattsa ny fisoratana anarana amin'ny fanadinana BEPC 2018.

  • 15/01/2018 - 16:00 : ANDOHATAPENAKA: Rangahy iray sahabo ho 30 taona no vaky loha tanteraka amin'izao fotoana eny Ambodimita,vokatry ny ady teo aminy sy ny namany. Marihina fa samy mamo ny roa tonta.

  • 15/01/2018 - 15:30 : JIRAMA: Mety hisy fiakarany koa ny vidin’ny rano izany hoe raha vidiana 395 Ariary ny 1 metatra tora-3 dia mety ho vidiana 1000 Ariary zany.

  • 15/01/2018 - 15:00 : ONIVERSITE ANTANANARIVO: Tonga teny an-toerana ny tompon’andraikitra ny ministeran’ny fampiananrana ambony, ka hivoaka rahampitso ny lisitry ny fandoavana ny vatsim-pianaran’ny mpianatra eny Ankatso.

Voir plus d'infos...

15/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170410

Misongadina

Kolikoly avo lenta Mpanolotsainny Filoha 2 hosamborina

10/04/2017

Miha mangotraka ny raharaha kolikoly mahasaringotra ireo mpanolotsainny filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fikambanana FITEVA Nahavory firehana samihafa

10/04/2017

Azo ambara fa tontosa ny fanambinny fikambanana FITEVA na Fikambanana Ifanampianny TEraki VAkinankaratra sampana

Hamaky ny tohiny...

Claudine Razaimamonjy Tsy mahazaka fiaramanidina

10/04/2017

Tsy mbola fantatra mazava hatraminizao izay tena mahazo ilay mpandraharaha vaventy voarohirohy taminny resaka kolikoly avo lenta, Claudine Razaimamonjy.

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao Vonona hiady izahay

10/04/2017

Nohararaotinny filohanny antoko Hvm, Rivo Rakotovao, ny zaikabe provinsialinny antoko tao Toamasina ny sabotsy tontolo andro teo natao tao aminny kianja mitafoni Soavita,

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Nijoboka

10/04/2017

Jean kely tsy nahay nilomano nijoboka ! Jean be koa ity toa nanao angano

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fanakorontanana teny aminny Bianco Fa taiza Ravoavy sy Florens ? , hoy i Alain Andriamiseza

10/04/2017

Tsy tapitra hatreo ny resaka momba ny zava-niseho teny aminny Bianco Ambohibao ny herinandro lasa teo, izay nisianny herisetra sy ny fikomiana nentina nitakiana ny famoahana ani Claudine Razaimamonjy.

Hamaky ny tohiny...

Kenianina mampiahiahy Naverina nody any an-tanindrazany

10/04/2017

Lehilahy iray, teratany Kenianina no nosamborina tao amina hotely iray eny Tsaralalana, omaly antoandro.

Hamaky ny tohiny...

Harona plastika mihoatra ny 50 microns Niakatra avo roa heny ny vidiny

10/04/2017

Misedra olana tanteraka ireo mpivarotra harona plastika eto an-drenivohitra aminizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

VahoakanAntsirinala Manohitra ny fananganana Pylne ao an-tanna

10/04/2017

Nampisavorovoro ny mponina ao amin'ny fokontany Antsirinala, kaominina Ambohibary, distrikan'i Moramanga ny fisianny tetikasa fananganana andrimby na pylne ao an-tanna.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Aza asiana tombo sy hala e !

10/04/2017

Mafampana ny raharaha kolikoly avo lenta mahasaringotra ilay vehivavy mpanolotsainny filoha.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Antenimieranny varotra sy ny indostria Niteraka resa-be ny fifidianana tao Antsirabe

10/04/2017

Notontosaina ny alahady 9 aprily 2017 ny fifidianana ireo mpikambana 34 handrafitra ny mpifidy vaventy eo anivonny antenimieranny Varotra sy ny indostria - Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana