Fil d'actualités du 17/10/2017

  • 17/10/2017 - 18:00 : Ny Ministeran’ny fiarovam-pirenena sy ny Ministeran’ny Fitaterana sy Famantarana ny Toetr’Andro dia manao hetsika ho fankalazana ny andro ho an’ ny "Aéronautique 2017", tokony atao ny 21-20 Oktobra 2017 izao ao amin’ ny « Base Aéronavale Ivato » saingy hahemotra noho ny fifehezana ny pesta.

  • 17/10/2017 - 17:00 : FJKM: Hotanterahina ao amin'ny FJKM Ankadifotsy ny fankasitrahana ny mpitandrina Lala Rasendrahasina, filohan'ny FJKM teo aloha amin'ny Alahady 22 Oktobre 2017 amin'ny 3 ora tolakandro.

  • 17/10/2017 - 16:30 : Orinasan-tserasera: Hiroso amin’ny fanadiovana ny onjam-peo ny Antokon-draharaha misahana ny fanaraha-maso izany na ny ARTEC. Ho henjana ny fijerena ireo pitsopitsony rehetra momba ireo onjam-peo tsy ara-dalàna.

  • 17/10/2017 - 16:00 : Fenoarivo : Tsy mbola vita hatramin'izao ilay fefiloha vaky tamin’ny orambe farany teo kanefa vao avy ny orana omaly dia niakatra ny rano. Mihorohoro sahady ny mponina satria orana kely vao manomboka dia efa miakatra ny rano.

  • 17/10/2017 - 15:45 : KAOMININA IVATO : Asiam-panamboarana ny lalana ao amin'ny K7 hiditra eo amin'ny Cheval Blanc teo aloha. Ho vitaina ao anatin'ny iray volana ny asa, hoy ny ben'ny Tanànan'Ivato, Randrianarisoa Penjy.

  • 17/10/2017 - 15:30 : Mahanjanga: Nozaraina androany ny tambi-karaman'ireo Sefo fokontany rehetra ao Mahajanga. Efa nisitraka ny azy ihany koa ny ao anatin'ny faritra rehetra ao Boeny.

  • 17/10/2017 - 15:15 : Sabotsy Namehana: Nahazo Fiara Fitondrana marary vaovao manara-penitra tanteraka ny kaominina. Izany no nisy dia vokatry ny fiaraha-miasa matotra teo amin'ny Kaominina sy ny malala tanana avy any dilam-bato, izay zanaky ny Kaominina Sabotsy Namehana ihany.

  • 17/10/2017 - 15:00 : SYNAD (Syndicat National des Administrateurs Civils): Hisy ny fifidianana filoha vaovao hitantana ny SYNAD, ka 4 ny kandida ary manomboka anio 17 oktobra ny fampielezan-kevitra. Ny 27 oktobra kosa ny latsa-bato.

  • 17/10/2017 - 14:45 : Antenimieram-pirenena: Volavolan-dalàna 20 eo ho no hodinihina, ka tena hibahana ny mikasika ny tetibolam-panjakana 2018. Isan’ireo horesahina ny volavolan-dalàna momba fambolena, famatsiana herinaratra, ny famatsiam-bola madininka, fananan-tany.

  • 17/10/2017 - 14:30 : Ambatolampy: Nirefotra ny varatra omaly ka olona 3 no naratra ary nahitana fahasimbana ihany koa ny fitaovan-tserasera tany an-toerana.

Voir plus d'infos...

17/10/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170407

Misongadina

Hentitra ny BIANCO "Tsy hihemotra izahay !"

07/04/2017

Nafana ny toe-draharaha teny amin'ny Villa La Piscine omaly. Siotsioka sy kiririoka ny tao ivelany nahitana ireo andian'olona mitaky ny hamoahana an-dRamatoa Claudine Razaimamonjy.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Mpanolotsain'ny tanna ao Toamasina Voazara vola, hoy i Elyse Ratsiraka

07/04/2017

Tia vola loatra ! Izay raha fintinina ny fahitanny benny tannani Toamasina Elyse Ratsiraka ireo mpanolotsainny tanna nanongana ny tenany. Nisy nandray izany niteny tamiko, hoy izy.

Hamaky ny tohiny...

Riana Andriamandavy VII Nitarika hetsika tsy nahazoana alalana

07/04/2017

Fanaonny fanjakana HVM matetika ny fanakanana ny fanehoan-kevitra eto amintsika, ka raha vao misy ny hetsika famoriam-bahoaka ataonny vondronolona na antoko tsy mitovy hevitra aminny fitondrana,

Hamaky ny tohiny...

Avoko Rakotoarijaona Tsy mankasitraka fanakorontanana

07/04/2017

Manamafy hatrany ny Grand Maitre Avoko sy ny mpanao Kung-Fu tarihiny fa tsy mankasitraka ny mety ho fanakorontanana ny firenena indray fa manentana ny olom-pirenena rehetra kosa hanomana sy hiatrika ny fifidianana 2018,

Hamaky ny tohiny...

Ben'ny tanna nivory tetsy amin'ny Colbert Mangataka fihaonana amin'ny filohampirenena

07/04/2017

Araka ny efa nampahafantarinny filohanny fikambananireo benny tanna an-tann-dehibe, Lalao Ravalomanana, dia notontosaina omaly tetsy aminny hotely Colbert Antaninarenina ny fihaonana taminireo benny tanna mpikambana

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Nivadika ny glaoby

07/04/2017

Miarahaba anao aho ry Jean a ! Manontany kely ihany aloha, mbola salama tsara ve ianao io ? Tena gaga be ihany aho mantsy naheno ny fanambaranao afakomaly iny a !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Sendikan'ny mpitsara "Avelao hiasa malalaka ny Bianco sy ny fitsarana"

07/04/2017

Tsy niandry ela ny Sendikanny Mpitsara eto Madagasikara (SMM), fa naneho ny heviny mikasika ny raharaha Claudine Razaimamonjy, taorianny resaka nataonny minisitra Charles Andriamiseza,

Hamaky ny tohiny...

Hanitra Razafimanantsoa Mandoto endrika ny firenena ny mpitondra

07/04/2017

Voatohintohina ny fahaleovantenanny fitsarana, hoy ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena sady solombavambahoaka voafidy tao aminny boriborintany voalohany Hanitra Razafimanantsoa araka ny tafa fohy nataony taminny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny...

67 HA Tratra Rapapozy mpanendaka

07/04/2017

Voasambotry ny polisy avy ao aminny boriborintany fahafito etsy 67 Ha i Papozy, 26 taona monina eny Andohatapenaka rehefa avy nanendaka findaina Ramatoa iray teny 67Ha akaikinny fiangonana Loterana ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Milisy nahazo fanjakana !

07/04/2017

Natao ho aniza ny lalna eto aminity firenena ity fa ny minisitry ny fitsarana mihitsy no mijoro ho mpisolovava ny olona enjehina noho ny resaka kolikoly,

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Fahaketrahana ara-tsaina Ankizy no tena betsaka voany

07/04/2017

Aretina iray miafara aminny famonoan-tena hatrany aminny ankapobeny ny fahaketrahana ara-tsaina (Depression) raha tsy voatsabo.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Tetikasa agri urbaine 90%-nny vehivavy sahirana no efa mampihatra azy

07/04/2017

Voalohany aminireo tann-dehibe aty aminny oseanina indianina ary faha-9 aty Afrika nanasonia ilay fifanarahana momba ny politika ara-tsakafo na pacte politique alimentaire izay tetikasa iarahana ivontoerana misahana ny asa an-tann-dehibe (IMV) ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

FAMINDRAN-TOERANA NY SG SEMPAMA Manazava ny minisitra Paul Rabary

07/04/2017

Tsy misy hifandraisany velively taminny fanambarana nataonny SEMPAMA taminny volana martsa lasa teo izay nilaza ny tsy fiarahany lalana aminny minisiteranny fanabeazam-pirenena intsony, hoy ny minisitra Paul Rabary omaly ny famindran-toerana ny sekretera jeneraly Ramanahaka Bodo.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana