Fil d'actualités du 18/10/2017

  • 18/10/2017 - 17:00 : PESTA: Nandefa ekipa mpitsabo handray anjara amin’ny fametrahana SAMU (Service d’Aide Médicale Urgente) hiandraikitra ny pesta eto Antananarivo i Frantsa. Resaka famonjena sy fandraisana an-tànana no vonjimaika ny marary ary ny fitondrana azy any amin'ny toeram-pitsaboana no asan'io SAMU io.

  • 18/10/2017 - 16:00 : Ambatondrazaka: Trano 39 isa no kila forehitra omaly vokatry ny fiparitahan’ny afo tamina tokantrano iray. Labozia nirehitra ka nananika ny lay no fototry ny afo raha natory irery tao an-trano ilay zazalahy

  • 18/10/2017 - 15:30 : Ambohimanarina : trano misy rihana 1 no nirodana vokatry ny orana.

  • 18/10/2017 - 15:00 : Ambohimanambola: Nidoboka vonjimaika eny Tsiafahy ilay lehilahy nanindrona vy maranitra ny mpiray tanàna aminy teny Ambohitra Ambohimanambola. Nalevina androany kosa ny razana .

  • 18/10/2017 - 14:30 : Antsiranana _Festival des arts urbains: Hotanterahina ao amin'ny Alliance Française Antsiranana ny 24-28 oktobra izao ny hetsika ara-javakanto lehibe "Festival des arts urbains".

  • 18/10/2017 - 14:10 : Haiady Taekwondo: Ny andro mialohan'ny fifaninana "OPEN MADAGASCAR 2017" hatao eny amin'ny Kianja Mitafon'i Mahamasina ny 18 novambra no hanaovana ny fandajana sy ny antsapaka amin'ny fizotry ny fifanandrinana isan-tsokajiny, ary mila mitondra kopiam-pahaterahana na taratasy hafa ireo mpikatroka.

  • 18/10/2017 - 13:55 : FANATANJAHANTENA: Mikarakara fifaninana antsoina hoe: "OPEN MADAGASCAR 2017" ny federasionina Malagasin'ny Taekwondo ny 18 novambra izao, ka ireo atleta 13 taona noho mihoatra no afaka mandray anjara.

  • 18/10/2017 - 13:40 : POLITIKAN'NY FANGALARAM-BATO: Tsy misy mahay mangala-bato mihoatra ny praiminisitra ankehitriny Mahafaly Solonandrasana Olivier, hoy ny filohan'ny Antoko Miombona Ezaka (AME), Ramilina.

  • 18/10/2017 - 13:25 : HERY RAJAONARIMAMPIANINA: Nahazo ny mari-boninahitra "Docteur Honoris Causa ès Sciences Politique" avy amin’ny Oniversiten’i Milan ny Filoha malagasy nandritra ny fitsidihana izay nataony tany Italie.

  • 18/10/2017 - 13:10 : VAOVAO LEHIBE: Ho avy eto Madagasikara, ka higadona eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato anio 18 oktobra amin'ny 2 ora tolakandro ny Sekretera Jeneralin'ny Federasionina iraisam-pirenen'ny "croix rouge" sy "croissant rouge".

Voir plus d'infos...

18/10/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170406

Misongadina

Fanokafana ny MBS Mifanenjana Ravalomanana sy ny fanjakana

06/04/2017

Tantara mitohy ny resaka famokafana ny haino aman-jery MBS (Malagasy Broadcasting System).

Hamaky ny tohiny...

Politique

Antoko Freedom Miantso ny mpanohitra hivondrona

06/04/2017

Nosokafana taminny fomba ofisialy omaly alarobia 5 aprily tetsy aminny Cercle de cheminot Soarano ny taom-pikatrohanny antoko Freedom tarihinny filohany, Lalatiana Rakotondrazafy.

Hamaky ny tohiny...

Fisamborana ani Claudine A&C "Mety tsara" hoy Razanamahasoa Christine

06/04/2017

Naneho ny heviny mikasika ny fahitany ny fisamborana ny mpanolotsaina manokanny filoham-pirenena tetsy mahamasina ny fiandohanny herinandro teo ihany koa ny depiote Mapar,

Hamaky ny tohiny...

Mamy Ravatomanga sy Mbola Rajaonah Hosamborina ihany koa ?

06/04/2017

Mafampana ny resaka fisamborana ireo mpandraharaha malaza ho tomponny afera sy ny kolikoly aminizao fotoana.

Hamaky ny tohiny...

Fanambaranny SEFAFI Mampatahotra ny fifidianana 2018

06/04/2017

Mampanahy zava-drehetra aminny fifidianana ho avy, raha haravona ny fanambaranny SEFAFI (Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena).

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Alahelon-tsaosy !

06/04/2017

Manahoana ianao ry Jean a ! Nahafinaritra ahy ny naheno anao taminny radio iny nilaza fa miombom-po amini Dinina be aminizao fisamborana azy izao a !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Vono olona imasom-bahoaka tany Andapa Votsotra ilay namono ny rahalahiny

06/04/2017

Niteraka resabe ilay vono olona niseho tany Andapa ny faranny herinandro teo. Raha tsiahivina,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Hiady sa hiandry ?

06/04/2017

Lasa ny saina amaneritreritra rehefa mandre ny tsy fetezan-javatra sy tsy fahombiazanny fitondrana ankehitriny izay toa maha mailaka ireo mitonona ho tsy mankato ny zava-misy ankehitriny intsony ny mitanisa azy.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Fanamboaran-dalana Andoharanofotsy Ny 50%-nny asa no efa vita

06/04/2017

Tonga nijery akaiky sy nanara-maso ny asa fanamboaran-dalana vatsianny minisiteranny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana vola ao Ambohimanala sy Ankadiefajoro izay mampitohy ny fokontany Morarano sy Ambohimanala ny faranny herinandro teo ny Benny tanna ao an-toerana Ranirison Hasina Nirinny Aina.

Hamaky ny tohiny...

Mpisakan-dalana Miverina indray ny ao Brickaville

06/04/2017

Miverina indray ny mpisakan-dalana ao Brickaville, lalam-pirenena faharoa.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Mponin'i La Runion kely 2000 Ar isan'andro no iveloman'ny tokantrano iray

06/04/2017

Anisanny tanna kely iray tena betsaka olona sahirana ara-pivelomana ny etsy La Runion kely, Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Jean Emilien Nodimandry teo amin'ny faha-54 taonany

06/04/2017

Nodimandry tampoka teo amin'ny faha-54 taonany omaly alarobia 5 aprily tamin'ny 4 ora maraina i Jean Emilien Rakotonandrasana na i Jean Emilien no nahafantarana azy teo aminny sehatry ny zava-kanto.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana