Fil d'actualités du 18/10/2017

  • 18/10/2017 - 17:00 : PESTA: Nandefa ekipa mpitsabo handray anjara amin’ny fametrahana SAMU (Service d’Aide Médicale Urgente) hiandraikitra ny pesta eto Antananarivo i Frantsa. Resaka famonjena sy fandraisana an-tànana no vonjimaika ny marary ary ny fitondrana azy any amin'ny toeram-pitsaboana no asan'io SAMU io.

  • 18/10/2017 - 16:00 : Ambatondrazaka: Trano 39 isa no kila forehitra omaly vokatry ny fiparitahan’ny afo tamina tokantrano iray. Labozia nirehitra ka nananika ny lay no fototry ny afo raha natory irery tao an-trano ilay zazalahy

  • 18/10/2017 - 15:30 : Ambohimanarina : trano misy rihana 1 no nirodana vokatry ny orana.

  • 18/10/2017 - 15:00 : Ambohimanambola: Nidoboka vonjimaika eny Tsiafahy ilay lehilahy nanindrona vy maranitra ny mpiray tanàna aminy teny Ambohitra Ambohimanambola. Nalevina androany kosa ny razana .

  • 18/10/2017 - 14:30 : Antsiranana _Festival des arts urbains: Hotanterahina ao amin'ny Alliance Française Antsiranana ny 24-28 oktobra izao ny hetsika ara-javakanto lehibe "Festival des arts urbains".

  • 18/10/2017 - 14:10 : Haiady Taekwondo: Ny andro mialohan'ny fifaninana "OPEN MADAGASCAR 2017" hatao eny amin'ny Kianja Mitafon'i Mahamasina ny 18 novambra no hanaovana ny fandajana sy ny antsapaka amin'ny fizotry ny fifanandrinana isan-tsokajiny, ary mila mitondra kopiam-pahaterahana na taratasy hafa ireo mpikatroka.

  • 18/10/2017 - 13:55 : FANATANJAHANTENA: Mikarakara fifaninana antsoina hoe: "OPEN MADAGASCAR 2017" ny federasionina Malagasin'ny Taekwondo ny 18 novambra izao, ka ireo atleta 13 taona noho mihoatra no afaka mandray anjara.

  • 18/10/2017 - 13:40 : POLITIKAN'NY FANGALARAM-BATO: Tsy misy mahay mangala-bato mihoatra ny praiminisitra ankehitriny Mahafaly Solonandrasana Olivier, hoy ny filohan'ny Antoko Miombona Ezaka (AME), Ramilina.

  • 18/10/2017 - 13:25 : HERY RAJAONARIMAMPIANINA: Nahazo ny mari-boninahitra "Docteur Honoris Causa ès Sciences Politique" avy amin’ny Oniversiten’i Milan ny Filoha malagasy nandritra ny fitsidihana izay nataony tany Italie.

  • 18/10/2017 - 13:10 : VAOVAO LEHIBE: Ho avy eto Madagasikara, ka higadona eny amin'ny seranam-piaramanidina Ivato anio 18 oktobra amin'ny 2 ora tolakandro ny Sekretera Jeneralin'ny Federasionina iraisam-pirenen'ny "croix rouge" sy "croissant rouge".

Voir plus d'infos...

18/10/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170405

Misongadina

Lalao Ravalomanana Haonganny HVM ihany koa ?

05/04/2017

Hisy ny fihaonanireo benny tanna ny renivohi-paritany 6 sy ny tann-dehibe eto Madagasikara rahampitso eto Antananarivo, izay eo ambany fitarihan-dRamatoa Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Lalao Ravalomanana Fanarenana izao no atao !

05/04/2017

Mampalahelo, hoy ny benny tannanAntananarivo, Lalao Ravalomanana, fa lany andro mifanenjika amina zavatra tsy misy dikany isika,

Hamaky ny tohiny...

Faravohitra Nivoaka taminny fahanginany i Dada

05/04/2017

Nitatitra ny diany nandritra ny 20 andro tany ivelany teny aminny trano fonenany eny Faravohitra taminny mpikirakira vaovao omaly ny filoha teo aloha Ravalomanana Marc.

Hamaky ny tohiny...

Dr Jean Louis Robinson Tsy mbola tapa-kevitra ho kandida aminny 2018

05/04/2017

Fanatsarana ny kaominina Ampasikely mba tsy ho mena-mitaha aminireo kaominina manerana ny nosy no tena ilofosako, hoy ny dokotera Jean Louis Robinson, raha nanontaniana mahakasika ny fifidianana Filoham-pirenena aminny 2018.

Hamaky ny tohiny...

Vondrona MAPAR Tezitra mafy amin'ny HVM

05/04/2017

Manoloana ireo fanenjehana isan-karazany mahazo ny MAPAR, dia nanao fanambarana tamin'ny alalan'i Pierre Houlder, mpitondra teniny izy ireo omaly, fa manameloka izao fihetsiky ny HVM ho fahatahorana mafy an'i Andry Rajoelina sy ny MAPAR izao.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Lany fika an !

05/04/2017

Miarahaba Jean ooo ! Tena efa tsy mahatoky anareo intsony anie ny olona e !! Sinema indray, hono, ireny fihetsikareo teny mahazina nisambotra ani Jeannine ireny.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fisamborana ani Claudine AC Afera hafa mihitsy, hoy ny Bianco

05/04/2017

Nanazava ny teo anivonny Bianco omaly tolakandro fa tsy ny raharaha Ambohimahamasina no nisamborana ny mpanolotsain'ny filoham-pirenena Razaimamonjy Claudine fa na "Claudine AC" fa raharaha hafa izay efa nitranga tamin'ny taona 2013 ary mbola mitohy hatramin'izao.

Hamaky ny tohiny...

Mpianatra ho mpitsabo eny Ankatso Havotsory ny namanay !

05/04/2017

Taorianny fiarahanizy ireo nirodorodo teny aminny fitsarana ny alatsinainy lasa teo, dia nitohy taminny alalanny fanaovana fitokonana teny aminny Esplanade teny Ambohitsaina indray ny hetsiky ny mpianatra ao aminny Sampana Fitsaboana eny aminny oniversitenAntananarivo omaly.

Hamaky ny tohiny...

Traboina eny Ambodirano Ampefiloha Malaina handao ny trano lay

05/04/2017

Tsy maintsy miala ao anaty trano lay mialoha ny faranny volana ho avy izao ireo traboina vokatry ny hain-trano etsy Ampefiloha Ambodirano, raha araka ny fanadihadiana natao.

Hamaky ny tohiny...

Fanatsarana ny tontolon'ny kabary 10 mianadahy niatrika fiofanana manokana

05/04/2017

Mba hahafahana mampitovy ny rafitry ny kabary eto Madagasikara dia mpampianatra mpikabary am-polony maro no niatrika fiofanana manokana ary notolorana ny mari-pahaizana avy aminny minisiteranny kolontsaina ny faranny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Akaiky ny fandresenny Gasy !

05/04/2017

Vaky ny sambonny mpitondra malaza aminny afera maizina raha ny fahitana azy ankehitriny. Manomboka ny fifaminganana sy ny kajikajinny isam-batanolona ao an-dapa ka miseho masoandro sy tsy takona afenina intsony ny ady na dia niezaka namono afo ihany aza ny lohandohany sasany tany am-piandohana.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

THB Tour any Antsirabe Mihoatra ny 100.000 ireo olona andrasana

05/04/2017

Hafotaka indray ny ao an-tannanAntsirabe mandritra ny fankalazana ny fetinny paska ho avy izao. Hotanterahina any an-toerana ny 15 ka hatraminny 17 aprily ho avy izao mantsy ilay THB tour andiany faha-12 karakarainny orinasa Star.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Sekoly La Croyance Anjanahary Nilatsaka ny sazy henjana

05/04/2017

Nidina teny aminny sekoly tsy miankina La Croyance Anjanahary ny minisitry ny fanabeazam-pirenena Paul Rabary omaly folakandro, ka nijery ifotony ny sekoly sy ny fomba fampianarana ao.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana