Fil d'actualités du 19/08/2017

  • 19/08/2017 - 10:00 : Jirama _Fafatapahan-drano: Noho ny fahavakisan'ny fantsona lehibe iray ao ANDRAHARO dia tapaka ny rano manelanelana an'ANTANIMENA sy ANDRAHARO (ANKAZOMANGA, TSARAMASAY, ...) mandritra ny fanamboarana izay efa nanomhoka ny maraina teo.

  • 18/08/2017 - 16:00 : Mahajanga: Efa tonga soa aman-tsara avokoa ny anakamaroan’ireo delegasiona avy amin’ny faritra 22 eto Madagasikara hiatrika ny Fifaninanana ara-panatanjahantena an-tsekoly nasionaly, ka maherin’ny 1400 eo ireo ankizy no hiatrika ny lalao. Rahapitso 19 aogositra tolakandro ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ary ny Alahady hoavy izao ny fifanitsanana no hiatomboka.

  • 18/08/2017 - 15:00 : Asa fanaovan-gazety: Efa eo am-panomanana ny karatra maha mpanao gazety matihanina ny holafitry ny mpanao gazety amin’izao fotoana. Mifarana amin’ity taona ity rahateo ny maha manan-kery ny karatra teo aloha. Efa mandeha ny fanisana manerana ny Nosy, ka manodidina ny 1200 amin’izao fotoana izao ireo mpanao gazety. Manentana ny rehetra hanara-maso hisorohana ny mpisoloky sy ny mpisandoka ny holafitra tarihin’i Gérard Rakotonirina. Aorian’ny fahavitan’ny karatra kosa no hanatanterahana ny fifidianana ny birao vaovao hitantana ny holafitra.

  • 18/08/2017 - 14:00 : Hery Rajaonarimampianina: Nanolotra valopy misy lelavola 10 tapitrisa Ariary ho an'ireo mpianatra mendrika tonga nitsidika azy teny Iavoloha Filoha Hery Rajaonarimampianina mba ho fanampiana azy ireo amin'ny fanatanterahana ny dia fibeazana ataony amin'izao fotoana izao.

  • 18/08/2017 - 13:30 : Politika _Famoriam-bahoaka: Nolavin’ny prefektioran’ny polisy ny hetsika kasain’ny Dinika Fanavotam-Pirenena (DFP) sy ny Hery ho an’ny fanovana hamory vahoaka ny 22 ka hatramin’ny 26 aogositra eny amin’ny Kianja mitafon’I Mahamasina.

  • 18/08/2017 - 13:00 : Famatsiam-bola: Nahazo famatsiam-bola12 tapitrisa dolara avy amin’ny banky Iraisam-pirenena ho an’ny tahiry fampandrosoana ifaotony na FDL izy io, ka hampidirina mivantana any amin’ny kaontin’ny kaominina miisa 1000 nahafeno ny fepetra notakiana. 15 tapitrisa ariary isaky ny kaominina izany, ary hatokana hametrahana fotodrafitrasa madinika

  • 18/08/2017 - 12:00 : Farafangana sy Vangaindrano _Fanafody tsy ara-dalàna: Mahazo vahana ny fivarotana fanafody tsy ara-dalàna any an-toerana, raha ny fanambaran’ny tambajotram-pirenena miharo ny zon’ny mpanjifa RNDC, tarihin-dRabetsara Lita

  • 18/08/2017 - 11:30 : Politika _Famoriam-bahoaka: Nahazo alalana avy amin’ny kaominina Antananarivo amin’ny famoriam-bahoaka hataony eny amin’ny kianja mitafon’I Mahamasina ny 22 aogositra ho avy izao ny Dinika Fanavotam-Pirenena sy ny Herin’ny Fanovana.

  • 18/08/2017 - 11:00 : Antsiranana _Faha-50 taonan'ny FJKM: Natomboka tamin'ny diabe sy fanopoam-pivavahana narahina antsa an-kira ny fanokafana androany, ka nitarika izany ny Filohan'ny FJKM, pasitera Ami Irako Andriamahazosoa sy ny Filohan'ny Komitin'ny Fankalazana Marc Ravalomanana.

  • 18/08/2017 - 10:30 : Fanatanjahantena _Taranja Kickboxing: Nametra-pialana tsy ho filohan'ny Federasionina i Briand Andrianirina, izay efa nahavita be teo amin'ny fitantanana io federasionina io satria efa nahavita fe-potoam-piasana miisa roa. Hifantoka kokoa amin'ny taranja Judo indray izy manomboka izao. Ho fanasoavana ny tontolon'ny fanatajahan-tena, hoy izy ny anton'ny fialany sy mba hidiran'ny olon-kafa indray eo amin'io toerana io. Nahomby tokoa ny fitantany ary mba te hampamiratra ny taranja judo ihany koa izy, izay Filoha lefitra faha-4 eo anivon'ity federasionina ity amin'izao.

Voir plus d'infos...

18/08/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170404

Misongadina

Manohana adverseran-dRajao Nosamborina i Claudine A&C

04/04/2017

Ny tantara dia mbola mitohy ! Nosamborinny Birao Mahaleotena miady aminny kolikoly teny Mahamasina omaly tolakandro Razaimamonjy Claudine, ilay mpandraharaha vavy tomponny hotely A&C eny Ivato ary malaza ho olona akaiky ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Depiote Nina -Mapar Aza mikitikitika Benny tanna !

04/04/2017

Mbola naverinny depiote Mapar lany tao Mahajanga Rahantanirina Nina ihany omaly fa ny voalavo sasa-miaina no misintona volombavan-tsaka, raha naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaha iainanny Benny tannani Mahajanga ankehitriny, Mokhtar Salim Andriatomanga, ny tenany.

Hamaky ny tohiny...

Honor Rakotomanana Nanazava ny momba ilay Fanilo miampita

04/04/2017

Hatraiza no mety ho fampiharana ny fanilo miampita mba tsy ho lasa fanadino ? . Io no lohateninny velan-kevitra teo anivonny Akademiam-pirenena Malagasy natao tetsy Tsimbazaza niaraka taminny filohanny antenimierandoholona ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny...

Benny tanna aminny tann-dehibe Tsy hikoso-maso aminny HVM ?

04/04/2017

Tsy tokony horaisinny fanjakana fahavalo ireo benny tanna tsy mitovy firehana aminny antokonny fitondrana, hoy ny benny tannanAntsiranana Dajavojozara Jean Luc Dsir

Hamaky ny tohiny...

Gadra politika Mitsipaka ny hisamborana an-dRavalomanana

04/04/2017

Na dia nampigadra ny tenako aza ny fitondrana Ravalomanana dia fitsipaham-pitokisana ny fandraisanay gadra politika ny fisamboranizao fitondrana izao azy, hoy ny filohanny fikambananireo gadra politika, Henri Rakotomalala na Riribe.

Hamaky ny tohiny...

Ekipan-dRajaonarimampianina Raikitra aminizay ny rombo

04/04/2017

Tsy voafehy intsony ny tandapa sy ny olona akaikinny filoha fa samy manao izay saim-patany. Samy tomponny afera rahateo ka manomboka mifampialona tanteraka.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Tratry ny aloka ihany !

04/04/2017

Tena gaga indray aho ry Jeanne naheno iny seranareo omaly hariva iny a ! Fa dia inona loatra no tsy nifankahazoana tao ?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Tamberinandraikitra Tsy afa-misaraka aminny fahaizana lalna

04/04/2017

Tsy tonga saina mihitsy aminny maha tomponny fahefana feno azy ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Vono olona etsy sy eroa Efa tsy voafehy intsony

04/04/2017

Mahavalalanina ny zava-misy eto aminny firenena. Mbola tany misy lalna ve eto Madagasikara sa efa tena fanjakan-jiolahy mihitsy no mihatra sy tiana hampiharina eto ?

Hamaky ny tohiny...

Mpiasan'ny minisiteran'ny vola Nanome 10 tapitrisa Ar ho an'Antsakabary

04/04/2017

Tsy adinonireo mpiasanny minisiteranny fitantanam-bola sy ny tetibola ireo traboina ao Antsakabary, distrikani Befandriana Avaratra izay may trano ny volana martsa lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Bemolanga

04/04/2017

Miherina tokoa ny taona ary efa nitelina volana 3 sahady izy izay. In-4 nisondrotra sahady anefa ny vidin-tsolika izay iankinanny fampandehanam-piharianny sarambabem-bahoaka.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Vehivavy maty niteraka tao Befelatanana Voasaringotra ireo mpianatra ho dokotera 4

04/04/2017

Niakatra Fitsarana omaly tetsy aminny tribonaly Anosy ilay raharaha nahafatesana vehivavy bevohoka tao aminny hopitaly Befelatanana, roa volana lasa izay.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

NY AMPINGA Mpampianatra mpikabary am-polony no notolorana mari-pahaizana

04/04/2017

Mba hahafahana mampitovy ny rafitry ny kabary eto Madagasikara dia mpampianatra mpikabary am-polony maro no niatrika fiofanana manokana ary notolorana ny mari-pahaizana avy aminny minisiteranny kolontsaina ny faranny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Horonantsary GISA MAINTY Hanatsikafona ny paikady malotonireo mpanao politika

04/04/2017

Miroso hatrany aminny famokarana horonantsary mahaliana ny mpankafy ny tranom-pamokarana Scoop digital aminizao fotoana izao. Raha ny resa-politika no tena malaza ankehitriny dia tsy tara izy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana