Fil d'actualités du 25/06/2017

  • 25/06/2017 - 07:25 : Hihaona amin'ny filoha Frantsay Emmanuel Macron any Paris ny alarobia 28 jona ho avy izao ny filoha Hery Rajaonarimampianina araka ny fanasana manokana azony.Miarahaba sy mirary soa ny Malagasy ihany koa ny fetimpirenena ny filoha Frantsay.

  • 25/06/2017 - 07:15 : Chine:tanàna iray no potika tanteraka, olona 100 tsy hita popoka, razana 15 no efa hitan'ny mpamonjy voina.Io no vokatry ny fihotsahan'ny tany goavana narahana ranom-potaka tany Sichuan Chine ny sabotsy teo.

  • 25/06/2017 - 07:10 : Ho faran'izay hentitra ny fitandroana ny filaminana eny amin'ny kianjaben'i Mahamasina rahampitso 26 jona.1200 ny mpitandro filaminana hiasa ao anatiny sy ety ivelan'ny kianja.Hisy ny fanarahamaso amin'ny alalan'ny camera de surveillance ary hisy Koa ny fitaovana raitra dia raitra hafa ampiasaina mandritra ny fisavana ireo rehetra hiditra ao an-kianja.

  • 25/06/2017 - 07:05 : 1200 no isan'ireo vahiny nasaina hiatrika ny fiaraha-misakafo amin'ny filohampirenena mivady eny amin'ny lapam-panjakana Iavoloha rahampitso alatsinainy 26 jona aorian'ny matso eny Mahamasina ho fanamarihana ny faha-57 taonan'ny fahaleovantena.

  • 24/06/2017 - 08:30 : Fikambanana Zana- dRanavalona : Hankalaza ny alahamady eny Anosimanjaka. ny Fikambanana Zana- dRanavalona anio 24 jona. Mifanandrify amin’ny fanisan’andro nataon- dRalambo sy ny abibo izy io, hoy Ravelonarivo Alain Eddy avy amin’ny fikambanana. “Taom-baovaovao eto Imerina” no anarana nosafidian’ny zana-dRanavalona hoenti- manatanteraka ny hetsika. Hisy ny hiragasy goavana hamaranana ny hetsika rahapitso 25 jona.

  • 24/06/2017 - 08:00 : Ambatondrazaka: Nivoaka androany maraina ny valim-panadinana CEPE.

  • 23/06/2017 - 14:30 : Marovoay _Fiaramanidina nianjera: Fiaramanidina kely iray tra-doza omaly maraina, ka nianjera teny an-tanimbary. Fiaramanidina tsy miankina nofain’ny orinasa Leader Price izy io. Teratany vahiny iray sy Malagasy iray no tao anatiny, saingy tsy nisy naninona izy ireo.

  • 23/06/2017 - 13:30 : Fanamarihana ny fetim-pirenena_Fitandroana ny filaminana: Arak any fanambaran’ny mpitandro filaminana teny amin’ny Toby Ankadilalana androany, dia hatramin’ny 1000 ireo mpitandro filaminana hahetsika mandritra ny fanamarihana ny fetim-pirenena, indrindra fa ny takarivan’ny 25 jona hanapoahana ny afomanga sy ny 26 jona hanaovana ny matso eny amin’ny Kianjaben’I Mahamasina.

  • 23/06/2017 - 13:00 : Fanadinana CEPE: Mbola mitohy ny ady hevitra momba ny laza adina “laza olana” na “Problème”. Mahatsikaritra ny ankamaroan’ny mpitsara fa tsy voalanjalanja ny fanadinana. Tsy takatry ny ankizy ny fanontaniana sasantsasany. Vitsy tamin’ny ankizy no nahazo ny naoty antsasa-manila. Mety ho tsy tena mpampianatra no namolavola ny laza adina fa mpiasa birao, hoy ny fanamarihan’ny mpampianatra. Manahy ny mpampianatra fa ho ratsy ny vokatra.

  • 23/06/2017 - 12:30 : Madera Namontana _Trangam-piarahamonina: Vehivavy iray maty nisy namono tao an-tranony androany atoandro.

Voir plus d'infos...

23/06/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170403

Misongadina

Marc Ravalomanana Hosamborina indray ?

03/04/2017

Nanaitra ny maro ny fanambarana nataoni Zafilahy Stanislas teny aminny kianjanny Finoana Magro Behoririka ny sabotsy 1 aprily lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fanomanana ny fifidianana 2018 Tany Cte dIvoire i Orlando Robimanana

03/04/2017

Manomboka heno aminny sehatra politika i Robimanana Orlando, tale jeneralinny tahirimbolam-panjakana teo aloha.

Hamaky ny tohiny...

Honor Rakotomanana Nanazava ny momba ilay Fanilo miampita

03/04/2017

Hatraiza no mety ho fampiharana ny fanilo miampita mba tsy ho lasa fanadino ? .

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Manandran-doza

03/04/2017

Tsy takona afenina intsony ny hetraketraky ny fitondrana politika eto aminny firenena aminireo vovonana sy firehana politika tsy mitovy hevitra aminy.

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Manandran-doza

03/04/2017

Tsy takona afenina intsony ny hetraketraky ny fitondrana politika eto aminny firenena aminireo vovonana sy firehana politika tsy mitovy hevitra aminy.

Hamaky ny tohiny...

Vehivavy TIM Antananarivo Hampandany ny filoha Ravalomanana aminny 2018

03/04/2017

Tontosa ny sabotsy teo teny Ampandrana ny fifampiarahabana ny taona vaovao 2017 nataonireo mpikambana vehivavy Tiako I Madagasikara Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Fanesorana ny Benny tannani Mahajanga Nitokona ny mpomba ny Mapar

03/04/2017

Nivory nanoloana ny lapanny tannani Mahajanga ireo mpomba ny vondrona Mapar ny sabotsy teo ho fanehoana ny tsy fankasitrahanizy ireo ny fampiatoanny filankevitry ny mpanolotsainny tanna ny Benny tanna ao an-toerana, Mokhtar Salim Andriantomanga, aminny toerany.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Mila tik tak dou ?

03/04/2017

Dia ahoana Jean a ! Tena ohatry ny tsy tafavoakanareo mihitsy izany baolina izany a ! Ohatry ny mitady ho marina ihany anie ilay teninny nenitoanay vao haingana iny hoe na fahagagana aza tsy azo antenaina aminareo intsony e ! Marina e !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Rano vato tany Maroantsetra 8 no maty, 20 tsy hita popoka

03/04/2017

Zava-doza no nitranga tany aminny kaomininambanivohitrAmbinagnitelo ao anatinny distrikani Maroantsetra ny zoma 31 martsa teo.

Hamaky ny tohiny...

Rano vato tany Maroantsetra 8 no maty, 20 tsy hita popoka

03/04/2017

Zava-doza no nitranga tany aminny kaomininambanivohitrAmbinagnitelo ao anatinny distrikani Maroantsetra ny zoma 31 martsa teo.

Hamaky ny tohiny...

Horonantsary GISA MAINTY 2018 Hanatsikafona ny paikady malotonireo mpanao politika

03/04/2017

Miroso hatrany aminny famokarana horonantsary mahaliana ny mpankafy ny tranom-pamokarana Scoop digital aminizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Ambany tetezan'Ampasika Lasa fanariam-pako

03/04/2017

Lasa fanarianny olona fako tanteraka ny ao ambany tetezanAmpasika, lalana miazo anItaosy aminizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Traboina ao Antanandava -SAVA Notoloranny Airtel fanampiana

03/04/2017

Analiny ireo olona nitondra faisana vokatry ny fandalovanny rivodoza Enawo teto amintsika, indrindra tany aminny Faritra. Betsaka ihany koa ireo fotodrafitrasa simba, antony nanosika ny orinasam-pifandraisana Airtel Madagascar hanohana azy ireny.

Hamaky ny tohiny...

Ambodivona Lasanny jiolahy ny 12 tapitrisa Ariary

03/04/2017

Lasibatry ny jiolahy mitam-basy ny toeram-pivarotana kojakojanny fiara iray teo Ambodivona-Antananarivo faha-3 ny marainanny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Neny Olga Ireo mpamela heloka no hisitraka ny fanjakanAndriamanitra

03/04/2017

Nijoro ho vavolombelona ny aminny fisianny Paradisa sy afobe ny sabotsy teo teny aminny tany malalaky ny lapanny tanna Analakely i Neny Olga, mpino kristianina avy aminny FLM (Fiangonana Loterana Malagasy) monina ao Tsarahasina, distrikanAmbositra.

Hamaky ny tohiny...

Sampana dorkasy foibe Fandrosoana ny mahay mamaky teny, manoratra ary mikajy

03/04/2017

Notontosaina herinandro lasa teo ny atrikasa fampitana fahalalana iadiana aminny habadoana nokarakarainny sampana dorkasy foibe nandritra ny 5 andro teny aminny Tabita Ampandrana.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Maty eritreritra!

03/04/2017

Mihevitra ny vahoaka ho vendrana mihitsy ny mpitondra ankehitriny aminny fihetsika ivelany. Vao manomboka manao fihanihanana ny filoham-pirenena, dia isanny mivoitra ny hoe hitandro sy hiaro toa anakandriamaso ny fiandrianam-pirenena, saingy ny mifanohitra aminizany no tanteraka ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Publireportage Millnium university Manomana aminny sehatra matihanina

03/04/2017

Tao anatinny 6 taona nisiany dia efa maro ireo ankizy nandranto fianarana ambony tato aminny Millnium University no efa tafiditra niasa taminireo orinasa izay nampanaovina azy ireo fiofanana, hoy ny tomponandraikitra voalohany ao aminy, Liantsoa Randrianarimanana.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana