Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170401

Misongadina

Fifidianana 2018 Ireo kandida be vola

01/04/2017

Samy miketrika mafy ireo heverina ho kandida aminny taona 2018. Ao ny mpanao politika ary ao ny mpandraharaha.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Praiminisitra Mahafaly Olivier Namono afo tany Port Berg

01/04/2017

Nitokana fotodrafitrasa tany aminny faritra Sofia, distrikani Port Berg sy Port Berg 2 sy tao aminny kaominina Tsarahasina ny praiminisitra lehibenny governemanta,

Hamaky ny tohiny...

Raharaha 29 martsa Nahatonga ny fahaleovantena tsy azo, hoy ny Otrikafo

01/04/2017

Miteraka resabe isan-taona ny fankalazana ny datinny 29 martsa 1947 izay vao notsaroana 3 andro lasa izay.

Hamaky ny tohiny...

Andriampotsy distrikani Fenoarivobe Manampatra fahefana ny benny tanna HVM

01/04/2017

Manararao-pahefana ary mampiasa ny toerana azony hanaovana valifaty ny benny tannanny kaominina Andriampotsy, distrika Fenoarivobe, Faritri Bongolava.

Hamaky ny tohiny...

Rafitra federalisma Tena vahaolana tokoa ve ?

01/04/2017

Hentitra ny fanehoan-kevitrireo mpikambanny filankevitra momba ny fampihavanam-pirenena (CRN) mikasika ny raharaham-pirenena, indrindra fa ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny...

Mahajanga sy Toamasina Naato aminny asany ny Benny tanna

01/04/2017

Tsy mitsaha-miitatra ny fanilihana ireo Benny tanna tsy miara-dia aminny fitondrana. Lasibatra koa izao ny Benny tannani Mahajanga, Andriatomanga Mokhtar Salim.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Sikidy mila voatsiary !

01/04/2017

Manahoana izy ao ry Jean a ! Ahoana mihitsy ity revinareo ity e ? Dia tena foroninareo daholo izao atsanga tsy amanorana izao rehefa te hiala bala inareo.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Zandarimariam-pirenena Hiezaka ny ho filamatra

01/04/2017

Hanamarika ny andronny zandarimariam-pirenena ny zandary Malagasy rahampitso alahady 2 aprily.

Hamaky ny tohiny...

Dr Rakotomaharo Tsinjo Nanohitra ny hizarazarana anAntananarivo

01/04/2017

Misaona ny kaominina Antananarivo Renivohitra noho ny fahalasananny filohanny sedinkanny mpiasanny kaominina, dokotera Rakotomaharo Tsinjo.

Hamaky ny tohiny...

HERISETRA AO AN-TOKANTRANO Mamono vady ny 60%-nny lehilahy

01/04/2017

Ny 60%-nny lehilahy no fantatra fa manao herisetra aminny vadiny eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Angano sy arira

01/04/2017

Fihetseham-po marolafy, ao ny fitserana, ao anefa ny fahasorenana.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Aretina Hepatite B Mahazo ny 20%-nny Malagasy

01/04/2017

Nampahafantarinny tomponandraikitra voalohany mikasika ny areti-mifindra eo anivonny hopitaly Befelatanana tetsy aminny Kudeta Anosy omaly fa mahatratra hatrany aminny 20%-nny Malagasy aminizao fotoana izao no voanny aretina Hepatite B.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

ANDOHARANOFOTSY Tonga nitsirika ny asa fanamboaran-dalana ny Benny tanna

01/04/2017

Tonga nitsirika sy nanara-maso ny asa fanamboaran-dalana vatsianny minisiteranny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana ao Ambohimanala sy Ankadiefajoro izay mampitohy ny fokontany Morarano sy Ambohimanala omaly ny Benny tanna ao an-toerana Ranirison Hasina Nirinny Aina.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

SEKOLY AMBONY ESPIC Manampy ireo tsy manana Baka, manome diplaoma ireo te-hiakatra sokajy aminny asam-panjakana

01/04/2017

Anisanny sekoly ambony iray manana ny maha izy azy eto an-drenivohitra ny ESPIC ( Ecole Superieur Professionnel en Informatique et Commerce), manana ny foiben-toerany etsy 67 ha Avaratra Andrefana.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana