Fil d'actualités du 18/01/2017

  • 18/01/2017 - 14:30 : Faritra Alaotra _Fandatsahana orana: Rahapitso alakamisy 19 janoary no mety ho feno ny fepetra hahafahana mandatsaka orana any an-toerana raha ny tombatomban'ny sampan-draharaha mpamantatra ny toetr'andro. Olana ny goavana ny doro tanety, izay hanentanana ny olona ny fanatsaharana izany.

  • 18/01/2017 - 14:00 : Orinasa Jirama: Milaza hanao fanadihadiana lalina na "Audit interne" ao anatin'ity orinasa ity ny fanjakana noho ny toe-javatra ambara ho tsy mangarahara ao anatin'ny orinasa. 60% ny tahan'ny fampidiram-bola saran'ny herinaratra vokarina amin'izao fotoana izao fa tsy 100% araka ny tokony ho izy.

  • 18/01/2017 - 13:30 : Toekarena _Sandam-bola: Ahiana hisy fitotonganana goavana ny lanjan'ny vola ariary noho ny famohana vola vahiny be loatra sy ny tsy fahampian'ny tahirim-bola vahiny eto amintsika, hoy ny CREM na ny Faribolana iraisan'ireo mpandinika ara-toekarena eto Madagasikara.

  • 18/01/2017 - 13:10 : Politika _Omer Beriziky: Maloka tanteraka ny fiainam-pirenena tao anatin'ny 3 taona nitondran'ny fanjakana ankehitriny ary tsy manana fitokisana amin'ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenena na ny HCC iny ankamaroan'ny vahoaka.

  • 18/01/2017 - 12:50 : Toamasina II _Halatra lakolosy: Olona miisa 4 voarohorohy tamina halatra lakolosy tamina fiangonana katolika iray miakatra fampanoavana anio.

  • 18/01/2017 - 12:35 : Jirama: Hanome 70 miliara amin'ny 750 miliara tadiavin'ny Jirama amin'ny famahana ny olan'ny delestazy ankehitriny ny fanjakana. Io 750 miliara io no ilaina raha toa ka milaza ny hampihena ny fanampiana ny Jirama ny fanjakana amin'ity taona ity ka 250 miliara ihany no homeny raha 290 miliara ariary tamin'ity taona ity.

  • 18/01/2017 - 12:15 : Delestazy: Nahatratra adin'ny telo ny fahatapahan-jiro tamina faritra maro tamina toerana maro teto an-drenivohitra androany maraina. Nanomboka tamin'ny 9 ora ka hatramin'ny 12 ora ny tamin'ny manodidina an'Andrefan'Ambohijanahary sy Sonierana.

  • 18/01/2017 - 10:50 : Fitsaboana: Tontosaina manomboka androany manerana ireo renivohi-paritany enina ny fanadinam-panjakana handraisana ireo mpitsabo mpanampy andiany faharoa. Haharitra roa andro ny fotoam-panadinana.

  • 18/01/2017 - 07:40 : Mpiasam-panjakana: Miisa 13.686 ireo mpiasa ho raisina fonksioner amin'ity taona 2017 ity. Nanatombo 1.000 io tarehimarika io mihoatra ny tamin'ny taona 2016. Mpampianatra Fram ny 10.000 amin'ireo, araka ny fanazavan'ny minisitry Asampanjakana sy ny Lalana Sosialy Maharante Jean de Dieu.

  • 18/01/2017 - 07:10 : Fifamoivoizana: Nohamafisina ny fisavana ireo moto mifamoivoy eny amin'ny arabe. Anton'izany ny fisian'ny fanafenana fitaovam-piadiana sy zava-mahadomelina toy ny hita teny Anosipatrana, hoy ny tompon'andraikitry ny serasera eo anivon'ny minisiteran'ny filaminam-bahoaka.

Voir plus d'infos...

18/01/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170110

Misongadina

Marc Ravalomanana Tafaverina ny fiarany

10/01/2017

Miverina tsikelikely amin地y tompony ireo fiaran地y orinasa Tiko sy ny fianakaviana Ravalomanana nisy naka na nandroba tao anatin地y fanonganam-panjakana 2009, taorian地y antso nataony tamin地y taon-dasa hamerenana ny fananan地y Tiko nisy naka.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Kajikajy politika Fifidianana depiote no hatao mialoha...

10/01/2017

Ankatoky ny fanomanana ny fifidianana eto amin地y firenena isika amin段zao fotoana izao

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana filoham-pirenena Hajao ny lal瀟a, hoy ny KMF CNOE

10/01/2017

Andro main-tany ihany no tokony hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena dia ny faran地y taona 2018, hoy ny tompon誕ndraikitra avy eo anivon地y komity mpanara-maso ny fiainam-pirenena na ny KMF CNOE, Raharisoamalala Patricia.

Hamaky ny tohiny...

Pety Rakotoniana ォ Mpamafy lainga i Mahafaly Olivier サ

10/01/2017

Nitondra ny heviny mahakasika ny raharaham-pirenena i Pety Rakotoniaina, filoha nasionalin地y Antoko Tambatra, omaly.

Hamaky ny tohiny...

Randriamiarisoa Joseph 典sy misy fanjakana eto

10/01/2017

Mijanona ho resabe fotsiny ireo voambolana voizina momba ny fitantanana firenena eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Rajoelina sy ny MAPAR Tsy vonona ny hihavana mihitsy

10/01/2017

Nasehon段 Andry Rajoelina sy ny vondrona MAPAR tarihany tamin地y tsy fahatongavan段zy ireo teny Iavoloha nandritra ny lanonana fifampiarahabana ny zoma 6 janoary lasa teo indray fa tsy vonona ny hihavana izy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin段 Jean Manampatra sahady ?

10/01/2017

Manakory indray ry Jean a ! Fa ahoana ihany no hanaovantsika ity taona ity e ? Ny debanareo anie, hono, mba te hanao azy hoe 吐isandratana e !

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Tsy fahampian'ny rotsak弛rana Ritra ny reniranon棚kopa

10/01/2017

Tafakatra hatrany amin地y 31ーC ny maripana ambony indrindra eto Antananarivo. Tsy ampy ny rotsak弛rana, izay misy fiantraikany betsaka amin地y fiainan地y mponina mihitsy. Ritra hatramin地y reniranon棚kopa

Hamaky ny tohiny...

Me Razafimanantsoa Hanitra Nanolotra ordinatera ho an地y Boriborintany I

10/01/2017

Nanolotra solosaina miisa dimy miaraka amin地y kojakoja ho an地y Boriborintany voalohany, omaly alatsinainy 9 janoary, ny solombavambahoaka voafidy tao amin地y Distrika Antananarivo I, Me Razafimanantsoa Hanitra.

Hamaky ny tohiny...

Sendikan地y mpiasam-panjakana ォ F3M サ Tsy faly amin-dRajaonarimampianina

10/01/2017

Tsy nahomby ary tsy nahafa-po ny mpiasam-panjakana ny kabarin地y Filoham-pirenena nandritra ny lanonam-be fiaraha-misakafo noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2017 natao teny Iavoloha ny 6 janoary teo.

Hamaky ny tohiny...

Zandary sy dahalo Hihamafy ny gidragidra

10/01/2017

Hihamafy ny gidragidra ! Izay no azo ilazana ny fifandonana eo amin地y zandarimariam-pirenena sy ny dahalo mpangalatra omby manerana ny nosy amin段ty taona 2017 ity raha ampifandraisana ny tatitra avy eo anivon地y zandarimariam-pirenena mikasika ny vokatra tamin段ny 2016

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Adiny 3 ny delestazy halina

10/01/2017

Nampiteny ny moana ny fahatapahan-jiro teto Antananarivo Renivohitra omaly.

Hamaky ny tohiny...

Me Hanitra Razafimanantsoa Nirotsaka nanadio an但nalakely

10/01/2017

Nanatanteraka fanadiovana faobe teny amin地y boriborintany voalohany omaly alatsinainy 9 janoary 2017 ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena sady solombavambahoaka voafidy teny amin段ty

Hamaky ny tohiny...

ォ Salon de l帝tudiant サ Hatao ny 12 sy 13 janoary izao

10/01/2017

Mbola betsaka amin段reo tanora vao afa-panadinana Bakalrea hatreto no tsy mahita na mahalala akory izay sekoly ambony azo antoka tokony hanohizany ny fianarany.

Hamaky ny tohiny...

Tranom-printim-pirenena Fahombiazana ny taona 2016

10/01/2017

Fahombiazana tanteraka ny taona 2016 ho an地y tranom-printim-pirenena etsy Ambatomena.

Hamaky ny tohiny...

Tarika Spesialista Hamoaka raki-kira ォ Best of サ tena raitra

10/01/2017

Tsy handalo fotsiny ity taona vaovao 2017 ity ho an地y tarika Spesialista. Fomba fiasa sy fijery vaovao ihany koa mantsy no hoentiny hanomezana fahafaham-po ireo mpankafy azy raha araka ny fanazavan-dRandrianasolo Hugues lehiben地y tarika.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Alamino tsara e !

10/01/2017

Na dia mbola misy ihany aza ny fifampiarahabana isaky ny faran地y herinandro noho ny taom-baovao dia efa fotoanan地y asa tanteraka amin段zao herinandro faharoan地y volana janoary izao.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana