Fil d'actualités du 24/02/2017

  • 24/02/2017 - 20:20 : Taranja karate: Nahazo ny mari-boninahitra "commandeur de l'ordre de merite sportif" ny filohan'ny Federasiona Malagasy karate-do Solofo Andrianavomanana. Izy ihany koa no Afrikanina nisalotra voalohany ny grady "8eme dan".

  • 24/02/2017 - 19:55 : Fitsaram-bahoaka: Mampitombo ny fitsaram-bahoaka ny tsy fahatokisana mpitandro filaminana, hoy ny Tangalamena Zakariasy. Mampirongatra ny fitsaram-bahoaka ihany koa ny kolikoly, araka ny fanazavan'ity ampanjaka ity.

  • 24/02/2017 - 19:30 : Lisi-pifidianana: Tsy misy lisi-pifidianana tonga lafatra, hoy ny filohan'ny Vaomieram-pirenena mikirakira ny fifidianana Rakotomanana Hery. Afaka hanatsarana izany kosa anefa ny fisoratan'ny olom-pirenena anarana, araka ny fanazavany.

  • 24/02/2017 - 19:05 : Mpiasan'ny tontolo iainana: Mitaky sata manokana hoan'ireo mpiasan'ny tontolo iainana ny fikambanana nasionaly mpiaro ny tontolo iainana. Mitombo be mantsy ny fandrahonana mianjady amin'ireto farany tao anatin'ny taona vitsy izay.

  • 24/02/2017 - 14:30 : Raharaha Hiary Rapanoelina: Taorian'ny sendikan'ny artista dia nanaiky ny hanatsoaka ny fitoriana ity mpanakanto ity ihany koa ny depiote John Elite. Fantatra nandritra ny valandresaka nataon'ireo nitory sy ny fianakavian'i Hiary Rapanoelina fa hakatona ao anatin'ny fotoana fohy ilay vondrona fesiboky niteraka ny olana rehetra.

  • 24/02/2017 - 13:30 : Fitsaram-bahoaka: Hanana fandaharan誕sa vaovao hisorohana ny fihanaky fitsaram-bahoaka ny Minisiteran地y fitsarana. Hiara-hiasa ary hanohana azy amin段zany ny PNUD. Tsy ho ela ny fidinana ifotony manerana an段 Madagasikara hoenti-mampahafantatra ny lal瀟a velona sy ny lal瀟a hampiharina amin地y olona manao fitsaram-bahoaka eto amin地y tany sy ny firenena ny minisitera, hoy ny minisitra Charles Andriamiseza.

  • 24/02/2017 - 13:15 : Tabera Randriamanantsoa: Nametraka fitoriana eny amin'ny filan-kevipanjakana i Tabera Randriamanantsoa androany. Ny mari-karama efa tamin'ny 1979 no hampiasaina amin'izao kanefa amin'izao Repoblika faha-4 izao no tokony hanovana izany araka ny heviny.

  • 24/02/2017 - 12:45 : Jono makamba: Ny 27 febroary vao tena hisokatra ny taom-panjonoana ho an'ity taona ity ka any Mahajanga no hanamarihana izany amin'ny fomba ofisialy. Tsy maintsy manaovao ny taratasy fahazoan-dalany kosa ireo mpandraharaha misehatra amin'izany. Ny 95%-n'ny vokatra dia haondrana any ivelany avokoa.

  • 24/02/2017 - 12:00 : Antsiranana: Niverina nitokona ireo mpamily bajaj androany noho ilay fampiakarana ny saran'ny "Licence" ho 140 000ariary raha 25000ariary teo aloha. Namerina ilay fampiakarana ny saran-d瀝ana ho 1000ariary ihany koa izy ireo.

  • 24/02/2017 - 11:30 : Raharaha Hiary Rapanoelina: Hisy ny valandresaka amin'ny mpanao gazety hataon'ny fianakaviany sy ny depiote Harijaona Randriarimalala isan'ny nitory ity mpanakanto ity androany. Tsiahivina fa nifampiresaka ny roa tonta omaly. Efa nisintona ny fitoriana an'i Hiary Rapanoelina ny sendikan'ny artista ary tsy mbola fantatra kosa izay ho fanaoahan-kevitr'ity solombavambahoaka ity.

Voir plus d'infos...

24/02/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161228

Misongadina

Marc Ravalomanana Vonona amin段zay hitranga

28/12/2016

Ity taona 2016 ity no nitetezan地y filoha mpanorina ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), Marc Ravalomanana faritra betsaka indrindra hatramin段zay niverenany indray teto an-tanindrazana ny volana oktobra taona 2014.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Governemanta Hodakana ny PM Mahafaly Olivier ?

28/12/2016

Mangingina ny tontolo politika amin段zao vanim-potoanan地y fety izao.

Hamaky ny tohiny...

Depiote Randrianasolo Nicolas Nataon地y ladoany lavanty ny fiarany

28/12/2016

Fiara Mercedes 600SEL, mitovy amin段reny fitondrana filoham-pirenena ireny, nentin地y sambo Hoegh Treasur avy any Eoropa ary tonga tao amin地y seranan-tsambon段 Toamasina ny 4 aprily 2014 ity nataon地y ladoany lavanty ny herinandro teo ity rehefa ela nipetrahana tao fa tsy voaloan地y tompony ny haban-tseranana sy ny saran地y fipetrahany tao efa roa taona mahery izay.

Hamaky ny tohiny...

Afaka i Augustin Andriamananoro Taraiky i Alain Ramaroson

28/12/2016

Afaka ihany ! Nivoaka omaly ny didim-pitsarana ka afaka madiodio sy noho ny fisalasalana i Augustin Andriamananoro tamin'ny vesatra miisa telo nanenjehana azy.

Hamaky ny tohiny...

Fiainan誕ntoko Feno 60 taona anio ny PSD

28/12/2016

28 desambra 1956 - 28 desambra 2016 : feno 60 taona katroka ny antoko PSD (Parti Social-D駑ocrate)

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Nofy ratsy

28/12/2016

Arahabaina aloha ry Jean fa naman地y afa-bela fa tsy nataon-dRafrsa sy ny ekipany in-droa nahita ny maizina toy ny tain弛mby natsentsin-davabary a !

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Toetr誕ndro Hanomboka hisesy ny rotsak弛rana

28/12/2016

Hirotsaka ny orana mandritry ny fetin地y faran地y taona sy ny taom-baovao ho an地y eto an-drenivohitra, raha ny tomban地y Foibe mpamantatra ny toetr誕ndro.

Hamaky ny tohiny...

Asaramanitra eny Iavoloha Hotambazana 10% ny mpiasam-panjakana ?

28/12/2016

Hotanterahina eny amin地y lapam-panjakana Iavoloha amin地y zoma 6 janoary 2017 ny Asaramanitra, lanonana fifampiarahaban地y Andrim-panjakana noho ny taona vaovao.

Hamaky ny tohiny...

Minisiteran地y fiarovam-pirenena Hamboly hazo faramparany

28/12/2016

Mbola hamboly hazo faramparany eny Tsimahabeomby Imerintsiatosika eny ry zareo avy eo anivon地y minisiteran地y fiarovam-pirenena, etsy Ampahibe, ny 29 desambra izao.

Hamaky ny tohiny...

Rozette Lucienne Im-pito niteraka, kambana ny roa

28/12/2016

Harena tokoa ny zaza ho an段 Soavindrazana Rozette Lucienne, vehivavy 40 taona, mponina avy any Ambohimalaza,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tomban弾zaka sa mampifezaka ?

28/12/2016

Telo andro sisa dia higadona ny andro hanaovam-beloma ny taona 2016. Samy nanana ny fahitany azy mikasika azy iny ny isam-batan弛lona.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana