Fil d'actualités du 18/01/2017

  • 18/01/2017 - 14:30 : Faritra Alaotra _Fandatsahana orana: Rahapitso alakamisy 19 janoary no mety ho feno ny fepetra hahafahana mandatsaka orana any an-toerana raha ny tombatomban'ny sampan-draharaha mpamantatra ny toetr'andro. Olana ny goavana ny doro tanety, izay hanentanana ny olona ny fanatsaharana izany.

  • 18/01/2017 - 14:00 : Orinasa Jirama: Milaza hanao fanadihadiana lalina na "Audit interne" ao anatin'ity orinasa ity ny fanjakana noho ny toe-javatra ambara ho tsy mangarahara ao anatin'ny orinasa. 60% ny tahan'ny fampidiram-bola saran'ny herinaratra vokarina amin'izao fotoana izao fa tsy 100% araka ny tokony ho izy.

  • 18/01/2017 - 13:30 : Toekarena _Sandam-bola: Ahiana hisy fitotonganana goavana ny lanjan'ny vola ariary noho ny famohana vola vahiny be loatra sy ny tsy fahampian'ny tahirim-bola vahiny eto amintsika, hoy ny CREM na ny Faribolana iraisan'ireo mpandinika ara-toekarena eto Madagasikara.

  • 18/01/2017 - 13:10 : Politika _Omer Beriziky: Maloka tanteraka ny fiainam-pirenena tao anatin'ny 3 taona nitondran'ny fanjakana ankehitriny ary tsy manana fitokisana amin'ny fitsarana avo momba ny lalam-panorenena na ny HCC iny ankamaroan'ny vahoaka.

  • 18/01/2017 - 12:50 : Toamasina II _Halatra lakolosy: Olona miisa 4 voarohorohy tamina halatra lakolosy tamina fiangonana katolika iray miakatra fampanoavana anio.

  • 18/01/2017 - 12:35 : Jirama: Hanome 70 miliara amin'ny 750 miliara tadiavin'ny Jirama amin'ny famahana ny olan'ny delestazy ankehitriny ny fanjakana. Io 750 miliara io no ilaina raha toa ka milaza ny hampihena ny fanampiana ny Jirama ny fanjakana amin'ity taona ity ka 250 miliara ihany no homeny raha 290 miliara ariary tamin'ity taona ity.

  • 18/01/2017 - 12:15 : Delestazy: Nahatratra adin'ny telo ny fahatapahan-jiro tamina faritra maro tamina toerana maro teto an-drenivohitra androany maraina. Nanomboka tamin'ny 9 ora ka hatramin'ny 12 ora ny tamin'ny manodidina an'Andrefan'Ambohijanahary sy Sonierana.

  • 18/01/2017 - 10:50 : Fitsaboana: Tontosaina manomboka androany manerana ireo renivohi-paritany enina ny fanadinam-panjakana handraisana ireo mpitsabo mpanampy andiany faharoa. Haharitra roa andro ny fotoam-panadinana.

  • 18/01/2017 - 07:40 : Mpiasam-panjakana: Miisa 13.686 ireo mpiasa ho raisina fonksioner amin'ity taona 2017 ity. Nanatombo 1.000 io tarehimarika io mihoatra ny tamin'ny taona 2016. Mpampianatra Fram ny 10.000 amin'ireo, araka ny fanazavan'ny minisitry Asampanjakana sy ny Lalana Sosialy Maharante Jean de Dieu.

  • 18/01/2017 - 07:10 : Fifamoivoizana: Nohamafisina ny fisavana ireo moto mifamoivoy eny amin'ny arabe. Anton'izany ny fisian'ny fanafenana fitaovam-piadiana sy zava-mahadomelina toy ny hita teny Anosipatrana, hoy ny tompon'andraikitry ny serasera eo anivon'ny minisiteran'ny filaminam-bahoaka.

Voir plus d'infos...

18/01/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161224

Misongadina

Vadina Filoham-pirenena Ny 2 miasa, ny 1 manao fiainana

24/12/2016

Samy manana ny fomba mahazatra sy fihetsika mampiavaka azy ny vadina filoham-pirenena manerana izao tontolo izao ary tsy ambaka aminíizany ny eto amintsika, na ireo vadina filoha teo aloha na ny am-perinasa.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Ny mpitondra mifety be Ny mpampianatra FRAM tsy mahazo vola

24/12/2016

Tanteraka ara-bakiteny ilay hoe ďmitango lalitraĒ, raha dinihina aminíny mahazo ireo mpampianatra FRAM. Taminíny hafatra nalefaníny minisitry ny Fanabeazam-pirenena,

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana aminíny 2018 Miezaka ny manatsara tena ny CENI

24/12/2016

Namintina ireo dingana sy asa vitaníny CENI (Commission Electorale Nationale Indťpendante) nandritra ny taona 2016 teny aminíny birao foibe Alarobia omaly ny filohany Rakotomanana Hery.

Hamaky ny tohiny...

Roland Ratsiraka Tsy te haloto miaraka amin'ny HVM

24/12/2016

Ao anatiníny governemanta ankehitriny i Roland Ratsiraka saingy re fa hirotsaka hofidiana filoham-pirenena aminíny 2018, ary efa manomboka mandeha ny serasera momba ny hirotsahany.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasiníi Jean Mampiditra mpamono olona

24/12/2016

Tena mandreraka ahy mihitsy ny miresaka aminareo ity ry Jean ka ! Miarahaba aloha ! Tsy tadidinao angaha ilay namako niteny iny hoe aza mampiditra mpangalatra ao an-trano

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

ďGlaceĒ Tiko Efa eny aminíny tsena

24/12/2016

"....fa ny tarigetranay, izay hotanterahina, hanasoa ny namanay sy ireo mpiara-belona....", ampahany ao anatiníny tononkira faneva AAA-TIKO, io.

Hamaky ny tohiny...

Boriborintany Faha-III

24/12/2016

Laharam-pahamehana ny fahadiovana sy ny fandaminana ny tsena Nizara fanomezana ho aníireo mpiasa sy ny solontenaníny mponina avy ao aminíny boriborintany faha-III eto Antananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny...

Ankadimbahoaka-Anosizato Feno trano miorina ny fefiloha

24/12/2016

Maniry toy ny anana ny trano miorina eo ambony fefilohaníIkopa hatreo Ankadimbahoaka mipaka any Anosizato Atsinanana. Taorianíny tetezamita no ho mankaty no tsapa fa nahamaro ny asa fanorenana taminíiny faritra iny.

Hamaky ny tohiny...

Tandroka aroníny vozona Voailikilika ireo zokiolona mpisotro ronono

24/12/2016

Nisy ny fanitsiana tabilao mari-karama na ęalignement du grille indiciaireĽ ho aníny fianakaviambeníny tandroka aroníny vozona ny taona 2005.

Hamaky ny tohiny...

Volaníny kaominina Mbola mandoa ireo vary mangatsiaka ny fanjakana

24/12/2016

Mijanona aminíny famadihana ireo taratasim-bola ho lasa kaontim-bola misoratra aminíny anaraníireo kaominina ny andraikitry ny minisiteraníny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana.

Hamaky ny tohiny...

ZAITRA Niampy 130 indray ireo matihanina

24/12/2016

Tsy mitsaha-mivoatra ny tontoloníny zaitra eto amintsika mba hahafahana manome lanja ny vita Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Hopitaly CHU-JRA Nahazo fotodrafitrasa vaovao indray

24/12/2016

Nohavaozina tanteraka ny sampandraharaha fandidiana momba ny kibo ho aníny ankizy madinika etsy aminíny hŰpitaly CHU-JRA Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny...

GROUPE DES JEUNES MALGACHES SOLIDAIRES Hizara vatomamy ho an'ny ankizy sahirana

24/12/2016

Hanangona vatomamy, sŰkŰla ary bisikoitra hozaraina aminíireo ankizy sahirana eto an-drenivohitra ny ę Groupe des jeunes Malganches solidaires Ľ.

Hamaky ny tohiny...

Paul Rabary Mila ovaina ny rafi-panabeazana

24/12/2016

Nanazava ny minisitry ny fampianarana Paul Rabary fa ilaina ny miroso aminíilay rafi-panabeazana vaovao dia ny famitana izany ao anatiníny 3 taona in-telo miantaona na 9 taona

Hamaky ny tohiny...

Hopitaly CHU-JRA Nahazo fotodrafitrasa vaovao indray

24/12/2016

Nohavaozina tanteraka ny sampandraharaha fandidiana momba ny kibo ho aníny ankizy madinika etsy aminíny hŰpitaly CHU-JRA Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny...

ďLa Voix díOrĒ Iza no hihazo ny Disneyland-Parisy ?

24/12/2016

Anisaníny hanamarika ny fankalazana ny Noely aminíity 2016 ity ny famaranana aminíilay fifaninanan-kira ďLa Voix díOrĒ karakarainíny Televiziona VIVA.

Hamaky ny tohiny...

GROUPE DES JEUNES MALGACHES SOLIDAIRES Hizara vatomamy ho an'ny ankizy sahirana

24/12/2016

Hanangona vatomamy, sŰkŰla ary bisikoitra hozaraina aminíireo ankizy sahirana eto an-drenivohitra ny ę Groupe des jeunes Malganches solidaires Ľ.

Hamaky ny tohiny...

Amboanjobe-Bongatsara Ritra hatraminíny rano anaty vovo

24/12/2016

Manahirana ny fahazoana rano aminíny kartie maro eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

FUN QUIZZ 22 Norombahin-Ratsimbanirina Nivomalala ny fiara

24/12/2016

Notanterahina omaly zoma 23 desambra teny Ankorondrano ny fanolorana ilay loka goavana taminíilay lalao Fun quizz 22 nokarakarainíny Airtel.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Todiho ny lasa, banjino ny ho avy !

24/12/2016

Anatiníny fety tanteraka isika aminíizao fotoana izao ary samy manana ny fomba hankalazany azy ny isan-tokantrano sy ny isam-pianakaviana.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana