Fil d'actualités du 18/01/2018

  • 18/01/2018 - 09:00 : FITATERANA: Mandrahona ny hitokona ny mpitatitra mampitohy an'Antananarivo dy Anjozorobe noho ny haratsian-dalana 30 km.

  • 18/01/2018 - 08:45 : RAHARAHA HOUCINE ARFA: Mitaky ny hamoahana ireo niambina ity vazaha ity mpandraharahan'ny fonja miisa 3 ny sendika misy azy ireo.

  • 18/01/2018 - 08:30 : SMM: Mangataka amin'ny Bianco ny hanokafana fanadihadiana lalina momba ny filazan'i Houcine Arfa fa nanolotra volabe ho an'ny Minisitry ny fitsarana, ny Tonian'ny mpampanoa lalana, ny Tale kabinetran'ny minisitra ny SMM.

  • 18/01/2018 - 08:15 : NOSY MAORISY: Mandravarava ny rivo-doza Berguitta amin'izao fotoana izao, ka zavatra maro no efa potika ary tanana maro no efa dibo-drano.

  • 18/01/2018 - 08:00 : RAHARAHA HOUCINE ARFA: Manimba tanteraka ary mandoto ny fitsarana ny fanambarana resaka kolikoly goavana nataony na marina na tsy marina, hoy ny sendikan'ny mpitsara na ny SMM.

  • 17/01/2018 - 17:00 : RAHARAHA HOUCINE ARFA: Miantso ny rehetra ho tony ny praiminisitra ary nilaza fa hanao fanambarana tsy ho ela momba iny raharaha iny ny Tonian'ny mpampanoa lalana.

  • 17/01/2018 - 16:00 : SYGMA: Lavin’ireto solontenan’ny mpiasa mivondrona ao amin’ny SYGMA ihany koa ny fanambarana fa nanodikodina vola mitentina 7OO tapitrisa ariary ny sekretera jeneralin ny sigma, izay vola avy amin’ny ITF.

  • 17/01/2018 - 15:30 : FAMPIANARANA: Ho fanatsarana ny foto-drafitrasa eo amin’ny sehatry ny fanabeazana dia nametraka fanamby ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena amin’ity taona 2018 ity, fa efitra fianarana 2 054 no haorina ary 711 no havaozina, miampy fanorenana ivon-toerana fampianarana mamaky teny sy manoratra miisa 8.

  • 17/01/2018 - 15:00 : ARIVONIMAMO: Tsy nisy kara-panondro vaovao intsony tany amin'ity distrika ity nanomboka ny taona 2013, ary tsy misitraka ny hetsika fizarana kopia sy fanaovana kara panondro izay tanterahin'ny fanjakana koa ny vahoaka hoy i Rakotomanjato Rodin solombavambahoaka voafidy tany amin'ity distrika ity.

  • 17/01/2018 - 14:30 : SYGMA: Nanambara ireo mpiasa mivondrona ao amin’ny SYGMA(Syndicat General Maritime de Madagascar), fa ny filan-kevitra nasiônaly ihany no afaka manapa kevitra @ fanalana mpikambana, ary mpisoloky ireo mpiasa taloha izay mbola mitondra ny anaran’ity sendika ity.

Voir plus d'infos...

17/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161223

Misongadina

Voahangy Rajaonarimampianina Tsy tamana eto Madagasikara intsony

23/12/2016

Mivoaka ny vaovao ankehitriny fa efa tsy mahatombina eto Madagasikara intsony ny vadinny filoham-pirenena, ka aleony mandeha sy mivoaka matetika any ivelany nanomboka ny volana jolay teo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Ratsy fiafara ny olonny HAT Minisitra 5 no efa maty, misy ny migadra

23/12/2016

Tsy hay hazavaina ny toe-javatra nahazo ireo olona nitondra taminny andronny tetezamita fa tsikaritra ho ratsy fiafara raha samy mpitondra teto aminny firenena ny ankamaroany.

Hamaky ny tohiny...

Fanambaram-pananana Malaina ny mpitondra, misy afenina angaha ?

23/12/2016

26 aminireo minisitra 32 ihany hatreto no efa nanao fanambaram-pananana, raha ny vaovao azo avy eo anivonny Birao mahaleotena miady aminny kolikoly na ny Bianco.

Hamaky ny tohiny...

Antoko Arema Hanomana ny hoaviny

23/12/2016

Antoko velona ary tsy azo tsinontsinoavina eto aminny firenena ny AREMA matoa nahatratra ny tsingerintaona faha-40 niorenany.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Manaova fety sambatra fa!

23/12/2016

Mba manao ahoana ny anareo ao ry Jean ny fanomanana ny fety a ? Mba notazaninay teny aminny falehanny besinimaro mantsy ianareo mianakavy fa tsy hita e !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Mpivarotra tsy ara-dalna Hakarina fitsarana izay tratra

23/12/2016

Hitohy ny fanalana mpivarotra tsy manara-dalna eto Antananarivo Renivohitra, saingy hiova paikady ny kaominina.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Alasora Olona sahirana 2.000 notolorana fanomezana

23/12/2016

Kaominina iray anisanny mijery akaiky ny maha olona ny kaominina Alasora tantananny Benny tanna Marc Ramiarinjatovo.

Hamaky ny tohiny...

Kaoperativa Mirindra 163-194 Miha matihanina

23/12/2016

Miroso eo aminny sehatry ny maha matihanina hatrany ny kaoperativa Mirindra aminny asa fitateram-bahoaka sahaniny eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Mpamatsy vola Te hiara-kiasa aminny firenena mandroso, hoy i Paul Rabary

23/12/2016

Anisanny manana anjara aminilay famatsiam-bola 6 miliara dolara avy any aminny mpamatsy vola isika, hoy ny minisitry ny fanabeazana fototra, Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Vaovao tokoa ve ?

23/12/2016

Mampivarahontsana no sady mahakivy ny mahita fa efa hifarana ity ny taona kanefa dia miha midaraboka hatrany aminny lafiny rehetra ny raharaham-pirenena eto amintsika. Nanomboka tany aminny volana janoary no efa nandeha ny fitatatatana isan-karazany fa hanjakanny kolikoly ny firenena

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana