Fil d'actualités du 24/01/2017

  • 24/01/2017 - 19:05 : FIVMPAMA: Nitombo iray indray ny masoivohon'ny Fivondronan'ny Mpandraharaha Malagasy eny anivon'ny faritra. Nijoro nanomboka ny 19 janoary 2017 teo mantsy ny rantsamangaikan'ny FIVMPAMA faritra faha-6 ao Menabe.

  • 24/01/2017 - 18:40 : Haiady: Misaona ny tontolon'ny haiady Malagasy. Nodimandry omaly teo amin'ny faha-80 taonany ny sensei Charles Rambeloson. Nahafantaran'ny besinimaro azy moa ny taranja aikido. Azo ambara fa isan'ny raiben'ity haiady ity rahateo ny tenany eto Madagasikara.

  • 24/01/2017 - 18:10 : Fampiofanana: Nampahafantarina androany ny boky fampahalalana ireo ivontoeram-piofanana matihanina misy eto amin'ny faritra Analamanga. Tanjona ny fanohanana ireo tanora hiatrika ny tontolon'ny asa.

  • 24/01/2017 - 17:45 : Fampianarana: Hampiantrano ny "Salon des Etudes en France" andiany faharoa ny 2 sy 3 febroary 2017 ny Alliance francaise Andavamamba. Ho hita mandritra io hetsika io ireo karazana fampiofanana any Frantsa sy ny eto amin'ny Ranomasimbe Indianina.

  • 24/01/2017 - 17:20 : Fizahantany: Hotontosaina ny 8 hatramin'ny 11 jiona 2017 ny hetsika "International Tourism Fair Madagascar" andiany faha-6. Hampiantrano izany ny tanana Voara eny Andohatapenaka.

  • 24/01/2017 - 16:50 : Sokatra Angonoka: Mihalany tamingana ny sokatra Angonoka, biby tsy hita afa-tsy eto Madagasikara. Manodidina ny 400 sisa ireo lehibe mihoatra ny 20 taona afaka miteraka, araka ny tarehi-marika farany talohan'ny taona 2015.

  • 24/01/2017 - 14:00 : Tovolahy 2 no matin'ny fitsaram-bahoaka omaly. Ny iray namono olona ny 18 janoary, ka voasambotra ary notazonina tao anaty "Violon" an'ny polisy. Nopotehin'ny fokonolona ny toerana nitazonana azy, ka rehefa vaky dia saika handositra izy sy ny tovolahy iray hafa efa notazonina tao, saingy novonoin'ny fokonolona. Maty teo ho eo ilay vao nampidirina ary androany maraina ilay iray efa teo aloha.

  • 24/01/2017 - 13:30 : HCC _Jean Eric Rakotoarisoa: Milaza ity filohan'ny Fitsarana avo momba ny lal瀘-panorenana ity fa mety hiditra amin'ny fanasaziana ireo tompon'andraiki-panjakana ambony mbola tsy nahavita fanambaram-pananana ny HCC. Olana ny tsy fisian'ny fitoriana mikasika izany.

  • 24/01/2017 - 13:00 : Behintsy Ambohimangakely: Olona 9 voasambotra noho ny resaka halatra omby. Tratry niaraka tamin'izy ireo ihany koa ny fiara marika Renault nisy hena sy ny taratasin'omby hosoka. Atolotra ny fampanovana anio izy ireo.

  • 24/01/2017 - 12:30 : "Paramedicaux": Manomboka anio ny fitsarana ny taratasim-panadinana nandritra ny fifaninana hidirana ho mpiasam-panjakana natao ny 18 janoary teo. Miisa 300 amin'ireo 2805 niatrika fifaninana teny Ankatso omaly no ho raisina mpiasam-panjakana, ka 150 infirmiera, 110 mpampivelona ary 40 teknisianina amina laboratoara.

Voir plus d'infos...

24/01/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161221

Misongadina

Augustin Andriamananoro Naverina eny am-ponja

21/12/2016

Nitana ny sain地y maro ny raharaham-pitsaran地y minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra tamin地y andron地y tetezamita Augustin Andriamananoro notanterahina teny Anosy omaly. Tsy nivoaka teo no ho eo ny didy fa amin地y zoma 23 desambra izao.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Mananontanona ny fanonganam-panjakana Mitampikitra amin地y tafika Rajao

21/12/2016

Tsy kisendrasendra ny fanondrotana grady ireo miaramila maro be tamin地y alalan地y filankevitry ny minisitra ny alatsinainy 20 desambra lasa teo, ka 62 be izao no nakarina galona. Kolonely 17 kolonely nasondrotra ho general de brigade.

Hamaky ny tohiny...

Finoana sy politika Niadian-kevitra tao Fianarantsoa

21/12/2016

Ho fitohizan'ny famelabelaran-kevitra momba ny fanaovana politika amin'ny fomba kristianina tontosa herinandro vitsivitsy izay, dia notanterahina tao Fianarantsoa ny 16, 17 ary 18

Hamaky ny tohiny...

Jean Nirina -filohan地y HAFARI Navoaka hitsabo tena ivelan'ny fonja

21/12/2016

Navoaka hitsabo tena ivelan'ny fonja ny filoha nasionalin'y fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina, taorian'ny baikon'ny lehiben'ny fampanoavana etsy amin'ny Fitsarana Anosy

Hamaky ny tohiny...

Fampihavanam-pirenena Tsy tokony hofaritan地y lal瀟a, hoy ny Rarivato

21/12/2016

Famaizana mandrava ny fihavanana no ambadiky ny lal瀟a, hoy ny minisitra teo aloha, Roger Marie Rafanomezantsoa, izay nanangana ny fikambanana Rarivato.

Hamaky ny tohiny...

Ravelonarivo Jean Nangidy ho azy iny 2016 iny

21/12/2016

Nangina tanteraka na tsy mbola nanambara ofisialy aza fa hisintaka tanteraka amin地y sehatra politika ny praiminisitra teo aloha, jeneraly Ravelonarivo Jean taorian地y paipaika maloto nataon地y tandapa nentina nanesorana azy tao Mahazoarivo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Mba mahandrasa andro zoma e !

21/12/2016

Miarahaba ry Jean a ! Ahoana indray moa ireny fihetsikareo teny Anosy tsy mahandry ny andro zoma ireny ? Efa lazaina aminareo fa amin地y zoma indray ny tohin地y tantara saingy ianareo dia tsy manan-katao afa tsy ny migarigana.

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Fanokafana ny 擢estival Sambaraha Tsy nipoitra ny PM Mahafaly Olivier

21/12/2016

Miteraka resabe ao an-drenivohitry ny Faritra Ansy hatramin'izao ny tsy nanatrehan'ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier ny fotoam-panokafana ny 擢estival Sambaraha ny sabotsy 17 desambra teo.

Hamaky ny tohiny...

Fanodinana ny fakon但ndralanitra Eo am-piketrehana azy ny kaominina

21/12/2016

Nidina nijery ifotony ny olana sedrain段reo fianakaviana miisa 300 mivelona ao amin地y toby fanariana fako eny Andralanitra ny Ben地y Tan瀟an但ntananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana omaly notronin地y tale jeneralin地y SAMVA sy ny solontenan地y Mompera Pedro.

Hamaky ny tohiny...

Fitrandrahana ny harem-pirenena Fanina hatramin地y manampahaizana

21/12/2016

Resabe teo aloha teo ny mikasika ilay hoe 1% amin地y tombony amin地y fitrandrahana harena ankibon地y tany ataon段reo vahiny ihany no anjaran地y fanjakana malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Kaominin但ntehiroka Nijolofotra ny ォ op駻ation permis de construire サ

21/12/2016

Vitsy dia vitsy ireo nanohina ny antso tamin地y hetsika nokarakarain地y kaominin但ntehiroka tao anatin段lay ォ op駻ation permis de construire サ

Hamaky ny tohiny...

Lapan地y Fitsarana Anosy Saika hisy handoro

21/12/2016

Nisavorovoro ny teny amin地y fitsarana Anosy omaly talata 20 desambra nitsarana an段 Augustin Andriamananoro.

Hamaky ny tohiny...

ohitsara Analamahitsy Tapaka 5 andro ny rano

21/12/2016

Nanomboka tamin地y zoma teo aty amin地y faritra Ambohitsara Analamahitsy izay misy ny ォ r駸idence d但lg駻ie サ dia tapaka ny rano nanomboka tamin地y zoma 16 desambra 2016 hatramin地y omaly talata.

Hamaky ny tohiny...

Ady amin地y aretina Sida Manentana sy manampy ny tanora ny Airtel

21/12/2016

Manampy sy manentana ny olon-drehetra amin地y ady amin地y aretina SIDA ny Airtel, indrindra fa ny tanora.

Hamaky ny tohiny...

Taksibe eto Antananarivo Lasa misy mpaka ra

21/12/2016

Niverina indray ny mpaka ra. Renim-pianakaviana iray manodidina ny 55 taona no nisy naka ra tany anaty taksibe omaly maraina tokony ho tamin地y 7 ora sy 45 minitra raha iny nandray fiara tetsy 67 ha iny handeha hamonjy asa any Bel但ir Talatamaty.

Hamaky ny tohiny...

ォ Vary plastika サ eny an-tsena Tsy misy izany, hoy ny minisiteran地y varotra

21/12/2016

Mampiteraka ahiahy amin地y mpanjifa ny fiparitahan地y vary hafahafa izay antsoin地y olona hoe ォ vary plastika サ eny an-tsena amin段zao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Pasitera Mailhol Homena mari-boninahitra anio

21/12/2016

Lanonambe ny an-dry zareo mpino eo anivon地y fiangonana Apokalipsy anio. Hosalorana ny mari-boninahitra ォ Commandeur de l弛rdre National サ mantsy ny filohany.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Firenena inona loatra ?

21/12/2016

Vaovao nafampana sy nahasarika ny sain地y ankamaroan地y olona omaly ny fitsarana ilay mpanao politika iray nosamborina noho ny savorovoro nitranga tany Soamahamanina, telo volana lasa izay.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana