Fil d'actualités du 26/03/2017

  • 26/03/2017 - 17:00 : Politika _Mpanohana an'i Marc Ravalomanana: Eny amin'ny kianjan'i Magro no hanamarihan'ny zanak'i Dada ny fahatsiarovana ny tolona nataon'ireo mahery fo tamin'ny taona 1947. Ho avy eny an-toerana ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana mivady mandritra io fotoana io.

  • 26/03/2017 - 16:30 : Baolina kitra _Fifanintsanana CAN 2019: Taorian'ny fandresena 1-0 tany an-tanin'olona dia mbola lavon'ny ekipam-pirenena tamin'ny isa 3-2 ny ekipan'i Sao Tome teo amin'ny lalao miverina eo dingana savaranonando hiakarana any amin'ny dingana famaranan'ny CAN 2019 hatao any Camerourn. Hiditra amin'ny fifanintsanana isam-bondrona ny Malagasy ka hifanandrina amin'i Sťnťgal, Soudan ary Guinťe Equatorial.

  • 26/03/2017 - 15:00 : Politika _Mpanohana an'i Marc Ravalomanana: Hiverina ny hetsika fanaon'ny mpanohana ny filoha Marc Ravalomanana mba hitakiana ny fanokafana ny orinasan-tserasera MBS. Nanomboka omaly ny hetsika ary hitohy isaky ny asabotsy mandra-pivalin'ny fangatahana.

  • 26/03/2017 - 14:00 : Iraisam-pirenena _Afghanistan: Maty vokatry ny daroka baomba nalefan'ny Amerikanina tamin'ny alalan'ny "drone" ny 19 septambra teo ny lohandohan'ny mpisorona eo anivon'ny vondrona mpampihorohoro Al-QaÔda antsoina hoe Qari Yasin, araka ny vaovao navoakan'ny Sekreteram-panjakana miandraikitra ny fiarovam-pirenena any Etazonia Qari Yasin omaly sabotsy.

  • 26/03/2017 - 11:00 : Fitaterana an'habakabaka: Hanatanteraka sidina in-telo isan-kerinandro mampifandray an'Antananarivo sy Addis Abeba Ethiopie ny Kaompania Etiopianina Ethiopian Airlines manomboka ny 28 martsa 2017, ka fiaramanidina Boeing 737-800 no hisahana izany.

  • 24/03/2017 - 18:30 : Fanambana Vohemar _Trangam-piarahamonina: Raim-pianakaviana iray nihanika teo ambony andrin-jiro androany atoandro ary namono tena nitsambikina avy any ambony avy eo, ka ny lohany no notatazan'ny arabe godorao, ary maty tsy tra-drano. Niparitaka eraky ny arabe mihitsy ny raha noho ny lohany nipotsaka tanteraka.

  • 24/03/2017 - 17:30 : Taom-baovao Malagasy: Hotanterahina ny Talata 28 Martsa sy ny 29 Martsa ho avy izao ny taom-baovao Malagasy ho aníny trano koltoraly Malagasy sy ny fikambanana Fitohasina. Etsy Mahamasina no hanatanterahana ny hetsika, izay hiantsoana ny Malagasy rehetra. Hampiavaka ny hetsika ny fampianarana ny Malagasy rehetra mikasika ireo karazana fomba tokony hajaina hisianíny fampandrosoana ho aníny isan-tokantrano.

  • 24/03/2017 - 16:30 : Orinasa Jirama: Mifarana rahapitso 25 janoary ny fametrahana antontan-taratasy ho an'ireo olona te hahazo ny toeran'ny Tale jeneralin'ny Jirama.

  • 24/03/2017 - 15:30 : Fanatanjahantena _Baolina kitra: Hatao eny Carionrahapitso sabotsy 25 martsa ho avy izao ny fivoriamben'ny Federasionina Malagasin'ny baolina kitra (FMF). Amin'io fotoana io no hanapahana ny hoavin'ny FMF taorian'ny nahalanian'Ahmad ho filohan'ny CAF.

  • 24/03/2017 - 15:00 : Ambodiarana Maroantsetra: Tanŗna iray manontolo nihotsahan'ny tany sy ny vato avy eny an-tendrombohitra, ka traboina tanteraka ny mponina satria potika ny ankamaroan'ny trano ary maro ihany koa ny olona naratra vokatr'izany.

Voir plus d'infos...

24/03/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161220

Misongadina

AnthŤlme Ramparany Nisy nanapoizina taminíny zava-pisotro

20/12/2016

Nanaitra ny sainíny maro ny vaovao nivoaka omaly fa nisy nanapoizina taminíny alalaníny zava-pisotro i AnthŤlme Ramparany, depiote ao anatiníny antoko HVM

Hamaky ny tohiny...

Politique

Augustin Andrimananoro Havotsotra sa hadoboka ?

20/12/2016

Anio talata 20 desambra aminíny 8 ora sy sasany maraina no fotoana voatondro hitsarana aníingahy Augustin Andriamananoro, izay nosamborina teny am-pandevenana ny sabotsy 10 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Ravelonarivo Jean Nangidy ho azy iny 2016 iny

20/12/2016

Nangina tanteraka na tsy mbola nanambara ofisialy aza fa hisintaka tanteraka aminíny sehatra politika ny praiminisitra teo aloha, jeneraly Ravelonarivo Jean taorianíny paipaika maloto nataoníny tandapa nentina nanesorana azy tao Mahazoarivo.

Hamaky ny tohiny...

Kajikajy malotoníny 2018 Efa mipetrapetraka ny aníny HVM

20/12/2016

Raikitra ny kajikajy politikaníny HVM hanomanana ny fifidianana aminíny 2018.

Hamaky ny tohiny...

Rajaonarimampianina Nanome galona ireo mpiaro azy

20/12/2016

Niraradraraka ny fizarana kintana ho aníireo manamboninahitra ao aminíny foloalindahy omaly alatsinainy 19 desambra 2016 nandritra ny filankevitry ny minisitra notanterahana teny Iavoloha. 62 no lasa manamboninahitra jeneraly ka ny 17 kolonely nasondrotra ho general de brigade, nahazo ny galona general de division kosa ny 45.

Hamaky ny tohiny...

Propagandy mialoha ny fotoana Manaitra ny CENI ny KMF/CNOE

20/12/2016

Mbola lesoka ho aníny tany an-dalam-pandrosoana toa antsika, raha araka ny fanazavan-dRaharisoamalala Patricia mpikambana eo anivoníny KMF /CNOE omaly ny tsy fanajana ny lalŗna velona mahakasika ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasiníi Jean Mampirediredy

20/12/2016

Miarahaba Jean a ! Miaiky anareo aho aloha aminíilay fisamborana etsy sy eroa e ! Mino aho fa tompondaka mihitsy ianareo aminíiny.

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Foloalindahy Voailikilika ireo zokiolona mpisotro ronono

20/12/2016

Nisy ny fanitsiana tabilao mari-karama na ęalignement du grille indiciaireĽ ho aníny fianakaviambeníny foloalindahy ny taona 2005.

Hamaky ny tohiny...

Fanafoanana ny halatra omby Vita aminíity taona ity, hoy ny profesora Tsiavaliky Cťlestin

20/12/2016

Manana antoko politika 371, antokom-pinoana 230 any ho any, fiarahamonim-pirenena tsy tambo isaina, mpitandro filaminana marobe sy tantsaha mpamboly sy mpiompy ary mpanabe tsy voaisa isika,

Hamaky ny tohiny...

Fitrandrahana ny harem-pirenena Fanina hatraminíny manampahaizana

20/12/2016

Resabe teo aloha teo ny mikasika ilay hoe 1% aminíny tombony aminíny fitrandrahana harena ankiboníny tany ataoníireo vahiny ihany no anjaraníny fanjakana malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Fiaraha-miasa aminíny orinasa vahiny vaventy Vahaolana aminíny fahatapahan-jiro, hoy i Faly Ramakavelo

20/12/2016

Mila antsoina ireo orinasa vahiny vaventy avy any ivelany mba hamokatra herinaratra eto ao anatiníny fotoana voafetra, izany hoe 15 taona farafahakeliny, hoy ny mpahay toekarena Faly Ramakavelo, raha hitady vahaolana aminíio resaka fahatapahan-jiro lavareny io.

Hamaky ny tohiny...

Hifarana ny taona 2016 Maro ireo kaominina tsy nahazo ďsubventionĒ

20/12/2016

Manindraindra ny fanatanterahana ny fanapariaham-pahefana ny fitondrana nefa tsy mitana ny teniny.

Hamaky ny tohiny...

Fanomezana faraníny taonaníny Airtel 8 no nitsikianíny vintana

20/12/2016

Olona valo indray nanomboka ny 15 desambra lasa teo no nahazo ny anjara lokany avy aminíny Airtel ho aníilay hetsika tanteraho ny nofinofinao andiany fahefatra tetsy Ambohijatovo.

Hamaky ny tohiny...

Mpahay informatika sy zaitra Miisa 177 mianadahy hiditra aminíny tsenaníny asa

20/12/2016

Tontosa ny sabotsy 17 desambra tao aminíny trano fanaovam-petiníny Madvision Andohanatady-Fianarantsoa ny famoahana mpiofana miisa 177 andiany faha-45 ę FIVOY Ľ nahavita ny fiofanana momba ny informatika sy zaitra.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Hifamela sa hifandako ?

20/12/2016

Ao anatiníny vanim-potoananíny fety tanteraka isika izao. Mitaky fitoniana politika izany ary ilaina ny hanadinoana ny romoromo.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana