Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161217

Misongadina

Zazavavy 12 taona Naolana avy eo notetehina

17/12/2016

Zazavavy vao 12 taona monja no hita faty teny aminny ranonIkopa ny 8 desambra lasa teo. Rehefa natao ny fanadihadiana dia naolanny dadatoany no nahafaty ity zazavavy kely ity.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Mpangoron-karena taminny tetezamita Resini Dadavalo avy an-tsesitany

17/12/2016

Nirehareha fatratra ny fanjakana tetezamita fa nahavita niasa na tsy nisy famatsiam-bola avy any ivelany aza. Satria betsaka ny tahirim-bola vahiny taminny androni Marc Ravalomanana izay efa nahatratra hatrany aminny 2 miliara dolara, ka namatam-bonona ny mpanongam-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Fisamborana anAndriamananoro Fanakonana zavatra hafa, hoy ny We are one

17/12/2016

Namoaka fanambarana tetsy aminny hotely iray lehibe etsy Ampandrana omaly ny fivondronanireo mpanohana ny filohanny vondrona Mapar, Andry Nirina Rajoelina, izay mametraka ny teny filamatra hoe We are one izay adika malalaka hoe iray isika

Hamaky ny tohiny...

Vondrona Mapar Manao ririnin-dasa tsy tsaroana

17/12/2016

Mimenomenona ny vondrona politika MAPAR ankehitriny manoloana ny fanenjehana ny namanizy ireo. Ventesina ny hoe tsy rariny ?

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Tsy miteny tsy mivolana

17/12/2016

Mahagaga ireo mpanara-baovao ny tsy fahitana hatraminizao ny filoha mpanorina ny vondrona Mapar, Andry Nirina Rajoelina, aminizao vanim-potoana heverina fa mamaivay ho anny vondrona politika izay tarihiny izao.

Hamaky ny tohiny...

Famadihana palitao Depiote TIM 2 voadaka

17/12/2016

Efa ela ihany ireo mpikambana TIM sy ny mpanara-dia ani Marc Ravalomanana no nimenomenona taminny afitsoka depiote TIM roa izay tsikaritra fa nanomboka namadika palitao.

Hamaky ny tohiny...

Dinika ho aminny fanavotam-pirenena Hiezaka aminny fahazoana ilay 10 miliara

17/12/2016

Tsy ny vondrona politika DFP na ny dinika ho aminny fanavotam-pirenena velively akory no hanakana ny fahatongavanny vola nampanantenainny vondrona eoropeanina izay mitentina 10,2 miliara dolara,

Hamaky ny tohiny...

Fampihavanam-pirenena Tsy manam-piniavana ny mpanao politika

17/12/2016

Mbola ho sarotra ny hahatanterahanny tena fampihavanam-pirenena eto Madagasikara. Ny ankamaroanny olona aloha hatreto dia tsy manantena ny hisiany intsony.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Renivohitra Hifanome tanana aminny Benny tanna ny mpiasa

17/12/2016

Nanatanteraka fihaonambe, toy ny fanaony rehefa ankatoky ny fetinny faranny taona, tao aminny Kianja mitafo Mahamasina,

Hamaky ny tohiny...

Nelson Mandela Day Nomarihina taminny fizarana fitaovam-pianarana

17/12/2016

Tohinny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho ani Nelson Mandela na ny Nelson Mandela Day izay natao ny 18 jolay 2016 teny aminny Lisea Ampasampito,

Hamaky ny tohiny...

TAMAMI Vonona hiditra ao anatinny governemanta misokatra

17/12/2016

Vonona hiditra ao anatinny governemanta misokatra ny antoko politika Tanora Malagasy Miroso na ny TAMAMI na dia mpanohitra aza

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Pao-tsatroka e !

17/12/2016

Jean a, na mbola hiteny koa aza angamba ny vato dia ny ataonareo ihany no ho ataonareo a ? Nambara fa fomba efa lomorina ilay fisamborana fa nataonareo ihany.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Vatsinankohonana Raikitra anio ny anAndroy sy Anosy

17/12/2016

Anio izany, raha tsy misy ny fiovana no ho sokafana aminny fomba ofisialy ny fizarana voalohany ny vatsinankohonana ho anny faritra Androy sy Anosy.

Hamaky ny tohiny...

Delestazy lavareny Tsy mitombina intsony, hoy ny praiminisitra

17/12/2016

Tsy azo ekena intsony manomboka androany (omaly zoma) ny delestazy eto aminny firenena, indrindra ny fahatapahanny jiro maharitra eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Entana simba Vary 5.700 gony no tratra tany Tolagnaro

17/12/2016

Fotoana fanararaotanireo olona mpivarotra entana lany daty ny ankatoky ny fety tahaka izao. Saika mirona aminny fividianana azy ireny avokoa mantsy ny ankamaroanny mponina, indrindra fa ireo moramora vidy hahafahana manao fety sambatra toy ny rehetra.

Hamaky ny tohiny...

Mpianatry ny ACEEM Nikarakara ireo niangaranny vintana

17/12/2016

Tsy nanadino ireo niangaranny vintana ireo mpianatry ny vondro-panabeazana Aceem aminizao ankatoky ny fetinny Noely sy ny faranny taona izao.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Mpampianatra FJKM 24 mianadahy no notolorana sertifika

17/12/2016

Tao anatinny fanompoam-pivavahana nisaorana anAndriamanitra notarihanny Mpiandraika foibe FJKM, teny aminny fiangonana FJKM Alarobia Amboniloha,

Hamaky ny tohiny...

Sport

Fandrefiala Club 57 taona nitaizana tanora

17/12/2016

Klioba voalohany nitondra anarana Malagasy, nijoro taminny taona 1960 ny Fandrefiala Club.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ny lasa tsy fanadino !

17/12/2016

Valifaty politika, fifampisamborana sy fifanagadrana izao no malaza. Ny mpanagadra anio dia mety hogadraina rahampitso ary izany no mihatra aminny olonny tetezamita teo aloha ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana