Fil d'actualités du 20/01/2017

  • 20/01/2017 - 19:40 : Finoana: Tsy nanana kardinaly intsony ny Eglizy Katolika Romana eto Madagasikara hatramin'ny taona 2010. Horesahan'ny sekreteram-panjakan'i Vatican, ny kardinaly Pietro Parolin mandritra ny fivahinianany eto amintsika amin'ireo eveka Malagasy ny fanendrena kardinaly vaovao, araka ny tsilian-tsofina heno.

  • 20/01/2017 - 19:15 : Zavamaniry fitsaboana: Mampiasa zavamaniry fitsaboana avokoa ny 70%ny vahoaka Malagasy. Tsy ara-dalana, tsy misy fanaraha-maso ary tsy voaaro anefa izy ireny, hoy ny orinasa mpanamboatra fanafody Homeopharma.

  • 20/01/2017 - 18:50 : Tsy fanjariantsakafo: Tsy mitombo ara-dalana ny zaza iray amin'ny roa na 50% latsaky ny 5 taona eto Madagasikara, hoy ny Banky iraisampirenena. Antony mahatonga izany ny tsy fanjariantsakafo.

  • 20/01/2017 - 18:25 : Kolikoly: Ho fantatra ny alarobia 25 janoary 2017 ny fivoaran'ny tontolon'ny kolikoly eto Madagasikara. Hanolotra izany amin'ny fomba ofisialy ao amin'ny Cafe de la Gare Soarano ny Transparency International.

  • 20/01/2017 - 17:55 : VIH/Sida: Nanatanteraka atrikasa iadiana amin'ny VIH/Sida tao Ampisikina ny faritra Boeny androany. Olona 58 no matin'ity areti-mandoza ity ao Mahajanga. Miisa 563 kosa ireo mitondra ny tsimok'aretina.

  • 20/01/2017 - 14:30 : Vidim-bary: Hisy ny famorian'ny Minisiteran'ny varotra sy ny fanjifana ireo mpanafatra vary, mpanangona ary ireo tranom-barotra lehibe mpaninjara ny 23 janoaray izao. Antony ny handinihana sy hiadiana hevitra manoloana ny fiakaram-bidin'ny vary izay tsy misy fitsaharana hatramin'ny fiandohan'ny taona.

  • 20/01/2017 - 13:50 : Fandatsahana orana artifisialy: Tsy ny sira hampiasaina amin'ny fandatsahana orana no tsy misy fa ireo fepetra hafa mihitsy no mbola tsy feno, hoy ny Tale jeneralin'ny Sampan-draharaha mpamantatra ny toetr'andro Rahariveloarimiza Samueline androany. Tsy dia mila sira betsaka mantsy izany fa 10kg isaky ny mandatsaka dia ampy, raha ny fanazavan'io tompon'andraikitra io.

  • 20/01/2017 - 13:20 : CAN 2017: Ny ekipam-pirenen'i Sťnťgal no hany firenena efa tafakatra mazava any amin'ny dingan'ny ampahaefafa-dŗlana. Toy izao kosa ny fandaharam-potoana anio: Amin'ny 7 ora no hifandona i CŰte d'Ivoire sy RDC Congo ary amin'ny 10 ora alina ny fifanandrinan'i Maraoka sy Togo.

  • 20/01/2017 - 12:50 : Fanadinam-panjakana CEPE: Manomboka ny alatsinainy 23 janoary ny fisoratana anarana ary hfifarana ny 14 martsa. Efa vita ny famolavolana ny laza adina.

  • 20/01/2017 - 12:20 : Lalam-baovao Andohatapenaka: Efa misy fanorenen-trano sy fanotofana manamorona iny lalam-baovao "Rocade Andohatapenaka" na dia vao ny zoma lasa teo aza ny fanjakana no nanao fanambarana fa voarara fanorenena sy fanotofana. Misy mangalatra ihany koa ireo jiro manazava ny lŗlana.

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161213

Misongadina

Marc Ravalomanana Hamerina ny hambom-po Malagasy

13/12/2016

Lanonana roa sosona no tontosa teny aminíny Tiko Tanjombato omaly. Fankalazana ny androníny 12 desambra fahatsiarovana ny tsingerintaona nahaterahaníny filoha teo aloha Ravalomanana Marc sy fisokafaníny tranombarotra

Hamaky ny tohiny...

Politique

Depiote TIM Tsy hanaiky ny fanilihana aníi Dada

13/12/2016

Volavolan-dalŗna goavana hiadian-kevitra eny aminíny lapam-panjakana Tsimbazaza aminíizao fotoana izao ny momba ny fampihavanam-pirenena, hoy ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Razafimanantsoa Hanitra.

Hamaky ny tohiny...

Vondrom-bahoaka Hofeheziníny didim-panjakana vaovao

13/12/2016

Ny taona 1999 no nivoaka voalohany ny didim-panjakana momba ny fikambananíireo vondrom-bahoaka eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Vondrom-bahoaka Hofeheziníny didim-panjakana vaovao

13/12/2016

Ny taona 1999 no nivoaka voalohany ny didim-panjakana momba ny fikambananíireo vondrom-bahoaka eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Vondrom-bahoaka Hofeheziníny didim-panjakana vaovao

13/12/2016

Ny taona 1999 no nivoaka voalohany ny didim-panjakana momba ny fikambananíireo vondrom-bahoaka eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Depiote TIM Boriborintany faha-6 Tsy mitsahatra mihetsika manaraka ny torimarikíi Dada

13/12/2016

Tsy mitsahatra mihetsika manaraka ny torimarika homeníi Dada ny depiote TIM voafidy teny aminíny Boriborintany faha-6 eto Antananarivo Renivohitra, Rasoanoromalala Marie Horace aminíny fijerena manokana sy fitsinjovana sy fanampiana mivantana ny mponina eny aminíity faritra nahalany azy ity.

Hamaky ny tohiny...

ę PV Ľ taminíny fifidianana Filoha Nisy namoaka, lasa famonosana mofogasy

13/12/2016

Mbola azo hanaporofoana ny fisianíny gaboraraka aminíny fomba fitantanana eto Madagasikara indray ny tranga niseho taminíny faraníny herinandro teo. Hita teny amina mpivarotra hani-masaka ny taratasy ofisialy nampiasainíny CENI-T taminíny fifidianana filoham-pirenena ny taona 2013.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasiníi Jean Misambotsambotra

13/12/2016

Miarahaba anao indray ny tenako ry Jean akama ! Miala aminíny mihevotrevotra sy mitsambomboatra izany ianareo dia miditra aminíny misambotsambotra indray ankehitriny a ! Mahita atao koa aloha ianareo ireto e !

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Sakafo amidy eny an-tsena Ho hentitra ny fanaraha-maso

13/12/2016

Ho hentitra ny fanaraha-maso aminíireo sakafo amidy eny an-tsena aminíizao ankatoky ny fety izao, raha ny fanazavana azo avy eo anivoníny ASCQDA

Hamaky ny tohiny...

ASSOCIATION MADAGASCAR SAVE Manohitra ny fanavakavahana ireo voaníny SIDA

13/12/2016

Betsaka ny olana sedrainíireo olona mitondra ny otrikaretina VIH SIDA ankehitriny eny anivoníny fiarahamonina eny.

Hamaky ny tohiny...

Antsirabe avaratra Toheriníny vahoaka ny fametrahana ilay ďPyloneĒ

13/12/2016

Tsy maharesy lahatra ny mponina mihitsy ny fanazavana sesilany momba ireny fametrahana pylone na andry vy goavam-be ho aníny fifandraisan-davitra ireny.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Hopitaly Befelatanana Nahazo "couveuse" vaovao

13/12/2016

Mahatratra 32,61 % ny tahan'ireo zaza teraka eto amintsika isan-taona ho an'ny mponina miisa 1.000.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana