Fil d'actualités du 18/10/2017

  • 18/10/2017 - 20:00 : FITSARANA: Hotanterahina ny 7 novambra izao ny fifidianana izay ho filohan’ny Filan-kevitra ambonin’ny mpitsara (CFM). Amin’ny herinandro ambony kosa no hanomboka ny fampielezan-kevitra.

  • 18/10/2017 - 17:00 : PESTA: Nandefa ekipa mpitsabo handray anjara amin’ny fametrahana SAMU (Service d’Aide Médicale Urgente) hiandraikitra ny pesta eto Antananarivo i Frantsa. Resaka famonjena sy fandraisana an-tànana no vonjimaika ny marary ary ny fitondrana azy any amin'ny toeram-pitsaboana no asan'io SAMU io.

  • 18/10/2017 - 16:00 : Ambatondrazaka: Trano 39 isa no kila forehitra omaly vokatry ny fiparitahan’ny afo tamina tokantrano iray. Labozia nirehitra ka nananika ny lay no fototry ny afo raha natory irery tao an-trano ilay zazalahy

  • 18/10/2017 - 15:30 : Ambohimanarina : trano misy rihana 1 no nirodana vokatry ny orana.

  • 18/10/2017 - 15:00 : Ambohimanambola: Nidoboka vonjimaika eny Tsiafahy ilay lehilahy nanindrona vy maranitra ny mpiray tanàna aminy teny Ambohitra Ambohimanambola. Nalevina androany kosa ny razana .

  • 18/10/2017 - 14:30 : Antsiranana _Festival des arts urbains: Hotanterahina ao amin'ny Alliance Française Antsiranana ny 24-28 oktobra izao ny hetsika ara-javakanto lehibe "Festival des arts urbains".

  • 18/10/2017 - 14:10 : Haiady Taekwondo: Ny andro mialohan'ny fifaninana "OPEN MADAGASCAR 2017" hatao eny amin'ny Kianja Mitafon'i Mahamasina ny 18 novambra no hanaovana ny fandajana sy ny antsapaka amin'ny fizotry ny fifanandrinana isan-tsokajiny, ary mila mitondra kopiam-pahaterahana na taratasy hafa ireo mpikatroka.

  • 18/10/2017 - 13:55 : FANATANJAHANTENA: Mikarakara fifaninana antsoina hoe: "OPEN MADAGASCAR 2017" ny federasionina Malagasin'ny Taekwondo ny 18 novambra izao, ka ireo atleta 13 taona noho mihoatra no afaka mandray anjara.

  • 18/10/2017 - 13:40 : POLITIKAN'NY FANGALARAM-BATO: Tsy misy mahay mangala-bato mihoatra ny praiminisitra ankehitriny Mahafaly Solonandrasana Olivier, hoy ny filohan'ny Antoko Miombona Ezaka (AME), Ramilina.

  • 18/10/2017 - 13:25 : HERY RAJAONARIMAMPIANINA: Nahazo ny mari-boninahitra "Docteur Honoris Causa ès Sciences Politique" avy amin’ny Oniversiten’i Milan ny Filoha malagasy nandritra ny fitsidihana izay nataony tany Italie.

Voir plus d'infos...

18/10/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161209

Misongadina

Kajikajinny mpanjanaka Kandida 3 hahintsana aminny 2018 ?

09/12/2016

Antomotra ny 2018 hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena eto amintsika. Misy ireo efa nanambara ny firotsahany ary ao ihany koa no efa miomana fatratra na tsy mbola naneho ampahibemaso aza. Misy koa anefa ireo miketrika mangina.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Kaominini Tsaraeso Tsy fantatra intsony ny tena benny tanna

09/12/2016

Misavoritaka ambony ambany aminizao fotoana izao ny zava-misy ao aminny kaominina ambanivohitra Tsaraeso, distrikani Betroka

Hamaky ny tohiny...

Fivorianny mpamatsy vola tany Paris Tsy misy tombontsoa ho anny vahoaka, hoy ny Aro Riaka

09/12/2016

Mbola trosa ihany fa tsy omena fotsiny ilay famatsiam-bola nampanantenainireo mpamatsy vola nivory tany Paris ny fiandohanny herinandro teo sady tsy misy tombontsoa ho anny vahoaka Malagasy velively,

Hamaky ny tohiny...

Lehibenny Faritra Alaotra Mangoro Hapetraka ofisialy aminny alatsinainy izao

09/12/2016

Hotanterahina aminny alatsinainy 12 desambra ho avy izao ny lanonana hametrahana aminny toerany ny lehibenny faritra Alaotra Mangoro vaovao, Ranarisoa Desir.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Tsaboy aloha ny tenanareo !

09/12/2016

Salama tsara ve ry Jean sa mbola lanadanaky ny dia tany Parisy a ? Efa elaela ihany isika tsy niresaka momba ireo afera maromaro tsy nisy tohiny ka dia mba hangata-baovao indray na dia efa zatra mahazo ilay valy boraingina matetika hoe efa mandeha ny fanadihadiana aza e !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Lasanny sinoa ny tannanAmbodimangamamy Trano 623 tsy maintsy harodana

09/12/2016

ff Zary fomba fiteny sy fomba firesaka ny hoe fiandrianam-pirenena eto amintsika. Tsy misy ary tsy hisy mihitsy izany raha ny zava-misy ankehitriny no mitohy.

Hamaky ny tohiny...

Oniversite Ambohitsilaozana Voatery naato herinandro ny fampianarana

09/12/2016

Ny minisiteranny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa sy ny minisiteranny fambolena sy fiompiana no tsy mahay mifandamina dia ny tanora mpianatra no sahirana.

Hamaky ny tohiny...

Mifamono an-kolaka

09/12/2016

Tafiditra ao anatinny vaninandro fety isika mianakavy izao.

Hamaky ny tohiny...

Didier Ratsiraka Miandry azy ny ao Toliara

09/12/2016

Taoriani Fianarantsoa dia ny tannani Toliara indray no handray ny fankalazana ny faha-40 taonanny antoko AREMA.

Hamaky ny tohiny...

Misaona ny tontolonny sarimihetsika Nodimandry Randrenja

09/12/2016

Nodimandry omaly alakamisy 8 desambra hariva ilay kintanny sarimihetsika Malagasy Gerard Razafindrakoto, fantatry ny rehetra taminny anarana Randrenja, tao aminilay sarimihetsika mitohy malokila.

Hamaky ny tohiny...

Sakafo lany daty miparitaka etsy sy eroa Manaitra ny rehetra ny mpiaro ny zonny mpanjifa

09/12/2016

Manomboka miparitaka eny an-tsena sahady aminizao ankatoky ny fetinny krismasy sy ny faranny taona izao ireo karazanentana lany daty, hoy Rabetsara Lita filohanny fikambanana mpiaro ny zonny mpanjifa ( RNDC).

Hamaky ny tohiny...

STAR Nanamora ny fifandraisany aminny rehetra

09/12/2016

Nanamora ny fifandraisany aminny rehetra ny vondrona Star. Lohalaharana aminizany ny fanomezana tombony ireo tanora maniry ny hiara-kiasa aminy manokana.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Tsipy kanetibe Notolorana 4 tapitrisa ariary avy izy efa-dahy

09/12/2016

Taorianny resabe niparitaka momba ny tokony hankasitrahana manokana ireo mpilalao miisa 4 niaro ny voninahi-pirenena ka nahavoahosotra ani Madagasikara tompondaka erantany teo aminny taranja tsipy kanetibe, dia noraisinny filoham-pirenena teny Iavoloha ireo maherifo omaly.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana