Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161206

Misongadina

Antananarivo Renivohitra Kapitalinny ranomasina indianina

06/12/2016

Hanomboka anio talata 6 desambra eto Antananarivo renivohitri Madagasikara ny fivoriambe tsy ara-potoananireo tann-dehibe sy ireo vondrom-bahoaka aty aminny faritry ny Ranomasimbe Indiana na AVCOI (Association des Villes et Collectivits de lOcan Indien), ka tsy hifarana raha tsy ny alakamisy 8 desambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Berija sy Jean Pierre Mpisoloky, hoy ireo mpianatra

06/12/2016

Manoloana ny hetsiketsika ara-panatanjahantena maro samihafa izay nokarakarainilay fikambanana SOlidarit des LEaders de MAdagascar na ny SOLEMA

Hamaky ny tohiny...

Tabera Randriamanantsoa Ampahantrainny vahiny tanteraka isika

06/12/2016

Tsy hitondra vokatsoa ho antsika Malagasy ny fitrosana fa vao mainka hampahantra.

Hamaky ny tohiny...

Parlemantera Vehivavy Nanamafy traikefa momba ny miralenta

06/12/2016

Nanatanteraka Atrikasa niaraka taminireo Vehivavy Parlementera teny aminny Htel du Louvre Antaninarenina ny ONCD na ny

Hamaky ny tohiny...

Parlemantera Vehivavy Nanamafy traikefa momba ny miralenta

06/12/2016

Nanatanteraka Atrikasa niaraka taminireo Vehivavy Parlementera teny aminny Htel du Louvre Antaninarenina ny ONCD na ny Office National de Concertation sur la Dcentralisation omaly alatsinainy 5 desambra 2016.

Hamaky ny tohiny...

DISTIM 6e Ambohimanarina Mitohy ny fanamafisana orina ny antoko TIM

06/12/2016

Mitohy ny fitsidihina sy fanamafisana orina ny antoko TIM, araka ny toromarika nomen'ny Filoha Nasionalinny TIM, Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Faly Ramakavelo Tsy vahaolana ny fitrosana any ivelany

06/12/2016

Miteraka adihevitra lehibe ny fahazoanny fanjakana Malagasy fampindramam-bola mitentina 6,4 miliara dolara sy ny fampiasam-bola mahatratra hatrany aminny 3,8 miliara dolara hataonireo orinasa goavana efa misy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Fampihavanam-pirenena Be loatra ny kajikajy

06/12/2016

Hatraminny taona 2009, tsy mbola tafapetraka ny fampihavanana tena izy.

Hamaky ny tohiny...

Rajaonarimampianina Hanadio ireo manodidina azy ?

06/12/2016

Tsy dia tomponny fahefana sy tsy masi-mandidy eto aminny firenena intsony ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Antenimierandoholona Hifanatrika aminny Governemanta anio

06/12/2016

Lany omaly alatsinainy 5 desambra 2016, teny aminny LapanAnosikely, ny volavolam-pandaharam-potoana manaraka ho anireo eny anivonny Antenimierandoholona,

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Aza mifanadredraka e !

06/12/2016

Aleo aloha mba mifaly ry Jean fa tsy isanandro anie no ho tompondaka toy izao e ! Dia mitondra inona ho anareo izao ny fanatsatsoana hoe maivana ny mpifanandrina taminny alahady ?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Oniversite tsy miankina Maro no tsy manara-penitra

06/12/2016

Tsy mbola voafehy ny fampanaraham-penitra ny tontolonny fampianarana ambony tsy miankina eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Ratsimbazafy Jean Paul Mila harindra ny fitrandrahana ny harena ankibonny tany

06/12/2016

Taorianny fahatotosanny fivoriana an-tamponny Frankofonia andiany faha-16 farany teo teto amintsika dia efa mitodika aty Madagasikara ny masonireo firenena vahiny maro ankehitriny eo aminny ezaka fanaingana indray ny tontolonny toekarena Malagasy aminny fiaraha-miasa matotra aminizy ireo.

Hamaky ny tohiny...

FANDRAISANA MPAMPIANATRA FRAM Hametraka olona roa isaky ny Cisco sy ny Dren ny Aneffa

06/12/2016

Mbola betsaka ny tsy mandeha aminny laoniny aminny fandraisanny fanjakana ireo mpampianatra FRAM miisa 10.000 isan-taona eto amintsika raisina ho mpiasam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

Mpilatsaka an-tsitrapo Olona 609.000 misahana olona 22 tapitrisa

06/12/2016

Tsy mahasarika olona loatra ny asana mpilatsaka an-tsitrapo eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Fandraisana mpampianatra FRAM Hametraka olona roa isaky ny Cisco sy ny Dren ny ANEFFA

06/12/2016

Mbola betsaka ny tsy mandeha aminny laoniny aminny fandraisanny fanjakana ireo mpampianatra FRAM miisa 10.000 isan-taona eto amintsika raisina ho mpiasam-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

THB TOUR 2016 Tsy diso anjara ny faritra atsimonny Nosy

06/12/2016

Tsy diso anjara taminilay hetsika THB tour nokarakarainny vondrona Star ny tany aminny Faritra Atsimonny Nosy.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Aiza izay mba valim-babena e ?

06/12/2016

Mbola manakoako ny fandresena miezinezina azonny ekipam-pirenena Malagasy teo aminny taranja tsipy kanetibe, ka nisalorana ny anaram-boninahitra maha tompondaka eran-tany.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana