Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161130

Misongadina

Ra mandriaka tany Tsiroanomandidy Olona 23 matinny dahalo, omby 400 najifa

30/11/2016

Tsy vaovao aminny rehetra intsony ny fahenoana asan-dahalo sy fanafihan-jiolahy etsy sy eroa, saingy tsy mba mahataitra ny fitondram-panjakana izany.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Claudine A&C Miafina eny Iavoloha ?

30/11/2016

Mivoatra ny raharaha kolikoly goavana tany Ambohimahamasina, Ambalavao.

Hamaky ny tohiny...

Nosy eparsa Misy 500 miliara dolara miotrika

30/11/2016

Maherinny 500 miliara dolara USD ny totalibenireo harena miotrika ao aminireo nosy manodidina antsika na ny nosy eparsa, raha ny fampitam-baovao azo avy aminny fiombonambenny ampanjaka izay mitaky ny famerenana ireo nosy manodidina antsika.

Hamaky ny tohiny...

PND an-dRajaonarimampianina Mbola hikarohana 3,4 miliara dolara

30/11/2016

Handresy lahatra ireo mpamatsy vola mahazatra sy mpanambola tsy miankina manomboka rahampitso voalohanny volana desambra ao Paris ny delegasionina mafonja tarihanny filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery ahitana minisitra 13 be izao

Hamaky ny tohiny...

Tanora TIM Mahajanga Nanome ra maimaimpoana

30/11/2016

Tafiditra ao anatinny fandaharanasanny tanora antoko Tiako I Madagasikara ao Mahajanga ny fanampiana ara-tsosialy ny mpiarabelona.

Hamaky ny tohiny...

Depiote Ravahimanana Guillaume Nisaotra ny vahoaka malagasy sy ny OIF

30/11/2016

Aminny maha filohanny Vaomieranny Raharaham-bahiny eny aminny Antenimierampirenena azy dia maneho fisaorana ny vahoaka malagasy rehetra tsy an-kanavaka sy ny mpikambana eo anivonny OIF

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Hisaona mialoha ny fotoana !

30/11/2016

Malahelo aho ry Jean a ! Te hitomany ! Te hisaona mialoha ny fotoana mihitsy ka mba ho lasanizay ny zava-doza mety hitranga aoriana

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Kabarinny praiminisitra Kanadianina Fambara apokaliptika, hoy i Mailhol

30/11/2016

Efa voambara ao aminny bokinny apokalipsy ny kabary toy ireny nataonny praiminisitra kanadianina Justin Trudeau taminny frankofonia ireny, hoy ny pasitera Mailhol teny Isotry omaly.

Hamaky ny tohiny...

Mpandraharaha Malagasy Mila tosika manokana

30/11/2016

Hotanterahina any Paris Frantsa manomboka rahampitso alakamisy 1 desambra ary hifarana ny zoma 2desambra izao ny fikaonan-dohanny mpitondra Malagasy aminireo mpamatsy vola.

Hamaky ny tohiny...

Ambatondrazaka Nanomboka halina ny couvre-feu

30/11/2016

Tsy azo ivezivezena ao Ambatondrazaka eo anelanelanny aminny 10 ora alina, ka hatraminny 4ora maraina.

Hamaky ny tohiny...

TannanAntananarivo Ho ambohipihaonanireo Benny tanna aty aminny Oseanina Indianina

30/11/2016

Handray ny fivoriambenireo Benny tannanny tann-dehibe aty aminny ranomasimbe indianina ny tannanAntananarivo.

Hamaky ny tohiny...

BNI Madagascar Miala any indray ny Pack Tanora

30/11/2016

Taorianireo mpiasam-panjakana sy ny ankizy madinika dia hanampy manokana ireo tanora manerana ny Nosy indray ny banky BNI Madagascar, indrindra fa ireo latsaky ny 25 taona.

Hamaky ny tohiny...

Ambatondrazaka sy ny manodidina Olana ny ady tany

30/11/2016

Tany aminny kaominina ambanivohitrAmbatomainty tany indray no niavianity fitarainana ity.

Hamaky ny tohiny...

Mada festival sakafo Hanomezan-danja ny sakafo Malagasy

30/11/2016

Hotanterahina ny harivanny sabotsy 3 desambra ho avy izao indray etsy aminny Carlton Anosy manomboka aminny 7 ora ilay hetsika Mada Festival Sakafo hiarahanny sefo Pon Elian mpahandro sakafo etsy aminny Carlton sy sefo Mariette Andrianjaka.

Hamaky ny tohiny...

Aretina diabeta Hisy fitiliana maimaimpoana anio eny Analakely

30/11/2016

Efa tafakatra 387 tapitrisa ireo olona diabetika manerana izao tontolo izao ny taona 2014 ary mety hiakatra hatrany aminny 592 tapitrisa aminny taona 2035.

Hamaky ny tohiny...

Bekonazy Bemanonga Hahazo tombontsoa aminny Ong Fanamby ny mponina

30/11/2016

Vavahadini Menabe eo aminny resaka fizahantany ny Alle des baobabs. Ny taona 2007 no nitsiry ny hevitra hanaovana faritra arovana ny Alle des baobabs, niainga avy taminny fanirianny Faritra Menabe mba hitandrovana ireo reniala maro ao.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Nantenain-kanirina

30/11/2016

Ity izany no tonga aminilay fitenenana hoe ny nantenain-kanirina indray no nampivandravandra.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana