Fil d'actualités du 17/10/2017

  • 17/10/2017 - 18:00 : Ny Ministeran’ny fiarovam-pirenena sy ny Ministeran’ny Fitaterana sy Famantarana ny Toetr’Andro dia manao hetsika ho fankalazana ny andro ho an’ ny "Aéronautique 2017", tokony atao ny 21-20 Oktobra 2017 izao ao amin’ ny « Base Aéronavale Ivato » saingy hahemotra noho ny fifehezana ny pesta.

  • 17/10/2017 - 17:00 : FJKM: Hotanterahina ao amin'ny FJKM Ankadifotsy ny fankasitrahana ny mpitandrina Lala Rasendrahasina, filohan'ny FJKM teo aloha amin'ny Alahady 22 Oktobre 2017 amin'ny 3 ora tolakandro.

  • 17/10/2017 - 16:30 : Orinasan-tserasera: Hiroso amin’ny fanadiovana ny onjam-peo ny Antokon-draharaha misahana ny fanaraha-maso izany na ny ARTEC. Ho henjana ny fijerena ireo pitsopitsony rehetra momba ireo onjam-peo tsy ara-dalàna.

  • 17/10/2017 - 16:00 : Fenoarivo : Tsy mbola vita hatramin'izao ilay fefiloha vaky tamin’ny orambe farany teo kanefa vao avy ny orana omaly dia niakatra ny rano. Mihorohoro sahady ny mponina satria orana kely vao manomboka dia efa miakatra ny rano.

  • 17/10/2017 - 15:45 : KAOMININA IVATO : Asiam-panamboarana ny lalana ao amin'ny K7 hiditra eo amin'ny Cheval Blanc teo aloha. Ho vitaina ao anatin'ny iray volana ny asa, hoy ny ben'ny Tanànan'Ivato, Randrianarisoa Penjy.

  • 17/10/2017 - 15:30 : Mahanjanga: Nozaraina androany ny tambi-karaman'ireo Sefo fokontany rehetra ao Mahajanga. Efa nisitraka ny azy ihany koa ny ao anatin'ny faritra rehetra ao Boeny.

  • 17/10/2017 - 15:15 : Sabotsy Namehana: Nahazo Fiara Fitondrana marary vaovao manara-penitra tanteraka ny kaominina. Izany no nisy dia vokatry ny fiaraha-miasa matotra teo amin'ny Kaominina sy ny malala tanana avy any dilam-bato, izay zanaky ny Kaominina Sabotsy Namehana ihany.

  • 17/10/2017 - 15:00 : SYNAD (Syndicat National des Administrateurs Civils): Hisy ny fifidianana filoha vaovao hitantana ny SYNAD, ka 4 ny kandida ary manomboka anio 17 oktobra ny fampielezan-kevitra. Ny 27 oktobra kosa ny latsa-bato.

  • 17/10/2017 - 14:45 : Antenimieram-pirenena: Volavolan-dalàna 20 eo ho no hodinihina, ka tena hibahana ny mikasika ny tetibolam-panjakana 2018. Isan’ireo horesahina ny volavolan-dalàna momba fambolena, famatsiana herinaratra, ny famatsiam-bola madininka, fananan-tany.

  • 17/10/2017 - 14:30 : Ambatolampy: Nirefotra ny varatra omaly ka olona 3 no naratra ary nahitana fahasimbana ihany koa ny fitaovan-tserasera tany an-toerana.

Voir plus d'infos...

17/10/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161122

Misongadina

Fikambanan'ny Zanak'Androy Hihetsika aorian'ny Frankofonia ?

22/11/2016

Namory mpanao gazety tetsy aminny Telozoro AndrefanAmbohijanahary omaly ny avy eo anivonny fikambanana zanakAndroy, nilaza ny ahiahiny fa mety hirongatra ny herisetra sy korontana raha tsy mandray fepetra mikasika ny raharahana habibiana niseho taminny mpiray fiaviana tamin-dry zareo ny volana oktobra teo ny fitondram-panjakana aorianny fihaonana an-tamponny frankofonia

Hamaky ny tohiny...

Politique

Minisitry ny serasera Mihozongozona ny sezany ?

22/11/2016

Toy ireo namany teo aloha izay samy nitana toerana teo anivonny minisiteranny serasera sy ny fifandraisana aminny andrim-panjakana dia mandeha ankehitriny ny resaka fa efa ambivitra ihany koa ny fialanny minisitry ny serasera aminizao fotoana izao, Andrianjato Vonison, eo aminny toerany.

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana savaranonando tany Frantsa Nangoron-damba sahady i Sarkozy

22/11/2016

Betsaka aminny Malagasy, indrindra ny mpanao politika no manaraka ny raharaha politika any Frantsa noho ny fifamatorana ara-politika eo aminny tany roa tonta.

Hamaky ny tohiny...

Depiote TIM - Rasoanoromalala Horace Mikarakara ny tanoran Ambohimanarina

22/11/2016

Nikarakara fifaninanana ny ADA (Association des Arbitre Ambohimanarina) izay mpikambana ao aminny Firaisankina Ambohimanarina niaraka taminny depiote Rasoanoromalala Horace mpikambana TIM sady filoham-boninahitry ny fikambanana rahateo.

Hamaky ny tohiny...

Raikitra ny Frankofonia Miala any koa ny savorovoro

22/11/2016

Tsy mety tapitra ny tsy fifankahazoan-kevitra momba ny frankofonia. Ny mpanao politika tsy mitovy fijery aminny mpitondra dia efa iaraha-mahalala ny tsy fankasitrahana sy fanakianana ny fanatanterahana azy.

Hamaky ny tohiny...

Lalaina Berthns Voahosihosy ny soatoavinny Frankfnia

22/11/2016

Manao ranolava ny fanehoan-kevitry ny olompirenena manodidina ny Frankfnia aminizao fampiantranoani Madagasikara ny fihaonana an-tampony faha-16 izao.

Hamaky ny tohiny...

Sarisary

Mpanohitra Tsy re feo intsony

22/11/2016

Fotoana elaela izay no tsy dia nandrenesam-peo intsony ireo vondrona politika mitonona ho mpanohitra eto aminny firenena.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Aza misalobokomana !

22/11/2016

Manahoana ry Jean a ! Efa tonga daholo ve ny vahinintsika sa mbola misy andrasana ? Arahabaina aloha fa tonga soa ny andro malaza a !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Kolikoly tao DIANA Manampahefana teo aloha nosamborina

22/11/2016

Notanana am-ponja vonjimaika ny benny tannanAndranovondronina teo aloha sy ny PDS-nny kaominina ambanivohitra Ambondrona teo aloha izay samy ao aminny faritri DIANA taorianny fanadihadiana nataonny vaomiera misahana ny kolikoly na ny Bianco tao an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Malagasy eto Madagasikara 0,57% no tsy miteny afa tsy ny teny Frantsay

22/11/2016

Tafiditra tanteraka anatinny fihaonana an-tamponireo firenena miteny aminny ampahany na manontolo ny teny Frantsay na ny Frankofonia isika aminizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Frankfnia 2016 Navotan-dRavalo i Hery

22/11/2016

Raikitra ny Franknia 2016. Fivorianny filankevitra maharitra no hisantatra ny fihaonambe anio.

Hamaky ny tohiny...

FIKAMBANANNY MPIKABARY MALAGASY Tonga hatrany Maorisy

22/11/2016

Mba ho fampiroboroboana ny teny Malagasy hatreny ifotony, indrindra ho fampitana ny kolontsaina aminny taranaka faramandimby dia niitatra manerana ny faritra maro indray ny sampanny FIMPIMA ( Fikambananny mpikabary Malagasy) raha araka ny fanazavanny filohany Hanitra Andriamboavonjy.

Hamaky ny tohiny...

KAOMININA ANDOHARANOFOTSY Mitsinjo hatrany ireo mpandeha an-tongotra

22/11/2016

Mila tsy hisy lalana ho anny mpandeha an-tongotra intsony aminizao fotoana izao ny eny aminny lalam-pirenena fahafito.

Hamaky ny tohiny...

ONG TSARAMANASOA

22/11/2016

Hamerina an-tsekoly ireo ankizy niala an-daharana

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ambadiky ny hita maso

22/11/2016

Voninahi-pirenena no tandrovana aminizao fandalovanny fihaonambenny frankofonia eto amintsika eto izao dia samy milaza avokoa ny rehetra fa aleo aloha milamina, mitony,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana