Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161119

Misongadina

Rocade Andohatapenaka Zara raha vita

19/11/2016

Aorianny fahavitanny fihaonana an-tamponny Frankofonia vao tokony hisokatra ho anny rehetra ny Rocade eny Andohatapenaka, hoy ny CRBC (China Road and Bridge Corporation).

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fitsaram-bahoaka Kolikoly no fositra, hoy ny CNIDH

19/11/2016

Ny fikolokoloana ny tsy maty manota izay omena vahana sy arovana aminny alalanny kolikoly, ny fitsabahanireo manampahefana ambony sivily sy miaramila,

Hamaky ny tohiny...

Iles parses Ho azo aminny 2020

19/11/2016

Maro ny fikambanana miady mafy aminny fitakiana ireo nosy eparsa, izay mbola eo am-pelatananny Frantsay hatraminizao na dia ny nivoaka taminny fehin-kevitry ny Firenena Mikambana taminny taona 1979 aza fa ani Madagasikara ireo nosy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Frankofonia 2016 Karakarainny Frantsay fatratra ny zandary malagasy

19/11/2016

Dia mibaribary ny maha zanatany Frantsay ani Madagasikara, taminny nikarakarany fatratra ny zandarimaria malagasy. Saika ireny firenena zanatany Frantsay ireny ihany koa moa no ahitana itony vondrona mpitandro ny filaminana itony.

Hamaky ny tohiny...

Lalao Ravalomanana Tsy teny Andohatapenaka

19/11/2016

Tsy mba anisanireo manampahefana hita teny Andohatapenaka nitokana ny lalam-baovao omaly ny benny tannanAntananarivo Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fiarahamonina Malagasy Tsy hitovy mihitsy ny lahy sy ny vavy

19/11/2016

Aminny maha Malagasy antsika dia efa manana ny soatoavina antsika manokana isika, hoy Atoa Ratiharison Jean Navandahy filoha nasionalinny fikambanana ZaGasy Mandroso, raha tafaresaka taminny gazety Tia Tanindrazana izy omaly teny Ambanidia.

Hamaky ny tohiny...

Kaomisera eoropeanina Neven Mimica Ho avy eto hamonjy ny Frankfnia 2016

19/11/2016

Andro sisa isaina dia raikitra ny fihaonana an-tampony faha-16 anny Frankfnia. Tsy ho raharahanireo firenena mampiasa aminny ampahany na manontolo ny teny frantsay ihany anefa io fa eo ihany koa ireo vondrona iraisam-pirenena sy mpiara-miombona antoka samihafa.

Hamaky ny tohiny...

TAPATAPANY ARIVONIMAMO

19/11/2016

Dahalo roa maty, ka ny iray matinny fokonolona ny faharoa voatifitry ny zandary ary iray fahatelo azo sambobelona rehefa nanafika toeram-pivarotana iray anny Benny tanna Marofangady, Distrika Arivonimamo ny alakamisy teo.

Hamaky ny tohiny...

CONSUL DE MONACO Nanolotra kits sportif ho anny mpianatra eto an-drenivohitra

19/11/2016

Fomba iray hahafahana manampy ny ankizy sy ny tanora hivelatra ny fanaovany fanatanjahantena.

Hamaky ny tohiny...

Lyce Moderne Ampefiloha Nohatsaraina ny toerana fanaovanny mpianatra fikarohana

19/11/2016

Nohatsaraina ny foibe mitahiry ny antontan-kevitra eo anivonny Lyce Moderne Ampefiloha hahafahanireo mpianatra miisa 2.000 manovo fahalalana ao an-toerana manamora ny fanaovana fikarohana.

Hamaky ny tohiny...

Fiatrehana ny maitso ahitra any Androy Am-perinasa ny ministeranny mponina

19/11/2016

Nanampy ireo mponina any aminny Faritra Androy taminny alalanny fanomezana ny masomboly antaka hahafahanizy ireo miatrika ny maitso ahitra ny minisiteranny mponina sy ny fiahiana ara-tsosialy ary ny fampiroboroboana ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Fanarenana ny fakioltenAmbatonakanga 24 273 700 ariary no ilaina

19/11/2016

Notanterahana ny alarobia lasa teo ny fanolorana ny asa fanarenana ny Seminera Amparibe izay anisanireo toeram-ponenanny mpianatra ho Mpitandrina mandranto fiofanana teolojia aminny Oniversite Ravelojaona Ambatonakanga miaraka aminAmbatobevanja sy Ambavahadimitafo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Rahoviana vao ho tomponandraikitra ?

19/11/2016

Raha mbola ho fifanilihana foana no iainana eto dia aza manantena ny ahita vokatra aminizay atao. Toy ny lalao ara-panatanjahantena io

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana