Fil d'actualités du 18/11/2017

  • 18/11/2017 - 09:00 : FAMBOLENA SY FIOMPIANA: Mifarana anio 18 novambra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy tantsaha marihina any Tsivory Amboasary Atsimo. Manamarika izany ny famoahana amin'ny fomba ofisialy ireo "Mpiompy Mpanampy ny Asa Veterinera" na MMAV, izay vao nahavita fiofanana.

  • 18/11/2017 - 08:30 : KOLIKOLY: Novakian'ny Parlemanta Eoropeanina bantsilana ny fisian'ny fanodinkodinana volam-panjakana mahasaringotra ny olona akaiky ny filoha, toa an'i Claudinmne Razaimamonjy, kanefa ny minisitry ny fitsarana tamin'izany mihitsy no nitaky ny namoahana azy, ary niteraka fifanolanana tamin'ny fanjakana sy ny fitsarana.

  • 18/11/2017 - 08:00 : PARLEMANTA EOROPEANINA: Nanoaka tatitra momba an'i Madagasikara manabaribary ny kajikajin'ny mpitondra mikasika ny fifidianana ny Eoropeanina. Voizin'izy ireo ny hisian'ny fifidianana demokratika, malalaka tsy misy fanilihana, mangarahara,...

  • 17/11/2017 - 20:00 : SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO: Teratany Iranianina telo lahy no saron'ny polisin'ny PAF "Police des Aires et des Frontières" etsy amin'ny seranam-piaramanidina Ivato nitondra "Passeport Espagnol" sandoka omaly 16 novambra 2017, araka fanambaran'ny Polisim-pirenena.

  • 17/11/2017 - 19:00 : BAOLINA KITRA - CHAN 2018: Hatao anio alina any Maraoka ny fisarihana hivoahan'ny fanasokajiana isam-bondrona.

  • 17/11/2017 - 18:00 : FAMPIANARANA AMBONY: Miverina mianatra ny Fakioliten'ny Siansa eo anivon'ny Oniversiten'Antananarivo manomboka ny alatsinainy 20 novambra 2017.

  • 17/11/2017 - 17:00 : TSIPY KANETIBE: Noraisin'ny vahoakan'i Betafo tamin'ny fomba nanetriketrika i Luc Andriamandamina Newton, isan’ny nandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy izay nandrombaka ny amboara eran-tany teo amin’ny taranja tsipy kanetibe (Mondiale pétanque Junior 2017) tany Chine.

  • 17/11/2017 - 16:00 : RETURN OF A PRESIDENT: Hivoaka sy ho azo jerena manomboka ny 23 novambra ka hatramin'ny 30 novambra izao ilay horonantsary fanadihadiana, mitantara ny fiainan'i Marc Ravalomanana nanomboka tamin'ny fanonganam-panjakana 2009 sy ny taoriany ity.

  • 17/11/2017 - 15:30 : FIANARANANTSOA: Tsy kariera fitrandrahana vato, araka ny resaka nalaza nanomboka ny 11 novambra teo, fa toeram-pitsangatsanganana iray antsoina hoe : Anosy no nisy nanary vato tsy misy vidiny ara-barotra intsony. Ireo karazam-bato ireo no hitan'ny olona nandalo ka nahantonga ny resabe.

  • 17/11/2017 - 15:15 : MINISITRY NY FAHASALAMANA: Miatrika ny Kongresy Iraisam-pirenena momba ny fanafoanana ny aretina “tuberculose” any Moscou, Renivohitr’i Rosia nanomboka omaly ary mifarana anio ny Minisitry ny fahasalamana Pr Mamy Lalatiana Andriamanarivo.

Voir plus d'infos...

17/11/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161118

Misongadina

Trafikana omby Miara-miasa ny sinoa sy ny dahalo ?

18/11/2016

Tandindonin-doza ny omby Malagasy aminizao fotoana izao. Efa ho lany tamingana ny omby any Atsimonny Nosy kanefa tsy mahataitra ny fanjakana izany.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Frankfnia Mety halefa any Mahajanga ny fiaramanidina sasany ?

18/11/2016

Filoham-pirenena telopolo eo hatreto no nambaranny mpikarakara ny fandraisani Madagasikara ny fihaonana an-tampony faha-16 ny Frankfnia, fa ho avy

Hamaky ny tohiny...

Fisoratana anarana hifidy Hanomboka ny 1 desambra

18/11/2016

Ny 1 desambra izao ka hatraminny 31 janoary 2017 no fotoana ahafahana manoratra na manavao ny fisoratana anaranireo olom-pirenena afaka mandray anjara aminny fifidianana izay ho avy, araka ny fanamarihanny avy eo anivonny CENI.

Hamaky ny tohiny...

Governemanta Mahafaly Olivier Tsy ampy ny fanazavany momba ny Frankofnia

18/11/2016

Manao ranolava ny fanehoan-kevitra manodidina ny Frankofnia. Ny fandraisana ny Frankofnia na kaonferansa iraisam-pirenena dia tsy ratsy akory ary tena mety hitondra soa ho an'ny firenena mihitsy aza, hoy ny Sekretera jeneralinny antoko Teza, Ihanta Randriamandranto.

Hamaky ny tohiny...

Lehibenny Faritra Ihorombe Takianireo benny tanna ny fanalna azy

18/11/2016

Noho ny filazan-dry zareo fa tsy mahay ny asany ny lehibenny Faritra ao aminy fa variana mangoron-karena aminny fitrandrahana safira any Ilakaka fotsiny, ary noho izy tsy mahay mifandray loatra aminizy ireo,

Hamaky ny tohiny...

Noho ny Frankfnia Nahantona ny fifidianana eny anivonny Federasiona spaoro

18/11/2016

Namoaka tenimita ny minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, ny 14 novambra 2016, mampihantona ireo fifidianana fanavaozam-pitantanana eny anivonireo federasiona spaoro sy hetsika ara-panatanjahantena rehetra.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Mihetsiketsika an !

18/11/2016

Mihetsiketsika an ! Mahafinaritra ahy ny mahita anareo toy izao e ! Hitondra soa sy filaminana ho antsika mianakavy tokoa anie ity lazainareo fa fety be mandritry ny 5 andro ity e !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Tanora mpitarika Havoaka ny andiany faha-12 aminny YLTP

18/11/2016

Hotanterahina anio zoma 18 novambra hariva etsy aminny Carlton ny famoahana ny andiany faha-12 ireo tanora mpitarika nanaraka fiofanana tao anatinny fandaharanasa Youth Leadership Training Program (YLTP) niaraka taminny Friedrich-Ebert-Stiftung taona 2016.

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana nosy Malagasy Haneho hevitra mandritra ny Frankofonia

18/11/2016

Tsy mitsahatra hatreto ny fangatahana ny fahazoana ireo nosy Malagasy izay hiadiana aminny Frantsay aminizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Lodsia any Manakara Tafidina 500 Ar ny garaba

18/11/2016

Tafidina hatrany aminny 500 Ar ny iray garaba aminny lodsia ankehitriny any aminny distrikani Manakara,hoy Ralaindrina Marcel, mpikambana teo anivonny kongresinny tetezamita teo aloha sady mponina any an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Tontolonny sarimihetsika Miala any ny volavolan-dalna hiarovana azy

18/11/2016

Nivoaka taminny fahanginana omaly Ramitandrinarivo Beau-Temps, talenny Office Malgache du Cinma fa tsy mbola manana fiarovana mitovy aminireo mpihira eto amintsika ny fianakaviambenny mpilalao sarimihetsika Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Randrenja Malokila Voanny homamiadana, mila fanampiana

18/11/2016

Miady mafy aminny aretina etsy aminny hopitaly HJRA aminizao fotoana izao Razafindrakoto Grard na Randrenja, mpilalao sarimihetsika tao aminny Scoop digital fahiny izay efa lasa lehibenny tranom-pamokarana Horizon ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Rallye International de Madagascar andiany faha-37 Notoloranny Airtel loka ireo mpamily mendrika indrindra

18/11/2016

Tsy namela fotsiny ireo mpamily sy ny mpanampy azy telo voalohany mendrika indrindra taminny RIM andiany faha-37 notanterahina teto amintsika ny faranny herinandro teo ny orinasam-pifandraisana Airtel.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Hanaiky lembenana foana ve ?

18/11/2016

Be fandeferana loatra ny vahoaka Malagasy ka ataonny mpitondra aminizay tiany hanaovana azy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana