Fil d'actualités du 16/01/2018

  • 16/01/2018 - 15:30 : Nody mandry omaly teo amin’ny faha 74 taonany ilay mpihira Amerikana Edwin Hawkins, fantatra amin’ilay hira hoe”Oh Happy day”.

  • 16/01/2018 - 15:00 : CACAO : Nihena ny vokatra cacao noho ny fandalovan’ny rivodoza Ava ary ny vidiny koa dia nihena 600 Ariary raha ny nambaran’ireo mpamboly any Sambava.

  • 16/01/2018 - 14:30 : SOLIDARITE DES JOURNALISTE MORONDAVA : Nanao fanambarana izy ireo fa tokony hisy zavatra hivoaka ny fakana am-bavany ny mpanao gazety 1 tamin’ny famoahana vaovao momba ny fanondranana sokatra any amin’ny zandary fa tsy fampihorohorona mpanao gazety fotsiny hoy ireo mpanao gazety any Morondava.

  • 16/01/2018 - 14:00 : BORIBORITANY FAHA-2 : Hitsahatra tsy hiasa intsony ireo mpiasa ao rampitso raha tsisy ny fanapahan-kevitra raisin’ny kaominina mahakasika ilay Delegué hoy ny sendikan’ny mpiasa ao.

  • 16/01/2018 - 13:30 : MPIANATRA ENY ANKATSO : Nolavin’ny mpianatra ny andininy faha-2 tamin’ilay fehin-kevitra nivoaka izay milaza fa ny vatsim-pianarana ny volana hitsahina ihany no ho azo.

  • 16/01/2018 - 13:00 : FAMPIANARANA : Ahemotra 2 herinandro amin’ny daty voatondro ny fanadinam-panjakana sahanin’ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena toy ny CEPE, BEPC,CAE, CAPE.

  • 16/01/2018 - 12:30 : MAHAJANGA: Mpianatra 3 no nosamborina omaly noho ny fanakorontanana ireo mpiantra hafa manao fanadinana.

  • 16/01/2018 - 12:00 : RIVODOZA AVA : Tafiakatra 51 no maty ary 22 tsy hita popoka tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Ava teto raha ny tatitra navoakan’ny BNGRC ny alatsinainy teo.

  • 16/01/2018 - 11:30 : JIRAMA : Araka ny tatitry ny tale jeneralin’ny Jirama dia mpanjifa 2000 amin’ny 20 000 natao fanadihadiana nanomboka ny volana Oktobra no tratra nangalatra herin’aratra.

  • 16/01/2018 - 11:00 : MPIANATRA ANKATSO : Tsy eken’ny mpianatra mipetraka enyamin’ny cité ny hananganana cybercafé ao amin’ny salle d’étude noho ny fahateren'ny toerana.

Voir plus d'infos...

16/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161111

Misongadina

Mijoro ireo Depiote TIM Ampy izay ny antsojay !

11/11/2016

Nanazava ny zava-nisy ny harivanny alarobia lasa teo ny mpitantana ny kaominina Antananarivo Renivohitra teny Analakely omaly

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fitantanana ilay 200 tapitrisa Ariary Ny depiote no filohanny CLD

11/11/2016

Tontosa omaly teny Tsimbazaza ny fivoriana tsy azonny besinimaro natrehina niarahanny praiminisitra sady minisitry ny atitany Mahafaly Solonandrasana Olivier sy ny minisitry ny vola sy ny tetibola Gervais Rakotoarimanana an-daniny, ary ireo solombavambahoaka mpikambanny antenimieram-pirenena an-kilany.

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana filoham-pirenena Hanara-maso akaiky ny Eoropeanina

11/11/2016

Nifarana omaly teny aminny Carlton ny atrikasa fanangonan-kevitra ho fanatsarana ny lalna mifehy ny fifidianana eto Madagasikara nokarakarainny CENI (Commission Electorale Nationale Indpendante) ary novatsianny PNUD (Programme des Nations Unies pour le Dveloppement) vola

Hamaky ny tohiny...

Dinika fanavotam-pirenena Nandresy lahatra ny tafika

11/11/2016

Manoloana ny tsy fandriampahalemana eto aminny firenena dia miantso ny mpiasam-panjakana rehetra izahay, indrindra ny tafika, hoy ny fanambaranny Dinika Fanavotam-Pirenena (DFP).

Hamaky ny tohiny...

Hery Rajaonarimampianina Tsy hiverina aminny toerany intsony

11/11/2016

Efa tena tsy mahatoky sy tsy resy lahatra aminny filoham-pirenena intsony ny ankamaroanny olona aminizao fotoana izao

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Mpamosavy malemy

11/11/2016

Ahoana indray ry Jean ity manao mpamosavy malemy ity a ? Ny ao an-trano ihany no aripaka ! Mba mahaiza mitsinjo lavitra ho aho ! Dia inona izao no tombony ho anao raha mifandramatra aminny zanany io ramatoa io ? Efa fantaray anie fa ianao ihany no mamboly korontana ao an-trano ao e !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Filohanny Hafari Malagasy Voaheloka higadra 1 taona sazy mihatra

11/11/2016

Voaheloka higadra herintaona sazy mihatra eny am-ponja ny filohanny Hafari Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny...

Thierry Rabenandrasana Mbola filoha faratamponny foloalindahy ve ny filoha ?

11/11/2016

Nanoloana ny zava-nitranga tetsy aminny lapanny tannanAntananarivo etsy Analakely ny alarobia teo, dia nilaza ny mpanao politika sady mpikambana ao anatinilay vondrona politika Dinika ho anny fanavotam-pirenena (DFP) fa tokony horaisinny fitondram-panjakana ho feon-dakolosy ireny.

Hamaky ny tohiny...

Fifandraisana ara-diplaomatika Hampianny Alemana ny Snat malagasy

11/11/2016

Nivaly ny fangatahana fanohanana sy fanampiana nataonny Antenimierandoholona Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Tsy voafehiny ny tafika Tokony hiala ny CEMGAM

11/11/2016

Efa nanaiky ny handray an-tanana ny fitsaboana sy fikarakarana ireo olona nambara fa naratra noho ny fifandonana taminny polisy monisipaly ny kaomininAntananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny...

Fanofanana ireo PARAMED Hifanakalo hevitra ny CMR-PARAMED sy ny fanjakana

11/11/2016

Vonona ny hifanakalo hevitra aminny CMR-PARAMED na ny Cercle Mixte reflexion pour la rvalorisation du systme des paramdicaux Madagascar

Hamaky ny tohiny...

Taksibe eto an-drenivohitra Manodidina ny 1.000 ireo efa voaisa ara-dalna

11/11/2016

Taorianny fanisana sy fitsirihana ireo fiarakaretsaka ara-dalna eto an-drenivohitra dia miroso aminny fanisana ireo taksibe miasa eto an-drenivohitra indray ankehitriny ny ivontoerana fitsirihana etsy Antsakaviro tantanan-dRasoloarivelo Pinout

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fanjakanny tsy maty manota

11/11/2016

Mbola hisy sahy hiteny ihany ve eto aminity firenena fa tany tan-dalna i Madagasikara ? Ambetin-teninny mpitondra ny hoe hajao ny ny lalna fa tany tan-dalna i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana