Fil d'actualités du 17/01/2017

  • 17/01/2017 - 07:20 : Morondava: 6 ora amin'ny 24 ora isan'andro no mandeha ny herinaratra ao Morondava. Mitsitapitapy ihany koa ny famatsian-drano any an-toerana. Mitaraina ny mponina indrindra ireo mpandraharaha izay lasibatra manokana no ireo trangan-javatra ireo.

  • 17/01/2017 - 06:50 : Mandroseza: Manomboka mihena ihany koa ny reniranon'i Mandroseza nohon'ny tsy filatsahan'ny orana. Ahiana ho tapaka mihitsy ny famatsian-drano eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina afaka 4 andro raha mitohy io tsy fisian'ny orana io.

  • 17/01/2017 - 06:20 : CAN 2017: Ady sahala samy tsy nitoko no niafaran'ny lalao nifanatrehan-dry zareo ivoarianina sy togoley. Niondrika 1 no 0 teo anatrehan'i RD Congo kosa i Maraoka ao anatin'ny sokajy C. Hiakatra an-tsehatra ny gropy D anio: Ghana hikatroka amin'i Ouganda ary Mali hihaona amin'i Egypte.

  • 16/01/2017 - 18:10 : Faritra Itasy: Mananika ny 53% ny tahan'ny tsy fanjariantsakafo mitoetra ao amin'ny faritra Itasy, araka ny fampitam-baovao avy amin'ny ofisim-paritra. Ambony io tarehi-marika io mihoatra amin'ny salan'isa nasionaly.

  • 16/01/2017 - 17:45 : Tranovato Ambatonakanga: Feno 150 taona ny 22 janoary 2017 izao ny naha tsangambaton'ny maritiora ny Fjkm Tranovato Ambatonakanga. Homarihana amin'ny fanompoam-pivavahana lehibe ny fankalazana izany ny alahady izao. Hisy ihany koa ny fitokanana takelabato fahatsiarovana.

  • 16/01/2017 - 17:20 : Boriboritany fahaefatra: Nitombo avo 3 heny ireo mpifankatia nisora-panambadiana nandritra ny fetin'ny Krismasy sy faran'ny taona 2016 teny amin'ny boriboritany fahaefatra. Nahatratra 30 isan'andro izany tamin'ireo vanim-potoana ireo raha manodidina ny 10 ny andavanandro.

  • 16/01/2017 - 16:55 : Hani-masaka: Nisondrotra niaraka tamin'ny fiandohan'ny taona 2017 ny vidin'ireo hani-masaka eny amin'ny hotely sy gargoty. Manodidina ny 500 hatramin'ny 1.500 ariary ny fiakarana isaky ny vidin-tsakafo masaka.

  • 16/01/2017 - 16:30 : Albert de Monaco: Ho avy eto Madagasikara ny printsy Albert de Monaco amin'ny volana febroary 2017 raha tsy miova ny fandaharam-potoanany. Hifantoka betsaka amin'ireo hetsika sosialy ny vontoatin'ity diany eto amintsika ity.

  • 16/01/2017 - 16:05 : Toetrandro: Misy andro ratsy miforona any amin'ny 1.500km avaratra atsinanan'Madagasikara ankehitriny. Hiantraika amin'ny fiovan'ny toetrandro eto amintsika izy io amin'ny faran'ny herinandro, hoy ny sampandraharaha mpamantatra ny toetrandro.

  • 16/01/2017 - 15:40 : Oniversite: Notontosaina androany ny kongresin'ireo lehibe mpitantana sekolim-panjakana ambony miaraka amin'ireo filohan'ny oniversite. Lahadinika ny fandaharam-potoanan'ireo fanadinana samihafa sy ny fidirana eny amin'ny oniversite.

Voir plus d'infos...

16/01/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161109

Misongadina

Ministeraníny fahasalamana Milalao 300 miliara Ar, mandoa vola ny marary

09/11/2016

Mbola tena tsizaizary ny fiahiana ara-pahasalamana eto Madagasikara, zaza latsaky ny 5 taona 120 isaníandro na 44 000 isan-taona no mamoy ny ainy noho ny aretina tsy voatsabo araka ny tarehimarika navoaky ny Unicef taminíny 2014 ary renim-pianakaviana 3000 no maty isan-taona noho ny fahasarotana eo am-piterahana

Hamaky ny tohiny...

Politique

Depiote Charles Andriamahefa ďMalahelo ny vahoaka raha mandeha taksibrosy izahayĒ

09/11/2016

Tany aminíny androníny praiminisitra Francisque Ravony no nisianíny resaka fanambazana fiara sy vola voalohany taminíny fametrahaníny solombavambahoaka azy ho praiminisitra ny taona 1993.

Hamaky ny tohiny...

Merseneraníny Fitondrana Raikitra ny adiníny samy mpanohana

09/11/2016

Tsy misy foto-kevitra hijoroana fa voavidim-bola aman-karena ireo mpanohana ny filoham-pirenena ankehitriny, raha ny fahitana azy.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Mpitari-bato vilam-bava !

09/11/2016

Manahoana ry Jean a ! Tena mba nahafinaritra kosa aloha ilay teniníi Solo be hoe tapahana avy hatrany ny angovoníireo sapandraharaham-panjakana be vinany tsy mahaloa ny saraníizany e ! Tehaka mirefodrefotra aloha ry Jean a !

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Filankevitra monisipaly Antananarivo Miatrika fivoriana ara-potoana

09/11/2016

Notanterahina nanomboka omaly talata 8 novambra haharitra telo andro ny fivoriana ara-potoanan'ny filankevitra monisipaly eo anivoníny tanŗnaní Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Hetsiky ny mpanao gazety Hihetsika aminíny fivorianíny FrankŰfŰnia

09/11/2016

Nanao fanambarana goavana tetsy Antanimena indray omaly ny avy eo anivoníny hetsiky ny mpanao gazety mivondrona ho aníny fahalalahana na ny MLE.

Hamaky ny tohiny...

Sendikaníny mpitsara Miantso ny vahoaka hahatoky ny fitsarana

09/11/2016

Nifoha taminíny torimasony ny sendikaníny Mpitsara eto Madagasikara (SMM) taorianíny fitsaram-bahoaka nisesisesy nanerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny...

TAPATAPANY ANTANANARIVO RENIVOHITRA

09/11/2016

Manomboka omaly talata 8 novambra ary haharitra telo andro ny fivoriana ara-potoanan'ny Filankevitra Monisipaly

Hamaky ny tohiny...

Fiantohana ny ho aviníny zanaka Hanampy ireo ray aman-dreny ny BNI

09/11/2016

Betsaka ireo ray aman-dreny no tsy manana antoka mazava hahafahany manohana an-janany intsony ankehitriny, indrindra fa ny fahafahana mampiana-janaka hatraminíny farany, izay tena handaniana volabe tokoa aorianíny fahazoana ny mari-pahaizana BakalŰrea.

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana Gasy Jiaby ęMbola voavakavaka ny vehivavy. Ľ

09/11/2016

Miady mafy hatrany ny avy eo anivoníilay fikambanana Gasy Jiaby izay manana tanjona ny hamongotra tanteraka ny olana ara-taratasy eto amintsika afaka 10 taona.

Hamaky ny tohiny...

Andranonahoatra Itaosy Nirehitra ny abatoara sy ny toeram-pivarotan-kazo

09/11/2016

Fotoana tena mampahazo vahana ny hain-trano izao vanim-potoananíny hafanana izao. Voakasikíizany ny teny Andranonahoatra Itaosy izay nitrangana hain-trano goavana ny alatsinainy nifoha omaly talata tokony ho taminíny 12 ora alina.

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Ny 40 %-níny mponina ihany no mandoa hetra ara-dalŗna

09/11/2016

Tena malaina mandoa hetra ny mponiníAntananarivo Renivohitra aminíny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny...

Fivarotana sy fifohana rongony Tambajotra iray indray no sarona

09/11/2016

Anisaníny tena mampitaraina fatratra ny maro ny fisianíny olona mivarotra sy mifoka rongony eny aminíiny faritra Ambohimangakely, Ambohimanarina, Ankadindramamy, Marais Masay,

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Marc Ravalomanana Mahita vahaolana hatrany

09/11/2016

Oloníny teny omeny ary tsy mba mivadika aminíny zavatra nambarany fa ataony i Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Mihetsika ny FJKM Hamoaka mpitandrina 100 isan-taona

09/11/2016

Hankalaza ny faha-50 taona nijoroany aminíny taona 2018 ny Fiangonaníi Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM).

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mila tonga saina

09/11/2016

Tsy fantatra intsony na mbola eto aminíny planeta tany na any amina tontolo hafa mihitsy no misy aníi Madagasikara.Tsy misy zavatra mbamahafinaritra sy mahasondriana fa dia sorisory no iainana isaníandro.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana