Fil d'actualités du 29/05/2017

  • 29/05/2017 - 13:30 : Mpiraki-draharahan地y fitsarana: Hanatanteraka fivoriam-be ny mpiraki-draharahan地y fitsarana ny zoma 2 jona izao, ka mandritra izany no handraisan段zy ireo fanapahan-kevitra izay mety hirosoana amin地y fitokonam-be manoloana ny tolo-dal瀟a mety hanafoanana ny fanatrehan段zy ireo ny fotoam-pitsarana.

  • 29/05/2017 - 13:00 : Fanadinana hidirana ao amin地y INFA: Hotanterahina ny 19-21 jona izao ny fifaninana hidirana eo anivon地y INFA (Institut Nationale de Formation Administrative), ka miisa 683 ireo ho raisina eo anivon段ty Ivon-toeram-pirenena manofana momba ny fitantanana raharaham-panjakana ity.

  • 29/05/2017 - 12:00 : Iray volan'ny ankizy: Ny alakamisy 1 jona izao no hanokafana amin'ny fomba ofisialy ny volana ho an'ny ankizy hatao any amin'ny Gymnase Soavita Toamasina. Lohahevitra amin'izany ny hoe "Ankizy voaaro amin'ny herisetra, afaka hiaro ny hoaviny". Miahy mivantana ny hetsika ny Minisiteran'ny mponina.

  • 29/05/2017 - 11:30 : Toetr'andro: Somary hafana raha oharina amin'ny teo aloha ny ririnina amin'ity 2017 ity satria nitombo 0,3 ka hatramin'ny 0,5 ーC ny maripana. Mijanona ho Antsirabe no faritra ahitana ny maripana ambany indrindra.

  • 29/05/2017 - 11:00 : Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy: Voafidy ho filohan'ny Komity hanao ny sivana an'ireo olona handrafitra ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (FFM) ny Patora Emmanuel Jacob Tehindrazanarivelo. Tsiahivina fa ny 15 mey teo no notendrena ireo 9 miandahy mpikamban'ity komity ity, ka eny amin'ny Foiben'ny Frankofonia eny Ambohitsorohitra no handraisan'izy ireo ny antontan-taratasin'ireo te ho mpikamban'ny FFM ao anatin'ny 75 andro.

  • 29/05/2017 - 10:45 : Antsohihy _Fahatratrana lavanila tsy ara-dal瀟a: Nahazo fahafahana vonjimaika ilay mpisolovava nahatrarana lavanila maintso tsy ara-dal瀟a 220kg ny herinandro lasa teo. Nidoboka am-ponja vonjimaika kosa ny olona 2 niaraka taminy.

  • 29/05/2017 - 10:30 : Toamasina _Halatra taolam-paty: Sarona ny sabotsy lasa teo tao Mangarivotra ny 2 lahy nitondra taolam-paty iray sakaosy, ka taolan-dava 117 ny fitambaran'izy ireo. 600 000Ariary no voalaza fa saika hivarotan'izy ireo io taolam-paty io.

  • 29/05/2017 - 10:15 : Mpandraharahan'ny fadin-tseranana: Mitsahatra ny asa rehetra anio sy rahapitso 30 mey noho ny fitokonanan'ny mpiasan'ny ladoany. Ireo asa maika toy ny resaka fanafody sy entana mora simba ihany no horaisin'ny mpiasa an-t瀟ana.

  • 29/05/2017 - 10:00 : Fanatanjahantena _Boxe Olympique :Hahemotra amin地y volana jona ny fiadiana ny tompondakan棚 Afrika eo amin地y haiady boxe olympique tokony hatao any Congo Brazaville amin段ty faran地y volana mey ity noho ny tsy fahatomombanan地y fikarakarana. Miisa 7 ireo solontena Malagasy hiatrika ny lalao, ka lehilahy ny 5 ary vehivavy ny 2.

  • 29/05/2017 - 09:45 : Fitaterana an檀abakabaka : Ao anatin'ny fandaminana sy fametrahana ny rafitra iasana miaraka amin'ny ォ partenaire strat馮ique サ an'ny Air Madagascar ny fanjakana amin'izao fotoana, hoy ny Tale jeneraly Herinirina Rakotomalala ka aorian'izay vao ho fantatra ny fizotry ny asa atao rehetra.

Voir plus d'infos...

27/05/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161108

Misongadina

Savorovoro, delestazy, asan-dahalo Malemy ny fanjakana

08/11/2016

Hita taratra tamin地y fanambarana nataon地y filoham-pirenena tany Vohipeno sy ny valin-tenin地y praiminisitra teny Mahazoarivo raha niresaka tamin地y mpanao gazety izy omaly fa difotry ny olana ny fitondram-panjakana ka sahirana mikaroka vahaolana.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fikambanana Grand-Tana Voafidy ho filoha i Lalao Ravalomanana

08/11/2016

Nivory voalohany omaly tolakandro tetsy amin地y lapan地y tan瀟a Analakely ny fikambanan段reo ben地y tan瀟a eto Antananarivo sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Fitsaram-bahoaka Naneho ny heviny ny filoham-pirenena

08/11/2016

Naneho ny heviny tany Vohipeno, omaly, taorian地y fitsaram-bahoaka nifanesisesy tamina faritra maro teto amin地y nosy ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Loza amin誕tambo !

08/11/2016

Salam ave ry Jean ? Efa loza amin誕tambo anie ity mitranga ity e ! Tsy henonao sy tsy hitanao mihitsy ve ireny dorodoro sy kantsankantsana eran地y tan瀟a ireny ?

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Fitrandrahana safira any Bemainty Gaboraraka tanteraka

08/11/2016

Ankoatra ny fitsaram-bahoaka etsy sy eroa dia mirongatra koa ny fitrandrahana harena ankibon地y tany tsy ara-dal瀟a eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Zarazarao hanjakana foana ve ?

08/11/2016

Mitana ny sain地y olona maro maneran-tany ny zava-misy any Etazonia amin段zao fotoana izao. Hotanterahina anio ny fifidianana filoham-pirenena izay tsy misy afa tsy kandida roa dia ny repoblikanina sy ny demokraty.

Hamaky ny tohiny...

Fitsaram-bahoaka mirongatra Misy ambadika politika ?

08/11/2016

Matetika ny minisi-panjakana, Narson Rafidimanana sy ny filoham-pirenena,

Hamaky ny tohiny...

Nivadika ny fanjakana Hitokona indray ny SECES

08/11/2016

Mananontanona indray ny fitokonan地y SECES (sendikan地y mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka-mpampianatra).

Hamaky ny tohiny...

Ady tany ao Ambohimanarivo-Antsirabe Miha mafy ny fitakian段reo mponina

08/11/2016

Mihamafy ny fitakian地y mponina ao amin地y fokontany Ambohimanarivo Antsirabe.

Hamaky ny tohiny...

Fiakaran地y vidin-tsolika Mety hiafara amin地y fiakaran地y saran-dalana ihany

08/11/2016

Mety hiafara amin地y fiakaran地y saran-dalana ho 500 Ar ihany ny fiakaran地y vidin-tsolika tsy miato, hoy Andriantsolomora Bernardin, filohan地y vondron段reo mpitatitra eto an-drenivohitra, indrindra raha tsy tonga ny fanampiana nampanantenain地y fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Sendikan地y Taxi Mety haverina ny fifidianana izay ho filohany

08/11/2016

Mety haverina ny fifidianana izay ho filohan地y sendika hivondronan地y fikambanan段reo fiarakaretsaka matihanina eto an-drenivohitra

Hamaky ny tohiny...

Ozinina Miaramila ao Moramanga Hiverina hiasa indray

08/11/2016

Nijery ifotony ny zava-misy momba ilay ozinina miaramila any Moramanga ny faran地y herinandro teo ny delegasiona avy amin地y foloalindahy notarihan地y minisitry ny fiarovam-pirenena ny jeneraly Kaxier B駭i Rasolofonirina.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Pasitora Rakotonirina David Tsy manao politika na manohana antoko politika ny fiangonana

08/11/2016

Tontosa soa aman-tsara tsy nisy tomika teny Antsahamanitra ny alahady faha-6 novambra lasa teo ny fametrahana tamim-pomba ofisialy ny komity Foiben地y Flm vao voafidy farany teo tany antsirabe.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana