Dans la mÍme rubrique

FJKM Hanangana Fiangonana 500

16/01/2017

Tontosa soa aman-tsara ny fotoam-pivavahana nentina hitrotroana am-bavaka ny taom-piasana 2017, notanterahiníny Fiangonaníi Jesosy Kristy eto Madagasikara na ny FJKM teny aminíny Coliseum Antsonjombe omaly. Vao taminíny 9 ora mahery kely dia efa tomefy olona teny an-toerana ary nitohana izay tsy izy ny fifamoivoizana noho ny fahamaroaníny olona niatrika izany.

FJKM Hanangana Fiangonana 500

Hamaky ny tohiny...

FJKM Tranovato Ambatonakanga Feno 150 taona

16/01/2017

Anisaníny fiangonana iray tranainy indrindra ary mbola mijoro mandraka ankehitriny ny fiangonana FJKM Tranovato Ambatonakanga.Taminíny 5 Janoary taona 1831 mantsy no nisy ny fampiraisana latabatra voalohany taminíi Tompo ny Malagasy tao aminíity fiangonana ity raha toraka izany ihany koa ny fanaovam-batisa.

FJKM Tranovato Ambatonakanga Feno 150 taona

Hamaky ny tohiny...

JMJ Mada 2018 Miahiahy ny Katolika noho ny fifidianana filoham-pirenena

13/01/2017

Vinavinaníny Vovonam-pirenena katolikaníny Tanora hotanterahina ao an-drenivohitry ny Faritra Boeny ny 29 aogositra hatraminíny 2 septambra 2018 ny Andro manerantany ho aníny Tanora, na ny JMJ Mada (Journťe mondiale de la Jeunesse) andiany faha-9.

JMJ Mada 2018 Miahiahy ny Katolika noho ny fifidianana filoham-pirenena

Hamaky ny tohiny...

VEHIVAVY DORKASY FOIBE FJKM SY NY BENíNY TANANA Mifanakaiky tanteraka

13/01/2017

Tsy afa-misaraka ny fitantanana sy ny Finoana aminíny ankapobeny.Matoa mantsy misy ny olona tsy manara-dalŗna dia noho ny tsy fahafantarany aníAndriamanitra izay.

VEHIVAVY DORKASY FOIBE FJKM SY NY BENíNY TANANA Mifanakaiky tanteraka

Hamaky ny tohiny...

Kardinaly Armand Gaťtan Razafindratandra Tsy afaka am-poníny mpino Katolika

11/01/2017

Fito taona katroka ny alatsinainy 9 janoary lasa teo ny nahafatesaníny Kardinaly Armand Gaťtan Razafindratandra, fantatra taminíny fitarihana ny fiangonana Katolika teto Madagasikara.

Kardinaly Armand Gaťtan Razafindratandra Tsy afaka am-poníny mpino Katolika

Hamaky ny tohiny...

Fampiasana telefŰnina any am-piangonana ďAoka izay !Ē, hoy ny filohaníny Fjkm

09/01/2017

Nanao antso avo ho aníny mpino Fjkm rehetra manerana ny nosy ny filoha am-perinasaníny Fjkm, ny mpitandrina Irako Ammi Andriamahazosoa ny sabotsy lasa teo teny Ilafy.

Fampiasana telefŰnina any am-piangonana ďAoka izay !Ē, hoy ny filohaníny Fjkm

Hamaky ny tohiny...

Vondrom-pinoana AMCM Nihaona taminíi Honore Rakotomanana

05/01/2017

Tonga nitsidika ny Filohaníny Antenimierandoholona tetsy Anosikely, omaly maraina, ny vondrom-pikambanana ara-pinoana AMCM na ny ę Amical des Musulmans et Chretiens de Madagascar Ľ izay tarihiní Andriamatoa isany Hamada Chanfi, ho aníny Silamo sy Rabeson Rafaralahibe kosa ho aníny Krisitiana.

Vondrom-pinoana AMCM Nihaona taminíi Honore Rakotomanana

Hamaky ny tohiny...


Finoana

Pasitera Mailhol Notoloraníny fanjakana mariboninahitra

22/12/2016

Notolorana ny mariboninahitra ę Commandeur de líordre national MalagasyĒ tetsy aminíny lapaníny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina i Pasitera Mailhol na Andrť Christian Dieu Donnť omaly.

Nosantarina tamin’ny lanonana ara-pivavahana ny lanonana. Maro ireo mpino ao amin’ny fiangonana Apokalipsy nanotrona ny lanonana satria sambany teo amin’ny tantaram-pirenena no nisy mpitondra fivavahana amina fiangonana zandriny nosalorana mariboninahitra ambony toy izao. Niresaka momba ny raharaham-pirenena ny tenany taorian’izay. Tsy tokony hotezaina amin’ny fitsaram-bahoaka ny vahoaka Malagasy satria mety hiteraka adim-poko eto amin’ny firenena izany, hoy izy. Mety hisy ny famaliana faty hataon’ny foko anankiray raha sendra ny fitsaram-bahoaka ny olona iray avy ao aminy. Rehefa ny vahiny dia haingana ny fandraisan’andraikitra, toy ny fitsaram-bahoaka tany Nosy be, ka nisy ny fisamborana ary voatazona ireo tompon’antoka. Mitarazoka kosa ny fandraisan’andraikitra rehefa Malagasy no lasibatra mba tsy hilazana hoe tsy misy. Nilaza ity mpitondra fivavahana ity fa tokony hampitoviana ny Malagasy sy ny vahiny fa tsy atao fitondrana mitanila. Teo am-pamaranana dia nanamafy ny tenany fa mbola mitombina ny faminaniana amin’ny hametrahana azy ho filoham-pirenena. Mpitondra roa aorian’ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana dia izy no manaraka, raha ny fanazavany, ka izay no tsy nirotsahany ny taona 2013. Nilaza kosa izy fa efa nisy foana ny fisambotsamborana eto amintsika, fa amin’ny fitondrany vao mety tsy hisy intsony.

Toky R./Mirija

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana