Dans la m麥e rubrique

Mpitandrina Ramambasoa Andrianasolo 10 taona niaraha-niasa tamin'ny FJKM Antanety Fitahiana

21/03/2017

Feno folo taona katroka tamin地y faran地y herinandro teo ny niarahan地y mpitandrina Ramambasoa Andrianasolo Hantaniaina Rojo Lalaina niasa tamin地y fiangonana FJKM Antanety Fitahiana, Synodam-paritany Antananarivo Andrefana.

Mpitandrina Ramambasoa Andrianasolo 10 taona niaraha-niasa tamin'ny FJKM Antanety Fitahiana

Hamaky ny tohiny...

Taranak但mbohitrabiby Fidiovana ny rivodoza sy rano be

15/03/2017

Efa lamina voajanahary natao teto Madagasikara ny zava-misy ankehitriny, ka amin地y vanim-potoanan地y rivodoza sy ny rano be araka ny fandaminan地y Nahary no lasa ny loto rehetra eo amin'ny natiora eto Madagasikara.

Taranak但mbohitrabiby Fidiovana ny rivodoza sy rano be

Hamaky ny tohiny...

Fivondronan地y skotisma Hanatitra mivantana ny fanampian地y traboina

13/03/2017

Tontosa soa aman-tsara ny fanangonana ireo fanampiana avy amin地y malalatanana nataon地y fivondronamben地y skotisma tetsy Analakely

Fivondronan地y skotisma Hanatitra mivantana ny fanampian地y traboina

Hamaky ny tohiny...

Sendikan地y kristianina ォ Tokony hahazo fiahiana sosialy ny rehetra サ

15/02/2017

Manoloana ny fanelezana sy fanentanana ataon地y eo anivon地y fitondram-panjakana mikasika ny amin地y tokony hahazoan地y olom-pirenena rehetra manana anton誕sa ara-dal瀟a dia mba manampy tosika koa ry zareo avy eo anivon地y Sekrima na ny sendikan地y kristianina Malagasy.

Sendikan地y kristianina ォ Tokony hahazo fiahiana sosialy ny rehetra サ

Hamaky ny tohiny...

Fiketrahana Masina Manome lanja manokana ny lafiny maha olona

31/01/2017

Nanatanteraka famelabelaran-kevitra momba ny tontolo diplomatika ny kardinaly Pietro Parolin tao amin地y efitrano malalaka ォAntsaサ tao amin地y ivontoeran-dry masera Mandrimena Andoharanofotsy omaly.

Fiketrahana Masina Manome lanja manokana ny lafiny maha olona

Hamaky ny tohiny...

Jirama Hividianana milina antitra atsy Maorisy ?

31/01/2017

Delestazy ? Olana io manerana ny Nosy. Tsy antoandro, tsy alina. Efa tsy hita pesipesenina ny fatiantoka aterany.

Jirama Hividianana milina antitra atsy Maorisy ?

Hamaky ny tohiny...

Kardinaly Pietro Parolin Nampitraka sy nampahery ny Malagasy

30/01/2017

Tontosa omaly alahady teny amin地y kianjambe monisipalin段 Mahamasina ny lamesa lehiben地y Eglizy Katolika Romana notarihan地y sekreteram-panjakan段 Vatican ny kardinaly Pietro Parolin ho fankalazana ny faha-50 taonan地y fifandraisana ara-diplomatika eo amin地y firenena Malagasy sy ny Fiketrahana Masina.

Kardinaly Pietro Parolin Nampitraka sy nampahery ny Malagasy

Hamaky ny tohiny...


Finoana

FJKM Ambodihady vaovao Nifarana ny fankalazana ny Noely

02/01/2017

Tapitra ny zoma teo, tamin地y fiseharan段reo kilonga madinika tao am-piangonana , ny fankalazana ny Noely tao amin地y fiangonana FJKM Ambodihady Vaovao

Ambohimanarina ka ny Rantsana SAMIA eo anivon'ny Sampana Sekoly Alahady eny an-toeran no namarana izany tamin’ny hetsika izay nokarakarainy. Tena niredona tokoa ny fiderana ny Tompo Mpamonjy nataon’ireo kilonga an-jatony tamin’izany. Amin’ny Noely 2017 indray manao misimisy kokoa , hoy ny feo re teny Ambodihady.

Ntsoavina Evariste


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana