Dans la m麥e rubrique

Sendikan地y kristianina ォ Tokony hahazo fiahiana sosialy ny rehetra サ

15/02/2017

Manoloana ny fanelezana sy fanentanana ataon地y eo anivon地y fitondram-panjakana mikasika ny amin地y tokony hahazoan地y olom-pirenena rehetra manana anton誕sa ara-dal瀟a dia mba manampy tosika koa ry zareo avy eo anivon地y Sekrima na ny sendikan地y kristianina Malagasy.

Sendikan地y kristianina ォ Tokony hahazo fiahiana sosialy ny rehetra サ

Hamaky ny tohiny...

Fiketrahana Masina Manome lanja manokana ny lafiny maha olona

31/01/2017

Nanatanteraka famelabelaran-kevitra momba ny tontolo diplomatika ny kardinaly Pietro Parolin tao amin地y efitrano malalaka ォAntsaサ tao amin地y ivontoeran-dry masera Mandrimena Andoharanofotsy omaly.

Fiketrahana Masina Manome lanja manokana ny lafiny maha olona

Hamaky ny tohiny...

Jirama Hividianana milina antitra atsy Maorisy ?

31/01/2017

Delestazy ? Olana io manerana ny Nosy. Tsy antoandro, tsy alina. Efa tsy hita pesipesenina ny fatiantoka aterany.

Jirama Hividianana milina antitra atsy Maorisy ?

Hamaky ny tohiny...

Kardinaly Pietro Parolin Nampitraka sy nampahery ny Malagasy

30/01/2017

Tontosa omaly alahady teny amin地y kianjambe monisipalin段 Mahamasina ny lamesa lehiben地y Eglizy Katolika Romana notarihan地y sekreteram-panjakan段 Vatican ny kardinaly Pietro Parolin ho fankalazana ny faha-50 taonan地y fifandraisana ara-diplomatika eo amin地y firenena Malagasy sy ny Fiketrahana Masina.

Kardinaly Pietro Parolin Nampitraka sy nampahery ny Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Raharimala Andriampenotiana Fanjakan但ndriamanitra no hamerina amin地y laoniny ny orana

28/01/2017

Ny G.E.T.M na ny ォ Groupement pour l脱dification de la Th駮cratie Madagasikara サ dia mbola mamerina eto indray ireo fanambarana izay nataony an-gazety sy tamin地y alalan地y televiziona sy Radio fa tsy mety amintsika Malagasy

Raharimala Andriampenotiana Fanjakan但ndriamanitra no hamerina amin地y laoniny ny orana

Hamaky ny tohiny...

Kardinaly Pietro Parollin Noraisina toy ny filoham-panjakana

28/01/2017

Nigadona teto Madagasikara ny alin地y alakamisy 26 janoary lasa teo ny sekreteram-panjakan段 Vatican, Kardinaly Pietro Parollin,

Kardinaly Pietro Parollin Noraisina toy ny filoham-panjakana

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara sy Vatican Feno 50 taona ny fifandraisana

24/01/2017

Ny 27 ka hatramin地y 31 janoary 2017 izao no hankalazaina eto amintsika ny faha-50 taonan地y fifandraisana diplomatika eo amin地y fiketrahana masina ao Vatikan sy ny firenentsika. Io no anton地y fandalovan地y sekreteran-panjakana ao Vatikan,

Madagasikara sy Vatican Feno 50 taona ny fifandraisana

Hamaky ny tohiny...


Finoana

Fitondram-panjakana Manambitamby mafy ny Katolika

07/11/2016

Nofaranana tamin地y alalan地y fiombonam-bavaka teny amin地y Esca Antanimena omaly alahady 6 novambra ny fankalazana ny taon-jaobily ho an地y fivondronamben地y Eveka sy ny mpino katolika.

 

 Tonga niatrika sy nanome voninahitra ny lanonana ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Mahafaly Solonandrasana Olivier sy ny minisitry ny fiarovam-pirenena, ny Jeneraly Béni Xavier Rasolonirina. Tamin’ny lahateny nataon’ny Filohan’ny Fivondronamben’ny Eveka eto Madagasikara, ny Arseveka Jean de Dieu Tsarahazana dia nisaorany ny fahatongavan’ny fitondram-panjakana notarihin’ny Praiministra Lehiben’ny Governemanta ary nilazany hoe “tsy adinonay ny mivavaka ho anareo mba ahafahanareo manatanteraka ny fanirian’i Kristy ho an’ny vahoakan’Andriamanitra tsy ankanavaka, araka ny hiram-pirenentsika manao hoe mba hiadana sy ho finaritra ka ho sambatra tokoa anie isika”. Nanambara kosa ny Lehiben’ny Governemanta tamin’ny tafa nataony tamin’ny mpanao gazety fa “mazava ny lalàmpanorenantsika fa fanjakana laika isika nefa ilaina ny fiaraha-miasan’ny rehetra, indrindra fa ny fiaraha-miasan’ny fanjakana amin’ny mpitondra fivavahana”. Nanamafy hatrany ny praiminisitra fa mitohy ny fiaraha-miasa miaraka eo amin’ny fiangonana sy ny fanjakana, ao anatin’izany ny eglizy katolika romanina. Anisan’ny tsy mitsitsy fitenenana amin’ny tokony hanitsian’ny mpitondra ny diany manoloana ny tsy mety eto amin’ny firenena ny fivondronamben’ny Eveka saingy toa ninian’ny mpitondra nomena lamosina hatramin’izay. Toa manambitamby indray anefa ny fitondrana raha dinihina amin’ny fihetsiky ny praiminisitra. Arofanina amin’ny fitantanana ny firenena ny raiamandreny am-panahy sy ny fiangonana ka tsy tokony hotsinontsinoavina ny fanehoan-keviny.

 


 

Toky R.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana