Dans la mÍme rubrique

SVFL - Fjkm Mahalavolona Nanome ra maimaimpoana hamonjena aina

24/04/2017

Nanome ra maimaimpoana entina hanampiana ny mpiara-belona manana ny tsy salama ny ďSampana Vondrona Fototra Laika eo anivoníny fiangonana FJKM Mahalavolona Andoharanofotsy ny sabotsy teo.

SVFL - Fjkm Mahalavolona Nanome ra maimaimpoana hamonjena aina

Hamaky ny tohiny...

SAmpana MPAnazava sy TIly Anosipatrana Mankalaza ny faha-60 taona

24/04/2017

Mankalaza ny faha-60 taona nijoroany ny SAMPATI ao aminíny FJKM Anosipatrana aminíity taona 2017 ity. Omaly alahady 23 aprily no ivoníny fankalazana.

SAmpana MPAnazava sy TIly Anosipatrana Mankalaza ny faha-60 taona

Hamaky ny tohiny...

Ambohimanarina Niatrika sedra, nioty vokatra tsara

19/04/2017

Niara-niombom-bavaka fisaorana aníAndriamanitra tao aminíny Fiangonaníi Jesoa Kritsy eto Madagasikara Ambohimanandray

Ambohimanarina Niatrika sedra, nioty vokatra tsara

Hamaky ny tohiny...

Fetiníny Paska Tomefy olona Antsirabe

18/04/2017

Miha malaza sy mivoatra hatrany ny fetiníny Paska tany Antsirabe ary miha mahasarika ny mpivahiny manodidina sy ny avy any ivelaníAntsirabe hatrany.

Fetiníny Paska Tomefy olona Antsirabe

Hamaky ny tohiny...

Mpitandrina Rabeharivelojaona Lantoniaina ďFanonganana ny fanjakaníny devoly ny PaskaĒ

15/04/2017

Anisaníireo nahazo fanasana hanatrika ilay fivoriana niompana taminíny fanorenana ifotony natao teny aminíny Espace dera omaly, ny mpitandrina Rabeharivelojaona Lantoniaina.

Mpitandrina Rabeharivelojaona Lantoniaina ďFanonganana ny fanjakaníny devoly ny PaskaĒ

Hamaky ny tohiny...

Fetiníny paska Nivadika ho zavatra hafa mihitsy

14/04/2017

Fety masina ny fetiníny paska saingy aminíizao fotoana kosa dia toa efa lasa mivaona aminíizay ny ankamaroaníny olona, eny fa ny kristianina mihitsy aza no tena maro manao azy.

Fetiníny paska Nivadika ho zavatra hafa mihitsy

Hamaky ny tohiny...

Neny Olga ďIreo mpamela heloka no hisitraka ny fanjakaníAndriamanitraĒ

03/04/2017

Nijoro ho vavolombelona ny aminíny fisianíny Paradisa sy afobe ny sabotsy teo teny aminíny tany malalaky ny lapaníny tanŗna Analakely i Neny Olga, mpino kristianina avy aminíny FLM (Fiangonana Loterana Malagasy) monina ao Tsarahasina, distrikaníAmbositra.

Neny Olga ďIreo mpamela heloka no hisitraka ny fanjakaníAndriamanitraĒ

Hamaky ny tohiny...


Finoana

Finoana Jodaisma Madagasikara Mesirima Manampy hatrany ny mpiara-belona

05/11/2016

Finoana iray anisaníny manome lanja ny fiompiana sy ny fambolena ny Finoana Jodaisma Madagasikara Mesirima tarihiníi Cohen Bera.

 

 Manota mantsy izy ireo raha tsy mandray anjara amin’izany, hahafahany mamokatra sakafo mahavelona ara-pahasalamana mifanaraka amin’ny Baiboly hampiasainy, eo ihany koa ny mba  hahafahany mamokatra ho an’ny firenena iray manontolo mihitsy. Tafiditra ao anatin’ilay hetsika fizarana sakafo maimaimpoana notanterahin’izy ireo tao amin’ny fokontany Ambodifasika, kaominina Itaosy izany omaly ka olona sahirana avy ao amin’ny fokontany miisa 100 no nahazo tombontsoa niampy ireo mpino ao anatin’ny fikambanana miisa 50. Tsiahivina moa fa mbola ao anatin’ny fankalazana ilay fetin’ny Sokoto tandindon’ny fitsarana ny satana sy ny forongony, ny olombelona sy izao tontolo izao izy ireo ankehitriny ka ao anatin’ny fihinanana ny matavy, ny mamy ary ny fisotroana no hanaovany izany mandritra ny valo andro. Ho an’ireo mpikambana manokana dia efa misy mihitsy ny fampianarana azy ireo amin’ny resaka fitantanam-bola eo anivon’ny tokantrano ka anisan’ny hanokanana vola ny fety tahaka izao. Misy ihany koa ny fanampiana ireo tanora amin’ny fitadiavana asa. Toerana efatra eto Madagasikara moa no misy toerana fambolem-bary sahanin’izy ireo ankehitriny toy ny ao Ambatondrazaka, Tsiroanomandidy, Fianarantsoa. Mbola eo an-dalam-pikarakarana ny taratasy kosa ny ao Antsirabe.

Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana