Fil d'actualités du 23/02/2017

  • 23/02/2017 - 20:30 : Tiko AAA: Efa manomboka hita eny amin'ny tsena Magro ny zava-pisotro Classiko vokarin'ny orinasa Tiko AAA. Sandaina 2.500 ariary ny tavoahangy 1,5 litatra.

  • 23/02/2017 - 20:00 : Fandripahana ala: Ambony ny tahan'ny fandripahana ala eto Madagasikara, hoy ny fanadihadiana nataon'ny ofisim-pirenena misahana ny Tontolo iainana. 0,8% izany ny taona 1990 hatramin'ny 2000. 0,4% kosa izany teo anelanelan'ny taona 2005 sy 2010 ary niakatra 0,9% ankehitriny ka mahatratra 66.000ha ny velarana ala potika.

  • 23/02/2017 - 19:30 : Lavanilina: Ratsy indrindra ny taom-piotazana lavanilina Malagasy 2016-2017. Tsy nisy afa-tsy 1.500 taonina izany raha eo amin'ny 2.000 hatramin'ny 2.500 taonina isan-taona. 60 dolara ny kilaon'ny lavanilina ny taona 2014, 135 dolara ny taona 2015 ary 210 dolara kosa ny taona 2016.

  • 23/02/2017 - 19:00 : Aretina bilarziozy: Voan'ny aretina bilarziozy ny 50%ny zaza Malagasy, hoy ny tatitry ny fikambanana iraisampirenena momba ny Fahasalamana. Distrika 103 amin'ireo 113 ihany no ahitana ity aretin-kankana ity ary anisan'izany ny tananan'Antananarivo.

  • 23/02/2017 - 18:30 : Fitantanana sy Tetibola: Nankatoavin'ny filankevitry ny governemanta ny talata teo volavolana didim-panjakana mamaritra ny andraikitry ny minisitry Fitantanana sy ny Tetibola. Hajoro ao anatin'ity departemanta ministerialy ity ihany koa ny rafitra iray hanara-maso ny fampiasana ireo vola fanampiana azo tamin'ny fikaonan-dohan'ireo mpamatsy sy mpampiasa vola tao Paris.

  • 23/02/2017 - 18:00 : Vidim-bary: Nahitana fihenana ny vidim-bary eny an-tsena. Fidinana manodidina ny 100 hatramin'ny 150 ariary.

  • 23/02/2017 - 17:30 : Hazo sarobidy: Hampiharina amin'izay ny fananganana ilay rafitra manokana iadiana amin'ny fanondranana antsokosoko andramena sy hazo mainty miaraka amin'ny fanasaziana, araka ny tapaky ny filan-kevitry ny minisitra. Fanapahan-kevitra noraisina herintaona aty taorian'ny fankatoavana ny lalana.

  • 23/02/2017 - 17:00 : Fifidianana 2018: Nanamafy ny filoha nasionalin'ny antokom-panjakana Rivo Rakotovao fa ny filoha amperinasa Hery Rajaonarimampianina ihany no kandidan'ny HVM amin'ny fifidianana 2018.

  • 23/02/2017 - 16:30 : Fampianarana ambaratonga ambony: Tafaverina ho mpikambana eo amin'ny Cames (Conseil Africain et Malgache de l'Enseignement Superieur) i Madagasikara. Nanamafy io fiverenan'ny firenena Malagasy io ny fahatongavan'ny delegasionina eo anivon'ity filankevitra ity teto amintsika ny fiandohan'ny volana febroary 2017.

  • 23/02/2017 - 15:30 : Aft Andavamamba Antananarivo: Hisy fampisehoana ara-java-kanto maimaimpoana hatao eny an-toerana ny takarivan'ny rahapitso 24 febroary, izay ahitana ny mpanakanto Th駮 Rakotovao, Minah, Gangstabab, Dah Mama, Jean Emilien, Af Jazz, Tsiriry, Voromanga Milalao ary Ragasy. Tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT izany.

Voir plus d'infos...

23/02/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170106

Misongadina

Fifidianana Filohampirenena Misoko miadana ny ォ nini サ

06/01/2017

Manomboka manao serasera sy fanehoan-kevitra amin地y endriny maro samihafa nanomboka tamin地y fiandohan段ty taona ity ilay firehana efa nambara teto fa :

Hamaky ny tohiny...

Politique

Lanonana eny Iavoloha Ho avy indray ny fampanantenana poakaty

06/01/2017

Matoam-baovao indray anio ny lanonam-panjakana fifampiarahabana ny taona vaovao 2017 eo amin段reo andrim-panjakana Malagasy miaraka amin段reo solontena masoivohon段reo firenena vahny sy fikambanana iraisampirenena miasa sy monina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Jean Gabriel Harison Nesorina fa mahery fihetsika loatra ?

06/01/2017

Na dia tsy mbola nisy aza ny fampitam-baovao ofisialy dia fantatra fa efa tena nangoron弾ntana ary tsy mpiasa ao amin地y kaominina Antananarivo renivohitra intsony Atoa Jean Gabriel Harison lefitra voalohan地y ben地y tanana.Fantatra ny mponin Antananarivo tamin地y resaka fandaminana ny tsena sy ny mpivarotra amoron-dalana izy

Hamaky ny tohiny...

Ben地y tan瀟a 5 avy any Mampikony Nitaraina teny amin地y filohan地y Antenimierandoholona

06/01/2017

Ankoatry ny asa fanaovan-dal瀟a dia andraikitry ny Antenimierandoholona koa ny fiahiana sy ny fisoloana tena ireo Vondrom-bahoakam-paritra manerana ny Nosy .

Hamaky ny tohiny...

Pety Rakotoniaina Lany andro ny Lal瀘panorenana Malagasy

06/01/2017

Nohitrikitrihan'Atoa Pety Rakotoniaina filohan'ny antoko politika Tambatra, izay mandalo eto an-drenivohitra amin'izao fiandohan'ny taona 2017 izao fa tena lany andro ny lal瀘panorenana Malagasy misy eto amintsika amin'izao fotoana izao ka tsy ahafahana mampandroso velively ny firenena Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Talatamaty Efa mazoto mandoa hetra ny mponina

06/01/2017

Tsy toy ny teo aloha intsony fa efa tena mazoto mandoa hetra ireo mponina ao amin地y kaominina Talamaty raha araka ny fanazavan地y Ben地y tan瀟a Rado Razafindratsimba.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Ataovy lalao madio e !

06/01/2017

Salama tsara ve ry Jean a ! Tonga soa aloha ny andro malaza anio dia arahabaina e ! Tehaka miorefodrefotra aloha ry Jean tamin地y tsy nanavahana ireo rehetra tokony hasaina indrindra fa ireo zoky raimandreny efa nitantana ny firenena a! Fa ny loza anie ry Jean dia ity e!

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Kaominina Antananarivo renivohitra Raikitra ny asa fanadiovan-tan瀟a faobe

06/01/2017

Raikitra ny asa fanadiovan-tanana faobe ho an地y kaominina Antananarivo renivohitra. Hifanome tanana aminy mandritra izany ny Boriborintany I, asa hotontosaina ny Alatsinainy ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Isotry sy Ampefiloha Tratra i Dore mpanendaka ikoizana

06/01/2017

Tratra ihany i Dore, lehilahy 26 taona mpanendaka sy mpanao sinto-mahery efa za-draharaha eny amin段ny faritra Isotry sy Ampefiloha iny rehefa nikelezan段reo polisy avy ao amin地y poste de police Ampefiloha aina .

Hamaky ny tohiny...

Fitaterana eto an-drenivohitra Napetrapetraky ny fanjakana ny UCTU

06/01/2017

Vaky barara ny filohan地y vondron地y mpitatitra eto an-drenivohitra Andriambinintsolomora Bernardin omaly fa napetrapetraky ny fitondram-panjakana izy ireo tamin段lay fanampiana nampanantenaina azy mintentina 12 miliara ariary, antony tsy nampiakaran段zy ireo ny saran-dal瀟a ho 500 Ar nanomboka ny 04 Oktobra lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ataovy lalao madio amin段zay !

06/01/2017

Atomotra ny fotoana hiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena na dia efa re aza fa misy ny kajikajy hanemorana izany. Samy manana ny fomba fiadiny sy ny hofiatrehany izany ny mpifaninana tsirairay avy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana