Fil d'actualités du 26/03/2017

  • 26/03/2017 - 17:00 : Politika _Mpanohana an'i Marc Ravalomanana: Eny amin'ny kianjan'i Magro no hanamarihan'ny zanak'i Dada ny fahatsiarovana ny tolona nataon'ireo mahery fo tamin'ny taona 1947. Ho avy eny an-toerana ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana mivady mandritra io fotoana io.

  • 26/03/2017 - 16:30 : Baolina kitra _Fifanintsanana CAN 2019: Taorian'ny fandresena 1-0 tany an-tanin'olona dia mbola lavon'ny ekipam-pirenena tamin'ny isa 3-2 ny ekipan'i Sao Tome teo amin'ny lalao miverina eo dingana savaranonando hiakarana any amin'ny dingana famaranan'ny CAN 2019 hatao any Camerourn. Hiditra amin'ny fifanintsanana isam-bondrona ny Malagasy ka hifanandrina amin'i Sťnťgal, Soudan ary Guinťe Equatorial.

  • 26/03/2017 - 15:00 : Politika _Mpanohana an'i Marc Ravalomanana: Hiverina ny hetsika fanaon'ny mpanohana ny filoha Marc Ravalomanana mba hitakiana ny fanokafana ny orinasan-tserasera MBS. Nanomboka omaly ny hetsika ary hitohy isaky ny asabotsy mandra-pivalin'ny fangatahana.

  • 26/03/2017 - 14:00 : Iraisam-pirenena _Afghanistan: Maty vokatry ny daroka baomba nalefan'ny Amerikanina tamin'ny alalan'ny "drone" ny 19 septambra teo ny lohandohan'ny mpisorona eo anivon'ny vondrona mpampihorohoro Al-QaÔda antsoina hoe Qari Yasin, araka ny vaovao navoakan'ny Sekreteram-panjakana miandraikitra ny fiarovam-pirenena any Etazonia Qari Yasin omaly sabotsy.

  • 26/03/2017 - 11:00 : Fitaterana an'habakabaka: Hanatanteraka sidina in-telo isan-kerinandro mampifandray an'Antananarivo sy Addis Abeba Ethiopie ny Kaompania Etiopianina Ethiopian Airlines manomboka ny 28 martsa 2017, ka fiaramanidina Boeing 737-800 no hisahana izany.

  • 24/03/2017 - 18:30 : Fanambana Vohemar _Trangam-piarahamonina: Raim-pianakaviana iray nihanika teo ambony andrin-jiro androany atoandro ary namono tena nitsambikina avy any ambony avy eo, ka ny lohany no notatazan'ny arabe godorao, ary maty tsy tra-drano. Niparitaka eraky ny arabe mihitsy ny raha noho ny lohany nipotsaka tanteraka.

  • 24/03/2017 - 17:30 : Taom-baovao Malagasy: Hotanterahina ny Talata 28 Martsa sy ny 29 Martsa ho avy izao ny taom-baovao Malagasy ho aníny trano koltoraly Malagasy sy ny fikambanana Fitohasina. Etsy Mahamasina no hanatanterahana ny hetsika, izay hiantsoana ny Malagasy rehetra. Hampiavaka ny hetsika ny fampianarana ny Malagasy rehetra mikasika ireo karazana fomba tokony hajaina hisianíny fampandrosoana ho aníny isan-tokantrano.

  • 24/03/2017 - 16:30 : Orinasa Jirama: Mifarana rahapitso 25 janoary ny fametrahana antontan-taratasy ho an'ireo olona te hahazo ny toeran'ny Tale jeneralin'ny Jirama.

  • 24/03/2017 - 15:30 : Fanatanjahantena _Baolina kitra: Hatao eny Carionrahapitso sabotsy 25 martsa ho avy izao ny fivoriamben'ny Federasionina Malagasin'ny baolina kitra (FMF). Amin'io fotoana io no hanapahana ny hoavin'ny FMF taorian'ny nahalanian'Ahmad ho filohan'ny CAF.

  • 24/03/2017 - 15:00 : Ambodiarana Maroantsetra: Tanŗna iray manontolo nihotsahan'ny tany sy ny vato avy eny an-tendrombohitra, ka traboina tanteraka ny mponina satria potika ny ankamaroan'ny trano ary maro ihany koa ny olona naratra vokatr'izany.

Voir plus d'infos...

24/03/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161230

Misongadina

Taminíity fitondrana ity Nandriaka ny ra, nirongatra ny fitsaram-bahoaka

30/12/2016

Hivalona afaka 24 ora ny taona 2016. Nifamahofaho ny zavatra tsara sy ny ratsy. Samy nanana ny tombana sy ny fomba fijeriny ny isam-bataníolona. Raha mikasika ny fiainam-pirenena sy ny fiainam-piarahamonina kosa dia azo sokajiana ho taona mainty ho aníny Malagasy ity taona ity.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fanonganam-panjakana Ao an-dapa ny mpivoy azy

30/12/2016

Mipoitra tsikelikely ny vaovao manodidina ny serasera novoizina taminíny fesiboky aminíny fisianíny fikononkononana fanonganam-panjakana. Minisitra lahy iray taminíny tetezamita sy vazaha-gasy iray efa malaza ho mahay mamendrofendro sy milalao ny serasera aminíny resaka fanonganam-panjakana no ao ambadika, mampivoy azy io.

Hamaky ny tohiny...

Narson Rafidimanana Tanjona ny fampihavanana ny Malagasy aminíny taniny

30/12/2016

Hifarana ny taona, nohararaotina ny niresaka sy nakana ny hevitry ny minisitra eo anivoníny fiadidiana ny Repoblika misahana ny tetikasaníny filoham-pirenena, fanajariana ny tany sy fampitaovana Narson Rafidimanana ny aminíny fananantany sy ireo olana misy.

Hamaky ny tohiny...

Pasitera Mailhol ę Izahay sisa ianteheraníny fitondrana Ľ

30/12/2016

Manoloana ny fielezaníny vaovao aminíny tambajotran-tserasera izay mahavoatonontonona anarana olobe maromaro teo aminíny tontolo politika sy manamboninahitra zandary sy miaramila ary koa ny filazana azy ireo fa hiaraka hanongam-panjakana aminíny filoha mpanorina ny antokom-pivavahana Apokalipsy, ny pasitera Mailhol, dia nanambara ity mpitondra fivavahana ity fa tsaho kendrena hanenjehana ny tenany izany.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy nomeníny Fanjakana ďsubventionĒ hatraminíizao

30/12/2016

Nanao tombaníezaky ny asa vitaníny kaominina Antananario Renivohitra taminíity taona 2016 ity, sy ny paikíady hiatrehana ny fampandrosoana aminíny taona 2017 ny Beníny tanŗna Lalao Ravalomanana ny alarobia 28 desambra nandritra ny fivoriana niarahany taminíny mpanolotsaina ary ny tale

Hamaky ny tohiny...

Voahangy Rajaonarimampianina Mihetsiketsika

30/12/2016

Omaly maraina no nahatazanana indray an-dRtoa Voahangy Rajaonarimampianina, vadiníny filoham-pirenena nizara vatsim-pety ho aníireo beantintra tezaina etsy aminíny ę Foyer de vie Ľ Andrainarivo sy Ambohimanambola.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Nofy ratsy

30/12/2016

Miala tsiny ry Jean fa somary taratara ny fiarahabako anao tafavoaka avy any a ! Arahabaina aloha fa namaníny afa-bela fa tsy nataon-dRafŰrsa sy ny ekipany in-droa nahita ny maizina toy ny tainíomby natsentsin-davabary e !

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Mifarana ny taona Mibosesika ny mpisora-panambadiana

30/12/2016

Farany vao menafify ! Tomefy olona teo aminíny biraoníny Boriborintany faha-IV Anosy omaly alakamisy farany aminíity taona 2016 ity.

Hamaky ny tohiny...

ę Bord de la mer Ľ - Mahajanga Fampiasana zaza tsy ampy taona aminíny endriny vaovao

30/12/2016

Zava-baovao eo aminíny ę Bord de la mer Ľ nanomboka ny fialantsasatra lehibe teo ny fahitana ireo ankizy tsy ampy taona manosika fiara kilalao mitatitra ankizy toa azy ireo ihany manamorona ny sisin-dranomasina ao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Atsipy ny teny Ö

30/12/2016

Mahagaga ny fihetsiky ny olom-pirenena tsirairay avy manoloana izao fitsaram-bahoaka sy habibiana mitranga eto aminíny firenena izao.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana