Fil d'actualités du 21/09/2017

  • 21/09/2017 - 16:20 : Politika:tsy misy demokrasia izany eto Madagasikara,hoy ny pastera Randriamisata Roger.Sakantsakanana ny olona haneho hevitra an-dalambe fa tsy avela hiteny tahaka ny fanao any amin'ny firenena demokratika.

  • 21/09/2017 - 16:10 : Fitsarana:nitory ny tafika frantsay noho ny daroka sy vono natao azy ireo tany amin'ny nosy juan de nova, ao anatin'ny Iles Eparses ireo mpanjono mivondrona ao amin'ny "Mpanarato Miray Ambalambalamanga.

  • 21/09/2017 - 10:43 : Lalampanorenana:anisan'ireo tsy mankasitraka ny hikitihana ny lalampanorenana ny praiminisitra tamin'ny tetezamita Atoa Jean Omer Beriziky izay namoaka fanambarana ofisialy niaraka tamina vondrona mpanao politika ahitana an-dry Hajo Andrianainarivelo sy Hery Raharisaina.Ny fifidianana filohampirenena amin'ny 2018 no laharampahamehana aminy.

  • 21/09/2017 - 10:40 : Omavet:andalam-panavaozana ny fitaovana ao aminy ny Omavet eny Ampasampito ankehitriny.Ho vita afaka efa-bolana ny asa ary ny volana janoary 2018 no hiasa amin'izay ity ivotoeram-pitsirihana sy fanamboarana fiara maoderna ity.

  • 21/09/2017 - 10:25 : Zandarimariam-pirenena:tsy isafidianana galona ny fanasaziana ireo zandary mandika lalテna hoy ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena.Voasazy avy hatrany ireo voaporofo fa nanao ny tsy mety ka 25 izao ireo zandary nampidirina am-ponja tamin'ity taona ity.

  • 21/09/2017 - 09:20 : Pesta:azo ambara fa efa voafehy ny aretina pesta eto amintsika amin'izao fotoana noho ny fandraisan'andraikitra nataon'ny mpiasan'ny fahasalamana hoy ny minisitry ny fahasalamana omaly.Arahamaso manokana ireto faritra nisian'ireo olona maty na nararin'ny pesta, mandeha ihany koa ny fanadiovana tanteraka ireo faritra tena maloto eto an-drenivohitra mba isorohana ny mety ho fihanaky ny pesta.

  • 21/09/2017 - 09:05 : RN7:efa miverina amin'ny laoniny ny fifamoivoizan'ny fiara ao Vohiposa amin'ny lalampirenena faha-7.Tsy maintsy miainga aloha anefa ireo taksibrosy amin'izay tsy mandalo maizina eo amin'ilay "dテゥviation".Amin'ny 1 ora atoandro ohatra no miainga ireo taksibrosy eny amin'ny fasan'ny karana raha tamin'ny 3 ora tolakandro izany teo aloha.

  • 21/09/2017 - 08:55 : FTAR:manizingizina Rtoa Clテゥmence Raharinirina fa tsy hifampidinika amin'ny kaominin'Antananarivo renivohitra izany ny mpamily taxi ary tsy eken'izy ireo hatramin'ny farany ny famindrana ny fanaovana contre visite eny amin'ny Omavet.

  • 21/09/2017 - 08:45 : Taxi-ville:hisy ny fifampiresahana eo amin'ny kaominin'Antananarivo renivohitra sy ireo mpamily taxi ny sabotsy ho avy izao.Hifampiresahana izay zavatra mbola tsy mazava ary inoanay fa hiravona ny olana momba ny fanaovana contre visite eny amin'ny Omavet Ampasampito,hoy i Julien Andriamorasata lefitra faharoan'ny ben'ny tanテna.

  • 20/09/2017 - 15:00 : OMAVET:nanamafy indray androany ny kaominin'Antananarivo renivohitra fa zavatra tsy maintsy atao ny contre visite eny amin'ny Omavet ho an'ireo mpitatitra miasa eto an-drenivohitra.Efa nanaiky ary nanao an'io avokoa ny mpitatitra entana sy ireo koperativa mpitatitra fa ny Taxi sasany ihany no mitsivalana aminy

Voir plus d'infos...

21/09/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161229

Misongadina

Fifidianana 2018 Mandrafitra ekipa i Dada

29/12/2016

Nihaona nandritra ny ora vitsy teny Faravohitra omaly Atoa isany Marc Ravalomanana sy Yvan Andrianasandratriniony.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Vondrona MAPAR Nizaka ny mafy ny taona 2016

29/12/2016

Vondrona politika azo lazaina ho nizaka ny mafy tamin段reo fikambanana politika rehetra teto amin地y firenena tamin段ty taona ity ny vondrona politika MAPAR na Miaraka Amin地y Prezida Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny...

Tanora TIM Mijoro isaky ny Boriborintany ao Toamasina

29/12/2016

Niezaka nametraka sampana isaky ny Boriborintany miisa dimy ao Toamasina ny Tanora Tiako I Madagasikara, tarihin-dRazanadrakoto Tokiniaina, ho fihatrehana ny taom-pifidianana amin地y 2018.

Hamaky ny tohiny...

Fahanginan'i Andry Rajoelina Mampiahiahy ...

29/12/2016

Mandeha ny resaka ankehitriny fa misy indray ny fikotrehana fanonganam-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Fianakaviana Ravalomanana sy Rajoelina Betsaka no liana

29/12/2016

Maro amin地y Malagasy no liana sy manara-baovao amin地y fiaimpiainana sy zavatra ataon段reo filoham-pirenena eto amintsika sy ny fianakaviany, indrindra fa mandritra izao vaninandro fety izao.

Hamaky ny tohiny...

Fampihavanam-pirenena Tsy mety masaka

29/12/2016

Ny taona 2002 no efa nitsangana ilay CRN na ny Komitin地y fampihavanam-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Antoko MFM Mandala ny fifidianana ahazoana fahefana

29/12/2016

Misy ary mijoro tanteraka ny Antoko MFM. Nanamafy izany ny tao Antsirabe ka nitafa tamin地y mpanao gazety ho fanamarihana ny faha-44 taona nijoroany ny alarobia 27 desambra teo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin段 Jean Vakansy ve e ?

29/12/2016

Miarahaba Jean a ! Ianareo moa efa miala sasatra dia tsy mety hiresaka intsony koa ? Sambatra ianareo kanefa ny fihinanana efa tsy vitan地y tsy ho very fa mbola mihoapapana ihany.

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Antananarivo Renivohitra Hiezaka ny tsy hanala mpiasa

29/12/2016

Miatrika fivoriana ara-potoana ny filankevitra Monisipaly mandinika ny vinavinan-tetibola taona 2017.

Hamaky ny tohiny...

Asa fanaovan-gazety Nanahirana tamin'ny 2016

29/12/2016

Ankoatra ny adihevitra maro nandresen-dahatra ny antenimiera roa tonta sy ny teo anivon'ny firenena mikambana ary ny masoivoho amerikanina momba ilay sata mifehy ny fifandraisana na ny 田ode de la communication,

Hamaky ny tohiny...

Sefo Fokontany Nisitraka tambinkarama 3 volana

29/12/2016

鄭leo misy toy izay handry fotsy !. Izay no nambaran段reo sefo fokontany raha avy nandray ny tambin-karamany tao amin地y biraon地y Faritra

Hamaky ny tohiny...

鼎arte Grise biom騁rique Amin地y 31 martsa 2017 no fe-potoana farany

29/12/2016

Na dia nisy aza ny fanemorana ho amin地y 31 martsa 2017 ny daty farany fahazoana manolo ny taratasy fahazoan-dalana mitondra fiarakodia mahazatra ho lasa ォ Permis de conduire Biometrique サ, dia mbola filaharambe hatrany no hita eny Ambohidahy.

Hamaky ny tohiny...

Vahaolana amin地y fahatapahan-jiro Andrasana ny fanapahan-kevitra

29/12/2016

Maro ny safidy efa natolotra ny orinasa Jirama ho famahana ny olana mikasika ny fahatapahan地y rano matetika, indrindra ny fahatapahan-jiro lavareny niha mafy tamin段ty taona ity.

Hamaky ny tohiny...

SOS Village d脱nfant - Toamasina Mitohy ny tolo-tanana ataon地y Rema Tiop Top

29/12/2016

Tsy nanadino ireo zaza kamboty tezaina eo anivon地y ivontoerana 鉄OS Village d脱nfant Mangarano Toamasina ny Rema Tiop Top Tanandava Tsararivotra, notarihin地y tale Anthony Knott ka nanolotra fanomezana nahafahan段zy ireo nilanonana.

Hamaky ny tohiny...

Vondrona ANEFFA Nankasitraka ireo mpampianatra zokiolona

29/12/2016

Tsy nanadino ireo mpampianatra zokiolona miisa 40 mpikambana ao aminy ny vondrona Aneffa tarihin地y filohany Randrianasolo Lova amin段zao ankatoky ny fetin地y faran地y taona sy ny taom-baovao izao.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ataon地y tazom-pahefana mivika !

29/12/2016

Dia sanganehana indray ny rehetra fa ao anatin地y fotoana tokony hisian地y fitoniana sy tsy hisainana firy ny politika efa ho dridrangilo eto amin地y firenena mihitsy no vao mainka hampanenoan地y sasany ny anjomara sy ny siotsiokan地y rivotra politika.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana