Fil d'actualités du 16/01/2018

  • 16/01/2018 - 09:30 : MIALITIANA CLERC: Natsangana mpivady frantsay, izay mpilalao ski izy teo amin’ny fahaherintaona sy tapany ary nipetraka any Frantsa hatramin’izao, ka ka dia mizaka ny zom-pirenena frantsay sy milalao any Frantsa aza izy dia nisafidy ny hiaro ny voninahi-pirenena Malagasy.

  • 16/01/2018 - 09:15 : LALAO OLIMPIKA: Tovovavy iray16 taona antsoina hoe Mialitiana Clerc no hisolo tena an’i Madagasikara eo amin’ny taranja Ski, amin’ny lalao olimpika atao any Korea Atsimo amin’ny volana febroary izao.

  • 16/01/2018 - 09:00 : VEHIVAVY NAONDRANA TANY SINA: Vehivavy mihoatra ny 400 no efa lasibatry ny tambajotra tarihin'i Mina nanomboka ny taona 2014 ary vola manodidina ny 24 tapitrisa ariary isaky ny vehivavy no alain'izy.

  • 16/01/2018 - 08:45 : FANONDRANANA OLONA MAKANY SINA: Vehivavy antsoina hoe Mina na Emilienne izay lehiben'ny mpanondrana vehivavy Malagasy any Sina. Tamin'ny herinandro izy no naverina teto rehefa nialokaloka tany Sina nandritry ny 5 taona.

  • 16/01/2018 - 08:30 : SIDINA ANTSIRANANA-NOSY BE: Mpandeha Réunionais 20 sy olon'i Nosy Be 06 no hisantatra ity sidina an'habakabaka voalohany hampifandray ny tanana roa tonta ity anio.

  • 16/01/2018 - 08:15 : FITATERANA AN'HABAKABAKA: Hotokanana anio any amin'ny Seranampiaramanidina Arrachart, Antsiranana ny sidina vaovaon'ny Air Madagascar mampifandray an'Antsiranana sy Nosy Be.

  • 16/01/2018 - 08:00 : FANADINAM-PANJAKANA: Nanomboka omaly 15 janoary hatramin'ny 15 mattsa ny fisoratana anarana amin'ny fanadinana BEPC 2018.

  • 15/01/2018 - 16:00 : ANDOHATAPENAKA: Rangahy iray sahabo ho 30 taona no vaky loha tanteraka amin'izao fotoana eny Ambodimita,vokatry ny ady teo aminy sy ny namany. Marihina fa samy mamo ny roa tonta.

  • 15/01/2018 - 15:30 : JIRAMA: Mety hisy fiakarany koa ny vidin’ny rano izany hoe raha vidiana 395 Ariary ny 1 metatra tora-3 dia mety ho vidiana 1000 Ariary zany.

  • 15/01/2018 - 15:00 : ONIVERSITE ANTANANARIVO: Tonga teny an-toerana ny tompon’andraikitra ny ministeran’ny fampiananrana ambony, ka hivoaka rahampitso ny lisitry ny fandoavana ny vatsim-pianaran’ny mpianatra eny Ankatso.

Voir plus d'infos...

15/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161224

Misongadina

Vadina Filoham-pirenena Ny 2 miasa, ny 1 manao fiainana

24/12/2016

Samy manana ny fomba mahazatra sy fihetsika mampiavaka azy ny vadina filoham-pirenena manerana izao tontolo izao ary tsy ambaka aminizany ny eto amintsika, na ireo vadina filoha teo aloha na ny am-perinasa.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Ny mpitondra mifety be Ny mpampianatra FRAM tsy mahazo vola

24/12/2016

Tanteraka ara-bakiteny ilay hoe mitango lalitra, raha dinihina aminny mahazo ireo mpampianatra FRAM. Taminny hafatra nalefanny minisitry ny Fanabeazam-pirenena,

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana aminny 2018 Miezaka ny manatsara tena ny CENI

24/12/2016

Namintina ireo dingana sy asa vitanny CENI (Commission Electorale Nationale Indpendante) nandritra ny taona 2016 teny aminny birao foibe Alarobia omaly ny filohany Rakotomanana Hery.

Hamaky ny tohiny...

Roland Ratsiraka Tsy te haloto miaraka amin'ny HVM

24/12/2016

Ao anatinny governemanta ankehitriny i Roland Ratsiraka saingy re fa hirotsaka hofidiana filoham-pirenena aminny 2018, ary efa manomboka mandeha ny serasera momba ny hirotsahany.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Mampiditra mpamono olona

24/12/2016

Tena mandreraka ahy mihitsy ny miresaka aminareo ity ry Jean ka ! Miarahaba aloha ! Tsy tadidinao angaha ilay namako niteny iny hoe aza mampiditra mpangalatra ao an-trano

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Glace Tiko Efa eny aminny tsena

24/12/2016

"....fa ny tarigetranay, izay hotanterahina, hanasoa ny namanay sy ireo mpiara-belona....", ampahany ao anatinny tononkira faneva AAA-TIKO, io.

Hamaky ny tohiny...

Boriborintany Faha-III

24/12/2016

Laharam-pahamehana ny fahadiovana sy ny fandaminana ny tsena Nizara fanomezana ho anireo mpiasa sy ny solontenanny mponina avy ao aminny boriborintany faha-III eto Antananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny...

Ankadimbahoaka-Anosizato Feno trano miorina ny fefiloha

24/12/2016

Maniry toy ny anana ny trano miorina eo ambony fefilohanIkopa hatreo Ankadimbahoaka mipaka any Anosizato Atsinanana. Taorianny tetezamita no ho mankaty no tsapa fa nahamaro ny asa fanorenana tamininy faritra iny.

Hamaky ny tohiny...

Tandroka aronny vozona Voailikilika ireo zokiolona mpisotro ronono

24/12/2016

Nisy ny fanitsiana tabilao mari-karama na alignement du grille indiciaire ho anny fianakaviambenny tandroka aronny vozona ny taona 2005.

Hamaky ny tohiny...

Volanny kaominina Mbola mandoa ireo vary mangatsiaka ny fanjakana

24/12/2016

Mijanona aminny famadihana ireo taratasim-bola ho lasa kaontim-bola misoratra aminny anaranireo kaominina ny andraikitry ny minisiteranny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana.

Hamaky ny tohiny...

ZAITRA Niampy 130 indray ireo matihanina

24/12/2016

Tsy mitsaha-mivoatra ny tontolonny zaitra eto amintsika mba hahafahana manome lanja ny vita Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Hopitaly CHU-JRA Nahazo fotodrafitrasa vaovao indray

24/12/2016

Nohavaozina tanteraka ny sampandraharaha fandidiana momba ny kibo ho anny ankizy madinika etsy aminny hpitaly CHU-JRA Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny...

GROUPE DES JEUNES MALGACHES SOLIDAIRES Hizara vatomamy ho an'ny ankizy sahirana

24/12/2016

Hanangona vatomamy, skla ary bisikoitra hozaraina aminireo ankizy sahirana eto an-drenivohitra ny Groupe des jeunes Malganches solidaires .

Hamaky ny tohiny...

Paul Rabary Mila ovaina ny rafi-panabeazana

24/12/2016

Nanazava ny minisitry ny fampianarana Paul Rabary fa ilaina ny miroso aminilay rafi-panabeazana vaovao dia ny famitana izany ao anatinny 3 taona in-telo miantaona na 9 taona

Hamaky ny tohiny...

Hopitaly CHU-JRA Nahazo fotodrafitrasa vaovao indray

24/12/2016

Nohavaozina tanteraka ny sampandraharaha fandidiana momba ny kibo ho anny ankizy madinika etsy aminny hpitaly CHU-JRA Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny...

La Voix dOr Iza no hihazo ny Disneyland-Parisy ?

24/12/2016

Anisanny hanamarika ny fankalazana ny Noely aminity 2016 ity ny famaranana aminilay fifaninanan-kira La Voix dOr karakarainny Televiziona VIVA.

Hamaky ny tohiny...

GROUPE DES JEUNES MALGACHES SOLIDAIRES Hizara vatomamy ho an'ny ankizy sahirana

24/12/2016

Hanangona vatomamy, skla ary bisikoitra hozaraina aminireo ankizy sahirana eto an-drenivohitra ny Groupe des jeunes Malganches solidaires .

Hamaky ny tohiny...

Amboanjobe-Bongatsara Ritra hatraminny rano anaty vovo

24/12/2016

Manahirana ny fahazoana rano aminny kartie maro eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

FUN QUIZZ 22 Norombahin-Ratsimbanirina Nivomalala ny fiara

24/12/2016

Notanterahina omaly zoma 23 desambra teny Ankorondrano ny fanolorana ilay loka goavana taminilay lalao Fun quizz 22 nokarakarainny Airtel.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Todiho ny lasa, banjino ny ho avy !

24/12/2016

Anatinny fety tanteraka isika aminizao fotoana izao ary samy manana ny fomba hankalazany azy ny isan-tokantrano sy ny isam-pianakaviana.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana