Fil d'actualités du 24/02/2017

  • 24/02/2017 - 20:30 : Anefa: Mitaky ny fampiharana ny fampitoviana ny mari-pahaizan'ireo mpampianatra amperinasa ireo mpanabe mivondrona ao amin'ny Anefa. Mari-pahaizana CAP sy sokajy faha-efatra mifanentana amin'ireo mpampianatra navoakan'ny sekoly Crinfp, hoy ny filohan'ny Anefa Randrianjafy Elidio.

  • 20/02/2017 - 19:45 : Tonelina Ambohidahy: Toerana feno rivotra maloto indrindra eto Antananarivo renivohitra ny tonelina Ambohidahy. Io no vokatry ny fanadihadiana tao anatin'ny tetikasa "Aircasting" notontosain'ny Dhl ny volana oktobra 2016. Natao izany hanairana ny olom-pirenena amin'ny fiantraikan'ny loton'ny rivotra eo amin'ny tontolo iainana sy ny fahasalamana.

  • 20/02/2017 - 19:15 : Minisitry ny Fitsarana: Nizotra tao anatin'ny fanarahan-dalana ary nanaja ny fombafomban'ny fitsarana rehetra ny raharaha mikasika ny loholona Lylison de Rene, hoy ny minisitry Fitsarana Andriamiseza Roger. Tsy misy ny ambadika politika, araka ny fanehoan-keviny.

  • 20/02/2017 - 18:45 : Harena an-dranomasina: Miatrika asa mandritra ny roa andro eny amin'ny hotely Panorama Andrainarivo nanomboka androany ireo mpisehatra rehetra momba ny tontolo an-dranomasina. Atrikasam-pirenena handinihana ny fampivoarana ny paikady momba ny lamina eo anivon'ny harena an-dranomasina.

  • 20/02/2017 - 18:15 : Loholona Lylison de Rene: Tonga teny amin'ny fitsarana Anosy androany 20 febroary 2017 ny fianakavian'ny loholona Lylison de Rene. Nanatitra ny taratasy fanoherana ny didim-pitsarana fanagadrana herintaona mihatra an-tranomaizina ity senatera ity izy ireo.

  • 20/02/2017 - 17:45 : Fanambaram-pananana: Tonga teny amin'ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana Ambohidahy androany 20 febroary 2017 ny minisitry Tontolo iainana, Haivoahary ary ny Ala Ndahimananjara Johanita. Antondian'ity mpikambana ao amin'ny governemanta ity ny fanatontosana fanambaram-pananana.

  • 20/02/2017 - 17:15 : Tsy fanjariantsakafo: Zaza Malagasy 1 amin'ny 2 no tratran'ny tsy fanjariantsakafo mitoetra, hoy ny ofisim-pirenena misahana ny sakafo ara-kalitao. Toerana tena ianjadian'io tranga io ihany koa ireo faritra mpamokatra toan'i Analamanga, Amoron'i Mania ary Vakinankaratra.

  • 20/02/2017 - 16:45 : HCC-Bianco: Handrafitra paikady iombonana ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana sy ny Birao mahaleotena iadiana amin'ny kolikoly handresehan-dahatra ireo olom-panjakana malaina manao fanambaram-pananana. Hisy moa ny fihaonana eo amin'ny filohan'ny HCC sy ireo teknisianina avy amin'ny Bianco ny faran'ny volana febroary izao handinihana ny momba izany.

  • 20/02/2017 - 16:15 : Orinasa Sheritt: Mety handao tanteraka ny tetikasa Ambatovy ny orinasa kanadianina Sheritt, hoy ny filoha mpitantana David Pathe tao amin'ny gazety afrikanina tatsimo "The Globe and Mail" ny 16 febroary 2017 teo. Antony ny fatiantoka goavana nahazo ny orinasa fitrandrahana nikela sy kobalta ny taona 2016.

  • 20/02/2017 - 15:45 : Fahamarinana ara-tsosialy: Andro manerantany hoan'ny fahamarinana ara-tsosialy androany 20 febroary, araka ny tapaky ny fivoriamben'ny Firenena mikambana nanomboka ny taona 2009. Anisan'ny nifanarahan'ny mpitondra tamin'izany ny famongorana ny fahantrana sy ny ady amin'ny tsy fananana asa.

Voir plus d'infos...

20/02/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161223

Misongadina

Voahangy Rajaonarimampianina Tsy tamana eto Madagasikara intsony

23/12/2016

Mivoaka ny vaovao ankehitriny fa efa tsy mahatombina eto Madagasikara intsony ny vadin地y filoham-pirenena, ka aleony mandeha sy mivoaka matetika any ivelany nanomboka ny volana jolay teo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Ratsy fiafara ny olon地y HAT Minisitra 5 no efa maty, misy ny migadra

23/12/2016

Tsy hay hazavaina ny toe-javatra nahazo ireo olona nitondra tamin地y andron地y tetezamita fa tsikaritra ho ratsy fiafara raha samy mpitondra teto amin地y firenena ny ankamaroany.

Hamaky ny tohiny...

Fanambaram-pananana Malaina ny mpitondra, misy afenina angaha ?

23/12/2016

26 amin段reo minisitra 32 ihany hatreto no efa nanao fanambaram-pananana, raha ny vaovao azo avy eo anivon地y Birao mahaleotena miady amin地y kolikoly na ny Bianco.

Hamaky ny tohiny...

Antoko Arema Hanomana ny hoaviny

23/12/2016

Antoko velona ary tsy azo tsinontsinoavina eto amin地y firenena ny AREMA matoa nahatratra ny tsingerintaona faha-40 niorenany.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Manaova fety sambatra fa!

23/12/2016

Mba manao ahoana ny anareo ao ry Jean ny fanomanana ny fety a ? Mba notazaninay teny amin地y falehan地y besinimaro mantsy ianareo mianakavy fa tsy hita e !

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Mpivarotra tsy ara-dal瀟a Hakarina fitsarana izay tratra

23/12/2016

Hitohy ny fanalana mpivarotra tsy manara-dal瀟a eto Antananarivo Renivohitra, saingy hiova paikady ny kaominina.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Alasora Olona sahirana 2.000 notolorana fanomezana

23/12/2016

Kaominina iray anisan地y mijery akaiky ny maha olona ny kaominina Alasora tantanan地y Ben地y tan瀟a Marc Ramiarinjatovo.

Hamaky ny tohiny...

Kaoperativa Mirindra 163-194 Miha matihanina

23/12/2016

Miroso eo amin地y sehatry ny maha matihanina hatrany ny kaoperativa Mirindra amin地y asa fitateram-bahoaka sahaniny eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Mpamatsy vola Te hiara-kiasa amin地y firenena mandroso, hoy i Paul Rabary

23/12/2016

Anisan地y manana anjara amin段lay famatsiam-bola 6 miliara dolara avy any amin地y mpamatsy vola isika, hoy ny minisitry ny fanabeazana fototra, Paul Rabary.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Vaovao tokoa ve ?

23/12/2016

Mampivarahontsana no sady mahakivy ny mahita fa efa hifarana ity ny taona kanefa dia miha midaraboka hatrany amin地y lafiny rehetra ny raharaham-pirenena eto amintsika. Nanomboka tany amin地y volana janoary no efa nandeha ny fitatatatana isan-karazany fa hanjakan地y kolikoly ny firenena

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana