Fil d'actualités du 16/01/2018

  • 16/01/2018 - 10:00 : FAMPIANARANA: 45 000 ny mpampianatra FRAM mbola tsy voaray ho mpiasam-panjakana raha toa ka 85 000 izany tamin'ny 2014, ary 4000 kosa no horaisina amin'ity taona ity, hoy ny Minisiteran'ny fanabeazana.

  • 16/01/2018 - 09:30 : MIALITIANA CLERC: Natsangana mpivady frantsay, izay mpilalao ski izy teo amin’ny fahaherintaona sy tapany ary nipetraka any Frantsa hatramin’izao, ka ka dia mizaka ny zom-pirenena frantsay sy milalao any Frantsa aza izy dia nisafidy ny hiaro ny voninahi-pirenena Malagasy.

  • 16/01/2018 - 09:15 : LALAO OLIMPIKA: Tovovavy iray16 taona antsoina hoe Mialitiana Clerc no hisolo tena an’i Madagasikara eo amin’ny taranja Ski, amin’ny lalao olimpika atao any Korea Atsimo amin’ny volana febroary izao.

  • 16/01/2018 - 09:00 : VEHIVAVY NAONDRANA TANY SINA: Vehivavy mihoatra ny 400 no efa lasibatry ny tambajotra tarihin'i Mina nanomboka ny taona 2014 ary vola manodidina ny 24 tapitrisa ariary isaky ny vehivavy no alain'izy.

  • 16/01/2018 - 08:45 : FANONDRANANA OLONA MAKANY SINA: Vehivavy antsoina hoe Mina na Emilienne izay lehiben'ny mpanondrana vehivavy Malagasy any Sina. Tamin'ny herinandro izy no naverina teto rehefa nialokaloka tany Sina nandritry ny 5 taona.

  • 16/01/2018 - 08:30 : SIDINA ANTSIRANANA-NOSY BE: Mpandeha Réunionais 20 sy olon'i Nosy Be 06 no hisantatra ity sidina an'habakabaka voalohany hampifandray ny tanana roa tonta ity anio.

  • 16/01/2018 - 08:15 : FITATERANA AN'HABAKABAKA: Hotokanana anio any amin'ny Seranampiaramanidina Arrachart, Antsiranana ny sidina vaovaon'ny Air Madagascar mampifandray an'Antsiranana sy Nosy Be.

  • 16/01/2018 - 08:00 : FANADINAM-PANJAKANA: Nanomboka omaly 15 janoary hatramin'ny 15 mattsa ny fisoratana anarana amin'ny fanadinana BEPC 2018.

  • 15/01/2018 - 16:00 : ANDOHATAPENAKA: Rangahy iray sahabo ho 30 taona no vaky loha tanteraka amin'izao fotoana eny Ambodimita,vokatry ny ady teo aminy sy ny namany. Marihina fa samy mamo ny roa tonta.

  • 15/01/2018 - 15:30 : JIRAMA: Mety hisy fiakarany koa ny vidin’ny rano izany hoe raha vidiana 395 Ariary ny 1 metatra tora-3 dia mety ho vidiana 1000 Ariary zany.

Voir plus d'infos...

15/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161222

Misongadina

Fanapoizinana ani Anthlme Ramparany Olona 3 no voasambotra

22/12/2016

Efa nivoaka ny hopitaly ny depioteni Mananjary Anthelme Ramparany taorianny fanapoizinana azy taminny alalanny zava-pisotro tany Fianarantsoa ny alahady lasa teo, ka tsy maintsy nakarina taty an-drenivohitra izy.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Kolikolini Claudine A&C Hisy raharaha eto aminny 2017

22/12/2016

Mitombina tokoa ve fa mena ambaninny mena ny Bianco sy ny fitsarana fa ny ao an-dapa ihany no tomponny teny farany ?

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana filoham-pokontany Mbola nanaovana atrikasa

22/12/2016

Na dia efa lojika aza ny fanazavana nifanesisesy taminireo haino aman-jery miampy ireo fanehoan-kevitry ny olom-pirenena heno tetsy sy teroa fa rariny raha fidiana aminny alalanny latsa-bato

Hamaky ny tohiny...

Iles parses Ambenana lezionera Malagasy 11

22/12/2016

Miisa 11 ankehitriny ireo lezionera Malagasy ampiambenanny Frantsay ireo nosy manodidina (les parses) antsika.

Hamaky ny tohiny...

Vaovao Benjamin Mila tairina ny fitsarana

22/12/2016

Manoloana ny fisamborana mpanao politika etsy sy eroa, toy izay nahazo ny filoha lefitry ny vondrona Mapar, Augustin

Hamaky ny tohiny...

Antoko PSD Handray ny andraikiny

22/12/2016

Nosantarina tao Mahajanga ny sabotsy 17 desambra teo ny fankalazana ny tsingerintaona faha-60 niorenanny antoko PSD (Parti Social-Dmocrate) na koa Pisodia araka ny ahafantaranny maro azy.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Dadabe Noely hafakely

22/12/2016

Miarahaba anao ry Jean ! Hafakely mihitsy ny fankalazanao ny noely taminity indray maka ity a ! Ny anny dadabe Noely hafa mba vatomamy sy bisikoitra no zaraina miaraka aminny kilalao rehefa ankatoky ny fety toy izao fa tsy zavatra hafa toy ny anao.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Andekaleka ritra Roa taona lasa no efa fantatra

22/12/2016

Mifototra aminny fampiasana fitaovana termika ny ny loharanom-pamokarana herinaratra eto Madagasikara. Lany aminny fividianana gazoala avokoa noho izany ny 75%-nny tohana ara-bola 300 miliara ariary isan-taona avy aminny fanjakana foibe.

Hamaky ny tohiny...

Televiziona Malagasy Naverina avokoa ireo mpitantana teo aloha

22/12/2016

Nifanesy ny fanendrena tomponandraikitra eo anivonny haino aman-jerim-panjakana tato anatinny iray volana izao.

Hamaky ny tohiny...

Mpitandro ny filaminana Malagasy Afa-baraka tanteraka

22/12/2016

Hifandovana toy ny fahefana ihany ny leson-dratsinny mpitondra firenena eto amintsika. Tompondaka taminny fisamborana sy fampiasana ny herim-pamoretana ary ny fanagadrana ny fitondrana tetezamita ary mandova izany ny fitondrana Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Ady aminny aretina Sida Manentana sy manampy ny tanora ny Airtel

22/12/2016

Manampy sy manentana ny olon-drehetra aminny ady aminny aretina SIDA ny Airtel, indrindra fa ny tanora

Hamaky ny tohiny...

Lyce Moderne Ampefiloha Nahazo tranomboky raitra

22/12/2016

Afaka aminny fahanteranny tranomboky sy ireo karazam-pitaovana ilaina ao anatiny ireo mpianatry ny Lyce Moderne Ampefiloha miisa 2.000. Nahazo tranomboky vaovao manara-penitra izy ireo, fotodrafitrasa vao notokanana omaly.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Pasitera Mailhol Notoloranny fanjakana mariboninahitra

22/12/2016

Notolorana ny mariboninahitra Commandeur de lordre national Malagasy tetsy aminny lapanny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina i Pasitera Mailhol na Andr Christian Dieu Donn omaly.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mandady ny trambo !

22/12/2016

Tsy sanatria maniry ny hisianny korontana eto aminny firenena na koa maniry loza ho anny fitondrana, fa tonga aminilay fitenenana hoe mandady ny trambo ny zava-misy aminizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana