Fil d'actualités du 18/01/2018

  • 18/01/2018 - 16:45 : HOUCINE ARFA: Mangataka ny hihaona amin’ny filoha frantsay Emanuel Macron i Houcine Arfa.

  • 18/01/2018 - 16:30 : SENDIKAN’NY MPANDRAHARAN’NY FONJA: Ny fonjan’ny tsiafahy dia tsy fitazonana olona mbola tsy vohatsara hoy ny filohan’ny sendikan’ny mpandraharahan’ny fonja.

  • 18/01/2018 - 16:15 : FANAPAHANA KARAMA: Tokony ny ao amin’ny ministeran’ny vola no hanao fanadiovana voalohany izay vao midina makany amin’ireo mpiasa madinika, ary misy ny lalana tokony arahina fa tsy tapahana fahatany fotsiny hoy Faniry Erinaivo filohan’ny SMM.

  • 18/01/2018 - 16:00 : MALAIMBANDY: Jiolahy mpaka an-keriny 2 no voasambotry ny zandary rehefa nisy ny fifampitifirana omaly maraina.

  • 18/01/2018 - 15:45 : MASOIVOHON’NY FANJAKANA BRITANIKA: Nanatanteraka fitsidihina tamin’ny fomba fifanajana ny Ben’ny Tananan’Antananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny androany ny Masoivohon’ny Fanjakana Britanika ny Son Excellence Philip BOYLE.

  • 18/01/2018 - 15:30 : VIDIM-BARY: Nahitana fihenany ny vidim-bary eny an-tsena ary efa hita miparitaka eny koa ireo vary avy eto an-toerana.

  • 18/01/2018 - 15:15 : BAOLINA LAVALAVA: Vita tsy nisy tomika ny fandaharan-dalao rehetra tamin’iny taona 2017 iny ary miandry ny fankatoavan’ny ministera mpiahy ny fanaovana fifidianana ho filohan’ny ligy hoy ny filohan’ny ligin’Analamanga.

  • 18/01/2018 - 15:00 : ANKAZOBE: Nisy ny fifampitifirana teo amin’ny dahalo sy ny Zandary tany Antampoketsa ny talata lasa teo , ka dahalo 1 no voasambotra. Ireto dahalo ireto dia nangalatra omby miisa 20, izay mbola mitohy ny fanarahan-dia.

  • 18/01/2018 - 14:45 : RAHARAHA HOUCINE ARFA: Raha tena madio ny minisitra dia tokony sahy hametra-pialana mba tsy hisian’ny fitongilanana eo amin’ny fanadihadiana hoy ny filohan’ny SMM Faniry Erinaivo.

  • 18/01/2018 - 14:30 : MALAIMBANDY: Jiolahy mpaka an-keriny 2 no voasambotry ny zandary rehefa nisy ny fifampitifirana omaly maraina.

Voir plus d'infos...

18/01/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161215

Misongadina

Soamahamanina Hiverina ny Sinoa ?

15/12/2016

Nangingina tao anatinny fotoana elaela ny raharaha Soamahamanina. Nitsahatra aloha ny fitrandrahana taorianny fitokonana sy fifandonana maromaro nampifanditra ny vahoaka sy ny mpitandro ny filaminana.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Nivadi-panekena ny fitondrana Mety ho votsotra ilay volabe 10,2 miliara

15/12/2016

Fepetra voalohany napetraky ny mpamatsy vola nandritra ny fikaonan-dohanizy ireo sy ny mpitondra Malagasy tany Paris ny 1-2 desambra lasa teo ny tsy maintsy hametrahana ny fitoniana politika eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Governemanta sy depiote Hangotraka ny Face face anio

15/12/2016

Mialoha ny hamaranana aminny fomba ofisialy , ny fivoriana ara-potoana faharoa natrehanireo solombavambahoakani Madagasikara taminity taona 2016

Hamaky ny tohiny...

Lapanny Loholona Anosikely Volavolan-dalna 4 no lany omaly alarobia

15/12/2016

Ho fampandrosoana ani Madagasikara dia lany teny aminny Antenimierandoholona, ny alarobia 14 desambra 2016, ny Volavolan-dalna laharana faha-047/ 2016 taminny 29 novambra 2016 ho fanomezan-dalana ny fifanarahana fampindramambola hamatsiana ny tetikasa ho fanatsarana ny Seha-panjakana na PAPSP ;

Hamaky ny tohiny...

Augustin Andriamananoro Taraiky ary miady irery

15/12/2016

Tsy dia mazava intsony ny raharaha Augustin Andriamananoro aminizao fotoana izao, fa ny heno dia efa nentina mangingina aty an-drenivohitra ny tenany, ka na ny mpisolovava azy aza dia tsy mahalala ny antsipirihanny zava-drehetra.

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Claudine A&C Takonny fisamborana mpanohitra

15/12/2016

Somary nangingina, takona tanteraka mihitsy aza ny mikasika ilay raharaha kolikoly avo lenta naha voarohirohy ny mpandraharaha tomponny hotely goavambe A&C eny Ivato sady mpanolotsainny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina, Claudine Razaimamonjy.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Lany andro aminny zesta

15/12/2016

Manakory ry Jean ! Miala tsiny aloha fa hanisy sira ny fanaonareo indray aloha anio na dia efa mba maniry fatratra ny handoka ihany aza.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Distrikani Betafo Ataonny dahalo fialam-boly tanteraka

15/12/2016

Ataonny dahalo fialam-bony tanteraka ny distrikanny Betafo. Ankoatry ny vaky trano madinidinka aminny vanim-potoananny fahavaratra dia manao ny ataony ihany koa ny dahalo aminny halatromby

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Hampiantrano ny faha-50 taonanny fiaraha-miasa amini Vatican

15/12/2016

Noraisinny benny tannanAntananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana teny aminny toeram-piasany Analakely omaly ny solontenani Papa, ny nonce apostolique monsenera Paolo Rocco Gualtieri.

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Hampiantrano ny faha-50 taonanny fiaraha-miasa amini Vatican

15/12/2016

Noraisinny benny tannanAntananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana teny aminny toeram-piasany Analakely omaly ny solontenani Papa, ny nonce apostolique monsenera Paolo Rocco Gualtieri.

Hamaky ny tohiny...

Fandehananny mpitondra tany Paris Famatoran-tena, hoy ny DFP

15/12/2016

Nanaporofo ny namalianny fitondram-panjakana Malagasy ny antsonireo mpamatsy vola hanatrika ny fivorianireo mpamatsy vola izay natao tany Paris farany teo fa mbola vonona hiara-kiasa aminireo mpamatsy vola mahazatra ny mpitondrantsika, hoy ny DFP na ny vondrona politika dinika fanavotam-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Faritra atsimonny nosy Nahazo lakandrano mirefy 25 km

15/12/2016

Notokananny filoha Rajaonarimampianina omaly tany Bezaha ny lakandrano mirefy 25 km ahafahana mamatsy rano ireo tanimbary any amininy faritra atsimonny nosy iny.

Hamaky ny tohiny...

BNI Madagascar Hanampy ny olon-drehetra aminny fiatrehana ny fety

15/12/2016

Betsaka ireo very hevitra aminizao ankatoky ny fetinny Krismasy sy ny faranny taona izao. Ny tsy fisian-dRavola no tena antony, ka nanosika ny Banky BNI Madagascar hanomana tolotra fampindramam-bola ho anny rehetra nanomboka ny 6 desambra

Hamaky ny tohiny...

Edito

Adinny kanosa !

15/12/2016

Tsy manomboka akory ny ady dia efa mipararetra ny fanjakana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Tapatapany

Tapatapany Blueline TV

15/12/2016

Miketrika hatrany ny fahafaham-ponireo mpanjifa ny orinasa blueline. Misongadina manokana ny hetsika fampihenana ny vidinireo vokatra harosonity orinasa fifandraisan-davitra ity eo aminny lafiny fampisitrahana ireo fandaharana hita ao aminny fahitalavitra aminizao ankatoky ny fetinny Noely 2016 izao

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana