Fil d'actualités du 23/05/2017

  • 23/05/2017 - 07:45 : Asa fampiorohoroana:olona 19 no maty, 59 no naratra vokatry ny fipoahana baomba nitranga Tao amina trano fanaovan-danonana iray tany Manchester Angletera halina.Taorian'ny fahavitan'ny fampisehoana nataon'ilay mpihira vavy Amerikanina Ariana Grande no nitrangan'izany.

  • 22/05/2017 - 14:30 : Zava-kanto: Tsy afaka ny hiatrika ny fiadiana izay Tompondaka eran-tany amin'ny "Slam" ny Malagasy noho ny tsy fahampian'ny hoenti-manana.

  • 22/05/2017 - 14:00 : Raharaha Claudine Razaimamonjy: Raha misy ny taratasy mazava avy amin地y hopitaly dia raharaha hafa indray izany, ary misy ny dingana tsy maintsy arahina, fa raha ny tokony ho izy dia haverina any am-ponja I Claudine Razaimamonjy rehefa tapitra ny fe-potoana 45 andro nahafahany nitsabo tena, hoy ny Filohan'ny Sendikan'ny mpandraharahan'ny fonja Realy C駸ar Diderot androany.

  • 22/05/2017 - 13:30 : Fiahiana ara-tsosialy: Olona sahirana 8000 avy amin地y boriborintany miisa 6 eto Antananarivo notoloran地y filoha Hery Rajaonarimampianina vary sy menaka ary tsaramaso teny Mahamasina androany. Niara-d瀝ana taminy tamin段zany ny mpikamban地y governemanta sy ny solontena avy amin地y antenimiera roa tonta.

  • 22/05/2017 - 13:00 : Oniversite Politeknika Vontovorona: Misy amin'izao fotoana izao ny fifampidinihina eo amin'ny Solontenan'ny mpianatra sy ny avy amin'ny Minisiteran'ny fampianarana ambony amin'izao fotoana izao.

  • 22/05/2017 - 12:30 : Ampitatafika: Jiolahy iray mpangalatra "panneaux solaires" maty voatifitry polisy teo amin'ny tendany ny faran'ny herinandro teo. Tafaporitsaka kosa ny namany 2 hafa.

  • 22/05/2017 - 12:00 : Vidim-bary: Nanome baiko ny mpandraharaha tamin'ny alalan'ny horonantsary mivoaka isan-kerinandro amin'ny tranonkala "Youtube" sy ny pejy "Facebook", izay fantantara amin'ny anarana hoe Fotoam-bita i Hery Rajaonarimampianina fa tsy azo ekena ny fanararaotana ary ho hentitra ny fanjakana amin'ny fanenjehana ireo mpanararaotra amin'ny vidim-bary. Tsy tokony hihoatra ny 2000ariary ny kilao raha ny fanazavany.

  • 22/05/2017 - 11:45 : Antenimierandoholona: Hisy ny fivoriana mikaton-trano isaky ny 2 volana hanaovana ny dinika sy ny fifanakalozana mba hanamafisana orina ny anjara asan'ny loholona amin'ny maha mpanolontsaina manokana, indrindra fa eo amin'ny lafiny ara-toekarena azy ireo.

  • 22/05/2017 - 11:20 : Vontovorona _Grevin'ny mpianatra: Manao fitokonana ny mpianatra eny amin'ny Oniversite politeknika Vontovorana amin'izao fotoana izao mba hitakiana ny fampiakarana ny vola fampitaovana ho azy ireo. Raikitra ny fanakanan-d瀝ana sy ny tora-bato. Efa mihantrana eny an-toerana ihany koa ny mpitandro filaminana.

  • 22/05/2017 - 11:00 : Tsenabe "Grande Braderie de Madagascar": Ny alarobia 24 mey ka hatramin'ny 28 mey izao no hanatanterahana izany eny amin'ny Lapan'ny fanatanjahantena Mahamasina.

Voir plus d'infos...

22/05/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161213

Misongadina

Marc Ravalomanana Hamerina ny hambom-po Malagasy

13/12/2016

Lanonana roa sosona no tontosa teny amin地y Tiko Tanjombato omaly. Fankalazana ny andron地y 12 desambra fahatsiarovana ny tsingerintaona nahaterahan地y filoha teo aloha Ravalomanana Marc sy fisokafan地y tranombarotra

Hamaky ny tohiny...

Politique

Depiote TIM Tsy hanaiky ny fanilihana an段 Dada

13/12/2016

Volavolan-dal瀟a goavana hiadian-kevitra eny amin地y lapam-panjakana Tsimbazaza amin段zao fotoana izao ny momba ny fampihavanam-pirenena, hoy ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Razafimanantsoa Hanitra.

Hamaky ny tohiny...

Vondrom-bahoaka Hofehezin地y didim-panjakana vaovao

13/12/2016

Ny taona 1999 no nivoaka voalohany ny didim-panjakana momba ny fikambanan段reo vondrom-bahoaka eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Vondrom-bahoaka Hofehezin地y didim-panjakana vaovao

13/12/2016

Ny taona 1999 no nivoaka voalohany ny didim-panjakana momba ny fikambanan段reo vondrom-bahoaka eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Vondrom-bahoaka Hofehezin地y didim-panjakana vaovao

13/12/2016

Ny taona 1999 no nivoaka voalohany ny didim-panjakana momba ny fikambanan段reo vondrom-bahoaka eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Depiote TIM Boriborintany faha-6 Tsy mitsahatra mihetsika manaraka ny torimarik段 Dada

13/12/2016

Tsy mitsahatra mihetsika manaraka ny torimarika homen段 Dada ny depiote TIM voafidy teny amin地y Boriborintany faha-6 eto Antananarivo Renivohitra, Rasoanoromalala Marie Horace amin地y fijerena manokana sy fitsinjovana sy fanampiana mivantana ny mponina eny amin段ty faritra nahalany azy ity.

Hamaky ny tohiny...

ォ PV サ tamin地y fifidianana Filoha Nisy namoaka, lasa famonosana mofogasy

13/12/2016

Mbola azo hanaporofoana ny fisian地y gaboraraka amin地y fomba fitantanana eto Madagasikara indray ny tranga niseho tamin地y faran地y herinandro teo. Hita teny amina mpivarotra hani-masaka ny taratasy ofisialy nampiasain地y CENI-T tamin地y fifidianana filoham-pirenena ny taona 2013.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin段 Jean Misambotsambotra

13/12/2016

Miarahaba anao indray ny tenako ry Jean akama ! Miala amin地y mihevotrevotra sy mitsambomboatra izany ianareo dia miditra amin地y misambotsambotra indray ankehitriny a ! Mahita atao koa aloha ianareo ireto e !

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Sakafo amidy eny an-tsena Ho hentitra ny fanaraha-maso

13/12/2016

Ho hentitra ny fanaraha-maso amin段reo sakafo amidy eny an-tsena amin段zao ankatoky ny fety izao, raha ny fanazavana azo avy eo anivon地y ASCQDA

Hamaky ny tohiny...

ASSOCIATION MADAGASCAR SAVE Manohitra ny fanavakavahana ireo voan地y SIDA

13/12/2016

Betsaka ny olana sedrain段reo olona mitondra ny otrikaretina VIH SIDA ankehitriny eny anivon地y fiarahamonina eny.

Hamaky ny tohiny...

Antsirabe avaratra Toherin地y vahoaka ny fametrahana ilay 撤ylone

13/12/2016

Tsy maharesy lahatra ny mponina mihitsy ny fanazavana sesilany momba ireny fametrahana pylone na andry vy goavam-be ho an地y fifandraisan-davitra ireny.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Hopitaly Befelatanana Nahazo "couveuse" vaovao

13/12/2016

Mahatratra 32,61 % ny tahan'ireo zaza teraka eto amintsika isan-taona ho an'ny mponina miisa 1.000.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana