Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161210

Misongadina

BIANCO Tsy matahotra tsindry

10/12/2016

Manana ny lalna tsara indrindra eto Afrika isika raha ny ady aminny kolikoly no resahana, hoy ny tale jeneralinny BIANCO (Bureau Indpendant Anti-Corruption) Andriamifidy Jean Louis nandritra ny fanamarihana ny andro iraisampirenena iadiana aminny kolikoly teny Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Firaisamonim-pirenena Rohy Nanameloka ani Claudine A&C sy Riana Andriamandavy VII

10/12/2016

Tsy mbola tapitra hatreo ny raharaha mikasika ilay fanodinkodinam-bola mitentina 390 tapitrisa ariary tany aminny kaominina Ambohimahamasina.

Hamaky ny tohiny...

Mpamatsy vola Tsy dadabe noely akory , hoy I Doudou

10/12/2016

Porofonny fahombiazana taminny fanangonan-tsonianny vondrona politika dinika fanavotam-pirenena na DFP, hoy ny filohanizany vondrona izany, Tolojanahary Maharavo na Doudou, ny fisianny dinika politika fanindroany izay notontosaina teny Iavoloha omaly.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Mangalatra depara ve e ?

10/12/2016

Manahoana ianao izao namana Jean ? Mangalatra depara ? Sa manao lalao maloto ? Inona indray moa izany ry Jean ity hevitrareo manalanala olona aminny toerany any ambanivolo ity a ?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Ady aminny kolikoly Mbola lavitrezaka

10/12/2016

Notanterahina teny aminny Minisiteranny raharaham-bahiny Anosy ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho anny ady aminny kolikoly omaly

Hamaky ny tohiny...

Lasa mersenera i Berija sy Jean Pierre Mahavita mandrahona ho faty

10/12/2016

Tsy tapitra hatreo ny raharaha mampifanolana ireo mpianatra avy aminny faritra 22 sy ny avy aminny SOLEMA (Solidarit des Leaders de Madagascar) tarihini Berija Ravelomanantsoa sy Jean Pierre Randrianamboarina.

Hamaky ny tohiny...

Permis biometrika Fampijaliana vahoaka !

10/12/2016

Mampahory vahoaka ny fanoloana ny fahazoan-dalana mamily tsotra ho biometrika .

Hamaky ny tohiny...

Famatsiambola vahiny Tsy hanala ny fahantranny Malagasy

10/12/2016

Mbola matoam-baovao hatreto ny fampanantenana avy aminireo mpamatsy sy mampiasa vola vahiny ilay famatsiambola mitentina 10,2 miliara dolara tao Paris ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Hopitalinny reny sy ny zaza Tsaralalana Hikatona ao anatinny fotoana tsy voafetra

10/12/2016

Hakatona ao anatinny fotoana tsy voafetra ny hopitalinny reny sy ny zaza eny Tsaralalana manomboka izao.

Hamaky ny tohiny...

Mpamerin-keloka Tokony hailika, hoy ny croix dor

10/12/2016

Mpamerin-keloka Tokony hailika, hoy ny croix dor

Hamaky ny tohiny...

Mpamerin-keloka Tokony hailika, hoy ny croix dor

10/12/2016

Mpamerin-keloka Tokony hailika, hoy ny croix dor

Hamaky ny tohiny...

Fahalasanan-dRandrenja Afaka mamangy eny aminny tranompokonolona ny rehetra

10/12/2016

Betsaka ireo olona te-hahita farany ny nofo mangatsiakan-dRandrenja sy te hitsapa alahelo ireo fianakaviany.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Tsipy kanetibe Hanolotra kianja filalaovana ny tannanAntananarivo

10/12/2016

Tonga tao aminny lapanny tanna Analakely nanome voninahitra sy nisaotra ny Benny tannanAntananarivo Lalao Ravalomanana, omaly,

Hamaky ny tohiny...

Ekipanny CNaPS Sport Noraisina taminny fomba manetriketrika

10/12/2016

Nigadona omaly teny Ampefiloha misy ny foibenny CNaPS ny ekipanny CNaPS Sport avy any Itasy rehefa avy niatrika ny lalao farany teo aminny fiadiana ny anaram-boninahitra taminny fifaninanam-pirenena THB Champions league .

Hamaky ny tohiny...

Edito

Domina tapany handoa erany !

10/12/2016

Nampanantenainny vahiny ny mpitondra fa hampindramina vola mitentina 10,2 miliara dolara ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana