Fil d'actualités du 19/11/2017

  • 19/11/2017 - 17:30 : FIFANINANANA "KOPIKOLE" SY "DECOUVERTE MADAGASCAR": Norombahin'ny "kopikole" Tahiry ny amboara ho an'ity sokajy ity, ary Tsilira kosa no nahazo izany ho an'ny sokajy "decouverte".

  • 19/11/2017 - 16:00 : VONDRONA POLITIKA MAPAR: Nametra-pialana tsy ho mpandrindra ny MAPAR sy ny TGV any Analanjirofo intsony ny depioten'i Sonierana Ivongo Tody Arnaud taorian'ny nijeren'ny MAPAR-TGV azy fotsiny tamin'ny raharaha tsy nampifanolana azy sy ny depiote Rossy.

  • 19/11/2017 - 13:00 : PASIPAORO SANDOKA: Sinoa 2 lahy no tra-tehaky ny zandary nampiasa pasipaoro sandoka sy tsy nanana Visa tao Maevantanana omaly 18 novambra . Taorian’ny fisavana ny taratasin’ny mpamilin’ny fiara nitatitra azy mirahalahy ireto no naha mahana ireo mpitandro filaminana, raha ny fanazavana.

  • 19/11/2017 - 11:00 : FAMPIANARANA: Ny 01 desambra 2017 izao no heverina hanaovana ny fidiran’ny mpianatra amin’ny fomba ofisialy na ny "rentrée solennelle", ka any Fenoarivo Atsinanana no ivon’ny fanamarihana amin’ny fomba ofisialy. Tokony ny faran’ny volana oktobra no nanaovana azy io saingy nahemotra no ny pesta.

  • 18/11/2017 - 18:00 : MISS WORLD 2017: Tontosa tany Chine androany ny famaranana ny Miss World 2017 ka, ka voahosotrza tovovavy tsara tarehy indrindra maneran-tany ii Manushi Chhiillar avy any Inde.

  • 18/11/2017 - 09:00 : FAMBOLENA SY FIOMPIANA: Mifarana anio 18 novambra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy tantsaha marihina any Tsivory Amboasary Atsimo. Manamarika izany ny famoahana amin'ny fomba ofisialy ireo "Mpiompy Mpanampy ny Asa Veterinera" na MMAV, izay vao nahavita fiofanana.

  • 18/11/2017 - 08:30 : KOLIKOLY: Novakian'ny Parlemanta Eoropeanina bantsilana ny fisian'ny fanodinkodinana volam-panjakana mahasaringotra ny olona akaiky ny filoha, toa an'i Claudinmne Razaimamonjy, kanefa ny minisitry ny fitsarana tamin'izany mihitsy no nitaky ny namoahana azy, ary niteraka fifanolanana tamin'ny fanjakana sy ny fitsarana.

  • 18/11/2017 - 08:00 : PARLEMANTA EOROPEANINA: Nanoaka tatitra momba an'i Madagasikara manabaribary ny kajikajin'ny mpitondra mikasika ny fifidianana ny Eoropeanina. Voizin'izy ireo ny hisian'ny fifidianana demokratika, malalaka tsy misy fanilihana, mangarahara,...

  • 17/11/2017 - 20:00 : SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO: Teratany Iranianina telo lahy no saron'ny polisin'ny PAF "Police des Aires et des Frontières" etsy amin'ny seranam-piaramanidina Ivato nitondra "Passeport Espagnol" sandoka omaly 16 novambra 2017, araka fanambaran'ny Polisim-pirenena.

  • 17/11/2017 - 19:00 : BAOLINA KITRA - CHAN 2018: Hatao anio alina any Maraoka ny fisarihana hivoahan'ny fanasokajiana isam-bondrona.

Voir plus d'infos...

17/11/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161207

Misongadina

Ranomasimbe Indianina I Neny no filoha

07/12/2016

Hisokatra anio alarobia aminny fomba ofisialy eto Antananarivo Renivohitra ny fivoriambenny AVCOI (Association des Villes et Collectivits de lOcan Indien).

Hamaky ny tohiny...

Politique

DISTIM Ambohimanarina Mitohy ny fanamafisana orina ny antoko

07/12/2016

Mitohy ny fitsidihina sy fanamafisana orina ny antoko TIM, araka ny toromarika nomen'ny Filoha Nasionalinny TIM, Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Toavina Ralambomahay Misy minisitra tokony hosoloina

07/12/2016

Hafahafa ny fandehanny raharaham-pirenena, hoy ny mpandinika politika, Toavina Ralambomahay, satria vitsy dia vitsy ny solombavambahoaka nifidy ny lalna mikasika ny tetibolam-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Asa fanakorontanana Mampitandrina ny Kung fu

07/12/2016

10,4 miliara dolara no famatsiam-bola azoni Madagasikara taorianny fivoriana tany Paris ny 1 sy 2 desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Aza mihevitra anay ho vendrana e !

07/12/2016

Mbola lasa ihany ny saina ankehitriny ry Jean hoe taminny fomba ahoana ary no nahazoanareo fankatoavana ka nahatonga ny vozongo hampindrana volabe anareo a !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fiarahanny mitovy fananahana Zava-doza ho anny Malagasy

07/12/2016

Foto-kevitra sy foto-pisainana voizina aminizao fotoana izao ny fanomezana vahana ny fiarahanny olona mitovy fananahana na ny LGBT (Lesbian, Gay, Bisexual and Transgender).

Hamaky ny tohiny...

Tsy maintsy lava izao

07/12/2016

Voizina eo aminny sehatra iraisam-pirenena fa ny varotra aminny alalanny hairaha vaovao izao no malaza dia milaza ireo tomponandraiki-panjakana fa tsy maintsy miditra aminizay isika na tsy mahay mamaky teny sy manoratra aza.

Hamaky ny tohiny...

Lalnanny fanaovan-gazety Be ny lesoka, hoy ny mpandinika

07/12/2016

Nampahafantarina taminny fomba ofisialy tetsy aminny caf de la gare Analakely omaly ny voka-pikarohana iray mikasika ny tontolonny asa fanaovan-gazety eto amintsika,

Hamaky ny tohiny...

Minisiteranny asa sy ny lalna sosialy Tale nisoloky 17 tapitrisa ariary

07/12/2016

Misesisesy ny raharaha maloto andrenesana anarana tomponandraikitra ambony eto aminny firenena.

Hamaky ny tohiny...

Mitango vola sady mampihorohoro Tra-tehaka ireo inspektera CUA sandoka

07/12/2016

Saron'ny tompon'andraikitra ao aminny Fiadidiana ny tannanAntananarivo Renivohitra, teo am-panatanterahana asa fisolokiana efa mahazatra azy,

Hamaky ny tohiny...

"Chambre" fanaovana firaisana Mandeha be ny tsena

07/12/2016

Anisanny toerana iray be mpitsidika tato ho ato, indrindra fa ho anireo mpifankatia miafina ny efitrano eny aminireny hotely fandraisam-bahiny ireny.

Hamaky ny tohiny...

FELANA RAVELOARISON Namoaka ny boky mpandrary fitia

07/12/2016

Namoaka ny boky mpandrary fitia indray i Felana Raveloarison, mpanoratra malaza tsy zoviana amintsika intsony, mpikambana mavitrika eo anivonny Fikambananny Mpikabary Malagasy ( FIMPIMA).

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana Tittel Nahazo tohana avy aminny Airtel

07/12/2016

Betsaka ireo fikambanana te hanohana sy handray an-tanana ireo olona manana fahasembanana eto amintsika, indrindra fa ny ankizy saingy ny hoenti-manana no tsy ampy.

Hamaky ny tohiny...

Fanatsarana ny fitateram-bahoaka Mila tolo-bidy iraisam-pirenena

07/12/2016

Avy aminny hetra avokoa ny 40% aminny vidin-tsolika, ka tokony hahena io hetra io satria miankina aminio vidin-tsolika io avokoa ny vidin-javatra eto aminny firenena.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Tsipy kanetibe Homena trano sa fiara izy efa-dahy tompondaka erantany ?

07/12/2016

Tompondaka erantany aminny tsipy kanetibe i Madagasikara, taorianny andiany faha-47 notanterahina teto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana