Fil d'actualités du 24/04/2017

  • 24/04/2017 - 16:00 : JCI (Jeune chambre internationale): Hitsidika eto Madagasikara i Ramatoa Dawn Hetzel, Filoha maneran-tanin'ny JCI ny 29 aprily hatramin'ny 01 may ho avy izao. Federasionina maneran-tany ny JCI ary misy mpkambana 200 000, ary efa manana ratsana eto Madagasikara hatry ny ela.

  • 24/04/2017 - 15:30 : Alliance Française Antananarivo _Festival Arondihy andiany faha-6: Hatao ny 29 aprily izao eny amin'ny AFT Andavamamba ity hetsika mifandraika amin'ny dihy amin'ny endriny maro samihafa ity. Tsy misy vidim-pidirana ny hetsika ho an'izay te hijery sy hanatrika izany.

  • 24/04/2017 - 15:00 : Ambohimahasoa _Asan-dahalo: Omby 20 nangalarin'ny dahalo tafaverina tamin’ny tompony tany Morafeno Ambohimahasoa androany maraina.

  • 24/04/2017 - 14:30 : Zandarimariam-pirenena: Tontosa androany ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena teo aloha Jeneraly Paza Didier Gérard sy ny mpisolo toerana azy, dia ny jeneraly Randriamahavalisoa Girard.

  • 24/04/2017 - 14:00 : Andohan'Ilakaka: Mbola mitohy ny fitrandrahana safira hatramin'izao na teo aza ny didy fampiatoana ny fanatsaharan'ny orinasa Gondwana harena an-kibon'ny tany, raha ny fanazavan'ny mponina, kanefa ny 21 aprily teo no namoahana didy fampiatoana. Mandeha ihany koa ny fandrahonana isan-karazany amin'ireo relijiozy nijoro vavolombelona amin'ny fandikan-dalàna.

  • 24/04/2017 - 13:30 : Antsohihy _Fanafihana Tobin-dry frera: Efa 13 no voasambotra tamin’ny fanafihana izay nahafatesana mopera iray tany an-toerana ny sabotsy lasa teo.

  • 24/04/2017 - 13:00 : Amboasary Atsimo: Mirongatra ny andiam-balala any amin’izao fotoana izao. Ahiana mety hampitombo ny hanohanana mateti-piseho any an-toerana izany satria sarotra ny fifehezana sy ny famonoana ireo andiam-balala.

  • 24/04/2017 - 12:30 : Frantsa: Mankasitraka sy maniry ny hahalanian'i Emmanuel Macron ho filoham-pirenena Frantsay ny Chanchelière Allemande Angela Merkel.

  • 24/04/2017 - 12:00 : Fizahantany: Mpiseradia miisa 51 miasa any amin'ny valan-javaboahary any Andasibe Mantadia nozaraina karatra maha matihanina tsy azo hatao dika mitovy ny faran'ny herinandro teo.

  • 24/04/2017 - 11:45 : Fianarantsoa _Soafianatsa 2017: Hatao ny 27 aprily-29 aprily any amin'ny Kianja mitafon'Ambatomena Fianarantsoa ny hetsika ara-toakerana ho an'ny faritra Matsiatra Ambony, izay fantatra amin'ny anarana hoe "Soafianatsa 2017"

Voir plus d'infos...

24/04/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161206

Misongadina

Antananarivo Renivohitra Kapitalin’ny ranomasina indianina

06/12/2016

Hanomboka anio talata 6 desambra eto Antananarivo renivohitr’i Madagasikara ny fivoriambe tsy ara-potoanan’ireo tanàn-dehibe sy ireo vondrom-bahoaka aty amin’ny faritry ny Ranomasimbe Indiana na AVCOI (Association des Villes et Collectivités de l’Océan Indien), ka tsy hifarana raha tsy ny alakamisy 8 desambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Berija sy Jean Pierre Mpisoloky, hoy ireo mpianatra

06/12/2016

Manoloana ny hetsiketsika ara-panatanjahantena maro samihafa izay nokarakarain’ilay fikambanana « SOlidarité des LEaders de MAdagascar» na ny SOLEMA

Hamaky ny tohiny...

Tabera Randriamanantsoa “Ampahantrain’ny vahiny tanteraka isika”

06/12/2016

Tsy hitondra vokatsoa ho antsika Malagasy ny fitrosana fa vao mainka hampahantra.

Hamaky ny tohiny...

Parlemantera Vehivavy Nanamafy traikefa momba ny miralenta

06/12/2016

Nanatanteraka Atrikasa niaraka tamin’ireo Vehivavy Parlementera teny amin’ny Hôtel du Louvre Antaninarenina ny ONCD na ny

Hamaky ny tohiny...

Parlemantera Vehivavy Nanamafy traikefa momba ny miralenta

06/12/2016

Nanatanteraka Atrikasa niaraka tamin’ireo Vehivavy Parlementera teny amin’ny Hôtel du Louvre Antaninarenina ny ONCD na ny « Office National de Concertation sur la Décentralisation » omaly alatsinainy 5 desambra 2016.

Hamaky ny tohiny...

DISTIM 6e Ambohimanarina Mitohy ny fanamafisana orina ny antoko TIM

06/12/2016

Mitohy ny fitsidihina sy fanamafisana orina ny antoko TIM, araka ny toromarika nomen'ny Filoha Nasionalin’ny TIM, Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Faly Ramakavelo « Tsy vahaolana ny fitrosana any ivelany »

06/12/2016

Miteraka adihevitra lehibe ny fahazoan’ny fanjakana Malagasy fampindramam-bola mitentina 6,4 miliara dolara sy ny fampiasam-bola mahatratra hatrany amin’ny 3,8 miliara dolara hataon’ireo orinasa goavana efa misy eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Fampihavanam-pirenena Be loatra ny kajikajy

06/12/2016

Hatramin’ny taona 2009, tsy mbola tafapetraka ny fampihavanana tena izy.

Hamaky ny tohiny...

Rajaonarimampianina Hanadio ireo manodidina azy ?

06/12/2016

Tsy dia tompon’ny fahefana sy tsy masi-mandidy eto amin’ny firenena intsony ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Antenimierandoholona Hifanatrika amin’ny Governemanta anio

06/12/2016

Lany omaly alatsinainy 5 desambra 2016, teny amin’ny Lapan’Anosikely, ny volavolam-pandaharam-potoana manaraka ho an’ireo eny anivon’ny Antenimierandoholona,

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Aza mifanadredraka e !

06/12/2016

Aleo aloha mba mifaly ry Jean fa tsy isan’andro anie no ho tompondaka toy izao e ! Dia mitondra inona ho anareo izao ny fanatsatsoana hoe maivana ny mpifanandrina tamin’ny alahady ?

Hamaky ny tohiny...

Actualités

Oniversite tsy miankina Maro no tsy manara-penitra

06/12/2016

Tsy mbola voafehy ny fampanaraham-penitra ny tontolon’ny fampianarana ambony tsy miankina eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Ratsimbazafy Jean Paul Mila harindra ny fitrandrahana ny harena ankibon’ny tany

06/12/2016

Taorian’ny fahatotosan’ny fivoriana an-tampon’ny Frankofonia andiany faha-16 farany teo teto amintsika dia efa mitodika aty Madagasikara ny mason’ireo firenena vahiny maro ankehitriny eo amin’ny ezaka fanaingana indray ny tontolon’ny toekarena Malagasy amin’ny fiaraha-miasa matotra amin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny...

FANDRAISANA MPAMPIANATRA FRAM Hametraka olona roa isaky ny Cisco sy ny Dren ny Aneffa

06/12/2016

Mbola betsaka ny tsy mandeha amin’ny laoniny amin’ny fandraisan’ny fanjakana ireo mpampianatra FRAM miisa 10.000 isan-taona eto amintsika raisina ho mpiasam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

Mpilatsaka an-tsitrapo Olona 609.000 misahana olona 22 tapitrisa

06/12/2016

Tsy mahasarika olona loatra ny asana mpilatsaka an-tsitrapo eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Fandraisana mpampianatra FRAM Hametraka olona roa isaky ny Cisco sy ny Dren ny ANEFFA

06/12/2016

Mbola betsaka ny tsy mandeha amin’ny laoniny amin’ny fandraisan’ny fanjakana ireo mpampianatra FRAM miisa 10.000 isan-taona eto amintsika raisina ho mpiasam-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

THB TOUR 2016 Tsy diso anjara ny faritra atsimon’ny Nosy

06/12/2016

Tsy diso anjara tamin’ilay hetsika THB tour nokarakarain’ny vondrona Star ny tany amin’ny Faritra Atsimon’ny Nosy.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Aiza izay mba valim-babena e ?

06/12/2016

Mbola manakoako ny fandresena miezinezina azon’ny ekipam-pirenena Malagasy teo amin’ny taranja tsipy kanetibe, ka nisalorana ny anaram-boninahitra maha tompondaka eran-tany.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana