Fil d'actualités du 17/01/2017

  • 17/01/2017 - 07:20 : Morondava: 6 ora amin'ny 24 ora isan'andro no mandeha ny herinaratra ao Morondava. Mitsitapitapy ihany koa ny famatsian-drano any an-toerana. Mitaraina ny mponina indrindra ireo mpandraharaha izay lasibatra manokana no ireo trangan-javatra ireo.

  • 17/01/2017 - 06:50 : Mandroseza: Manomboka mihena ihany koa ny reniranon'i Mandroseza nohon'ny tsy filatsahan'ny orana. Ahiana ho tapaka mihitsy ny famatsian-drano eto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina afaka 4 andro raha mitohy io tsy fisian'ny orana io.

  • 17/01/2017 - 06:20 : CAN 2017: Ady sahala samy tsy nitoko no niafaran'ny lalao nifanatrehan-dry zareo ivoarianina sy togoley. Niondrika 1 no 0 teo anatrehan'i RD Congo kosa i Maraoka ao anatin'ny sokajy C. Hiakatra an-tsehatra ny gropy D anio: Ghana hikatroka amin'i Ouganda ary Mali hihaona amin'i Egypte.

  • 16/01/2017 - 18:10 : Faritra Itasy: Mananika ny 53% ny tahan'ny tsy fanjariantsakafo mitoetra ao amin'ny faritra Itasy, araka ny fampitam-baovao avy amin'ny ofisim-paritra. Ambony io tarehi-marika io mihoatra amin'ny salan'isa nasionaly.

  • 16/01/2017 - 17:45 : Tranovato Ambatonakanga: Feno 150 taona ny 22 janoary 2017 izao ny naha tsangambaton'ny maritiora ny Fjkm Tranovato Ambatonakanga. Homarihana amin'ny fanompoam-pivavahana lehibe ny fankalazana izany ny alahady izao. Hisy ihany koa ny fitokanana takelabato fahatsiarovana.

  • 16/01/2017 - 17:20 : Boriboritany fahaefatra: Nitombo avo 3 heny ireo mpifankatia nisora-panambadiana nandritra ny fetin'ny Krismasy sy faran'ny taona 2016 teny amin'ny boriboritany fahaefatra. Nahatratra 30 isan'andro izany tamin'ireo vanim-potoana ireo raha manodidina ny 10 ny andavanandro.

  • 16/01/2017 - 16:55 : Hani-masaka: Nisondrotra niaraka tamin'ny fiandohan'ny taona 2017 ny vidin'ireo hani-masaka eny amin'ny hotely sy gargoty. Manodidina ny 500 hatramin'ny 1.500 ariary ny fiakarana isaky ny vidin-tsakafo masaka.

  • 16/01/2017 - 16:30 : Albert de Monaco: Ho avy eto Madagasikara ny printsy Albert de Monaco amin'ny volana febroary 2017 raha tsy miova ny fandaharam-potoanany. Hifantoka betsaka amin'ireo hetsika sosialy ny vontoatin'ity diany eto amintsika ity.

  • 16/01/2017 - 16:05 : Toetrandro: Misy andro ratsy miforona any amin'ny 1.500km avaratra atsinanan'Madagasikara ankehitriny. Hiantraika amin'ny fiovan'ny toetrandro eto amintsika izy io amin'ny faran'ny herinandro, hoy ny sampandraharaha mpamantatra ny toetrandro.

  • 16/01/2017 - 15:40 : Oniversite: Notontosaina androany ny kongresin'ireo lehibe mpitantana sekolim-panjakana ambony miaraka amin'ireo filohan'ny oniversite. Lahadinika ny fandaharam-potoanan'ireo fanadinana samihafa sy ny fidirana eny amin'ny oniversite.

Voir plus d'infos...

16/01/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161205

Misongadina

Tsipy kanetibe Tompondaka erantany ny Malagasy

05/12/2016

Voahosotra ho tompondaka erantany eo aminíny taranja tsipy kanetibe ny ekipam-pirenena Malagasy notarihaníAndrianiaina Christian na i Nanou misy aníi Tita ę Mims Ľ Razakarisoa, Hery Razafimahatratra ary Lova Rakotondrazafy.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fifidianana aminíny 2018 Tsy maintsy mandresy ny HVMÖ

05/12/2016

Mandeha sahady ny kajikajy politikaníny antokoníny fitondrana mba hanomanana ny fifidianana aminíny 2018.

Hamaky ny tohiny...

Toeraníny minisitry ny angovo Banga 4 volana

05/12/2016

Ny 20 aogositra 2016 teo no efa banga ny toeraníny minisitry ny angovo, taorianíny fodiamandriníny minisitra teo aloha, Ramanantsoa Rodolph.

Hamaky ny tohiny...

Mpanohitra eto aminíny firenena Tsy antenaina intsony

05/12/2016

Mbola manomana paikady vaovao sa efa tofoky ny tsy fahombiazana ny mpanohitra eto amintsika ka aleo mangina sy mipetraka ? Tsy misy aloha hatreto ny fifandanjan-kery eo aminíny mpitondra sy ny mpanohitra, ka manjaka tokana ny fanjakana HVM, izay toa tsy taitry ny fanoherana intsony.

Hamaky ny tohiny...

Fihaonana tany Paris Hampitombo indray ny trosaníi Madagasikara ?

05/12/2016

Maro aminíireo famatsiam-bola ho azo taorianíny fihaonaníireo mpamatsy vola sy ny mpampindram-bola natao tany Parisy ny 1 sy 2 desambra teo no fanomezana, raha ny fanazavaníny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Gangstabab Tsy ho kandida filoham-pirenena aminíny 2018

05/12/2016

Nivoitra io nandritra ny fampahafantarana ny fijoroaníny rantsaníny Antoko Politika Madio (APM) tarihin-dRakotoarisoa Faniry Alban na Gangstabab ao Mahajanga ny sabotsy 03 desambra teo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Mampidi-bingo !

05/12/2016

Arahabaina aloha fa nahomby ny dia naleha ry Jean a ! Mitohy indray ny fampiesonana.

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Andravoahangy Tsena Nobahananíny mpivarotra amoron-dalana ny mpaka fako

05/12/2016

Tapaka nandritra ny fotoana naharitra ny lalana mandalo ny tsenaníAndravoahangy omaly alahady 4 desambra misandratríandro.

Hamaky ny tohiny...

Andravoahangy Tsena Nobahananíny mpivarotra amoron-dalana ny mpaka fako

05/12/2016

Tapaka nandritra ny fotoana naharitra ny lalana mandalo ny tsenaníAndravoahangy omaly alahady 4 desambra misandratríandro.

Hamaky ny tohiny...

AndohaníIlakaka, Fianarantsoa Mampihorohoro ny ďGros BrasĒ

05/12/2016

Velon-taraina ny olon-tsotra sy mpandraharaha sasany any aminíny faritra noho ny afitsoky ny andianíolona izay milaza fa hoe akaikiníny filoham-pirenena ka tonga dia manao be midina sy manao izay tiany.

Hamaky ny tohiny...

Ala arovaníi Maromizaha Enin-dahy tra-tehaka nitrandraka tourmaline an-tsokosoko

05/12/2016

Nandritra ny fitsirihana tampoka nataoníny ekipa niarahaníny zandarimariam-pirenena sy ny avy aminíny ala sy ny tontolo iainana tany aminíny alaníi Maromizaha ny zoma 2 desambra teo, taorianíny nahazoaníizy ireo vaovao fa misy mitrandraka vato an-tsokosoko ao anaty ala arovana.

Hamaky ny tohiny...

Akany fitaizana zaza kamboty ao Mahajanga Noraisiníny Airtel an-tanana ny fanitarana azy

05/12/2016

Nasiam-panitarana ny toerana fandraisana ireo zaza kamboty sy tsy manam-piahy beazina ao aminíny ivontoerana ďSainte FamilleĒ ao Antanimasaja Mahajanga.

Hamaky ny tohiny...

Fampirantiana momba ny omby gasy Averina ao aminíny Tahala Rarihasina

05/12/2016

Be loatra ny halatra omby mitranga eto aminíny firenena, indrindra fa ny any aminíny faritra Atsimoníny Nosy.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Andoharanofotsy Nofaritana mazava ny lalaníny mpandeha an-tongotra

05/12/2016

Mba ho aníny tombontsoam-bahoaka dia miroso aminíny fanavahana ny lalŗníny mpandeha an-tongotra sy ny arabe aminíizao fotoana izao ny kaominina Andoharanofotsy, distrikaníAntananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Miasa ho anao ny fanjakana.

05/12/2016

Manoatra noho ny hita talohaníny frankofonia izao ny andavanandroníireo mponina eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Izay aleha rehetra na Ambohijatovo na Analakely.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana