Fil d'actualités du 23/02/2017

  • 23/02/2017 - 20:30 : Tiko AAA: Efa manomboka hita eny amin'ny tsena Magro ny zava-pisotro Classiko vokarin'ny orinasa Tiko AAA. Sandaina 2.500 ariary ny tavoahangy 1,5 litatra.

  • 23/02/2017 - 20:00 : Fandripahana ala: Ambony ny tahan'ny fandripahana ala eto Madagasikara, hoy ny fanadihadiana nataon'ny ofisim-pirenena misahana ny Tontolo iainana. 0,8% izany ny taona 1990 hatramin'ny 2000. 0,4% kosa izany teo anelanelan'ny taona 2005 sy 2010 ary niakatra 0,9% ankehitriny ka mahatratra 66.000ha ny velarana ala potika.

  • 23/02/2017 - 19:30 : Lavanilina: Ratsy indrindra ny taom-piotazana lavanilina Malagasy 2016-2017. Tsy nisy afa-tsy 1.500 taonina izany raha eo amin'ny 2.000 hatramin'ny 2.500 taonina isan-taona. 60 dolara ny kilaon'ny lavanilina ny taona 2014, 135 dolara ny taona 2015 ary 210 dolara kosa ny taona 2016.

  • 23/02/2017 - 19:00 : Aretina bilarziozy: Voan'ny aretina bilarziozy ny 50%ny zaza Malagasy, hoy ny tatitry ny fikambanana iraisampirenena momba ny Fahasalamana. Distrika 103 amin'ireo 113 ihany no ahitana ity aretin-kankana ity ary anisan'izany ny tananan'Antananarivo.

  • 23/02/2017 - 18:30 : Fitantanana sy Tetibola: Nankatoavin'ny filankevitry ny governemanta ny talata teo volavolana didim-panjakana mamaritra ny andraikitry ny minisitry Fitantanana sy ny Tetibola. Hajoro ao anatin'ity departemanta ministerialy ity ihany koa ny rafitra iray hanara-maso ny fampiasana ireo vola fanampiana azo tamin'ny fikaonan-dohan'ireo mpamatsy sy mpampiasa vola tao Paris.

  • 23/02/2017 - 18:00 : Vidim-bary: Nahitana fihenana ny vidim-bary eny an-tsena. Fidinana manodidina ny 100 hatramin'ny 150 ariary.

  • 23/02/2017 - 17:30 : Hazo sarobidy: Hampiharina amin'izay ny fananganana ilay rafitra manokana iadiana amin'ny fanondranana antsokosoko andramena sy hazo mainty miaraka amin'ny fanasaziana, araka ny tapaky ny filan-kevitry ny minisitra. Fanapahan-kevitra noraisina herintaona aty taorian'ny fankatoavana ny lalana.

  • 23/02/2017 - 17:00 : Fifidianana 2018: Nanamafy ny filoha nasionalin'ny antokom-panjakana Rivo Rakotovao fa ny filoha amperinasa Hery Rajaonarimampianina ihany no kandidan'ny HVM amin'ny fifidianana 2018.

  • 23/02/2017 - 16:30 : Fampianarana ambaratonga ambony: Tafaverina ho mpikambana eo amin'ny Cames (Conseil Africain et Malgache de l'Enseignement Superieur) i Madagasikara. Nanamafy io fiverenan'ny firenena Malagasy io ny fahatongavan'ny delegasionina eo anivon'ity filankevitra ity teto amintsika ny fiandohan'ny volana febroary 2017.

  • 23/02/2017 - 15:30 : Aft Andavamamba Antananarivo: Hisy fampisehoana ara-java-kanto maimaimpoana hatao eny an-toerana ny takarivan'ny rahapitso 24 febroary, izay ahitana ny mpanakanto Th駮 Rakotovao, Minah, Gangstabab, Dah Mama, Jean Emilien, Af Jazz, Tsiriry, Voromanga Milalao ary Ragasy. Tafiditra ao anatin'ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT izany.

Voir plus d'infos...

23/02/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161203

Misongadina

Kolonely Lylison Voasava trano indray

03/12/2016

Nidina vao maraina teny Ambohipo misy ny toeram-ponenan地y kolonely Lylison ny mpitandro filaminana omaly tokony ho tamin地y 5 ora.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Lalatiana Ravololomanana Miantso ny IGE hanadihady ao amin地y CUA

03/12/2016

Nanizingizina omaly ny mpanolotsaina monisipaly Lalatiana Ravololomanana fa tsy manara-dal瀟a sy tsy mangarahara ny fitantanam-bola ao amin地y kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Ambohimahamasina Avotra ny praiminisitra

03/12/2016

Avotra tamin地y ora farany ny praiminisitra lehiben地y governemanta, Solonandrasana Mahafaly, taorian地y fivoahan地y didim-pitsarana ny alakamisy teo mikasika ilay raharaha tetikasa fanamboarana tranobe ao amin地y kaominin但mbohimahamasina.

Hamaky ny tohiny...

Vovonan地y Kristianina Malagasy Manana kandida ho filoham-pirenena

03/12/2016

Tsy azo lambolamboina ny raharaham-pirenena fa mila kristianina tena sahy mijoro amin地y maha kristianina azy. Izay no ventin-kevitra nentin-dry zareo avy eo anivon段lay Vovonan地y

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin段 Jean Miditra amin地y tsy tokony hidirana

03/12/2016

Manakory Jean a ! Elaela tsy hita ianao a ! Nahagaga fa dia nipoitra indray omaly. Dia tsy mba mahay miteny mihitsy ve ianareo raha tsy hanakorontana e ?

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Volabe 6,4 miliara dolara Hampandrosoana ny firenena tokoa ve ?

03/12/2016

Nifarana omaly ny fikaonan-dohan地y mpitondra Malagasy sy ny mpamatsy vola nandritra ny roa andro tany Paris, renivohitra Frantsay.

Hamaky ny tohiny...

Rufin Rakotomaharo Voatendry ho Talen地y seraseran地y CUA

03/12/2016

Notendrena ho talen地y serasera ao amin地y kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) tamin段ty herinandro ity ny mpanao gazety, Rufin Rakotomaharo.

Hamaky ny tohiny...

FAMINDRANA LOVA MAIMAIMPOANA Mitombo isa ny olona voasarika aminy

03/12/2016

Nitombo avo roa heny ireo olona tonga nanatona ny sampandraharaha sahaniny mahakasika ilay famindrana lova maimaimpoana karakarain地y fitondram-panjakana, araka ny fanazavan但ndriamatoa Hasimpirenena, tale jeneralin地y fananantany, omaly.

Hamaky ny tohiny...

Kolikolin地y eny amin地y fitsarana Tarazon'ny afera eny amin'ny oniversite

03/12/2016

Vao miditra taona voalohany eny amin地y anjerimanontolo dia efa malaza ny kolikoly sy ny serasera ara-bola, ka tsy mahagaga raha voasokajy ho lohalaharana amin地y fanaovana kolikoly ny mpitsara eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

ANALOGH Hanangana trano 400 manomboka amin地y 2017

03/12/2016

Trano fonenana miisa 400 indray no kasain地y ANALOGH ( Agence National d但ppuie au LOGement et Habitat) hatsangana manomboka amin地y taona 2017 ho avy io.

Hamaky ny tohiny...

Mpiasan地y CNFPPSH Manana fahasembanana ny 70%

03/12/2016

Mahavita ny asa ampandraiketana azy avokoa ireo mpiara-miasa amiko izay manana fahasembanana ny 70%, hoy ,

Hamaky ny tohiny...

OLONA MANANA OLANA ARA-PIHAINOANA Latsaky ny 1 % ireo voakarakara

03/12/2016

Mbola latsaky ny 1 %-n段reo olona manana olana ara-pihainoana eto amintsika no fantatra fa misy mandray an-tanana toy ny asa tanterahin地y AKAMA ( Akanin地y Marenina ) etsy 67 ha ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Tsipy kanetibe Tafakatra amin地y dingana manaraka ny Malagasy

03/12/2016

Niatrika ny fifanintsanana isam-bondrona toy ireo mpifaninana rehetra ny ekipam-pirenena Malagasin地y taranja tsipy kanetibe amin地y fiatrehana ny lalao fiadiana ny ho tompondaka eran-tany faha-47 tontosaina eto Madagasikara nanomboka ny alakamisy 1 desambra teo.

Hamaky ny tohiny...

Federasion地y Fanatanjahantena an-tsekoly Naseho ampahibemaso tetsy Anosy ireo mpikambana

03/12/2016

Naseho ampahibemaso ho fantatry ny besinimaro omaly, tetsy amin地y trano fivorian地y MEN etsy Ampefiloha, ireo mpikambana hitantana ny rafitra Federasion地y Fanatanjahantena an-tsekoly (F馘駻ation Omnisports Scolaire de Madagascar).

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tsara raha manaja tena

03/12/2016

Sanganehana ny rehetra nandre ny fanambaran地y Filoha Frantsay Fran輟is Hollande, herinandro taorian地y niverenany avy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana