Fil d'actualités du 24/01/2017

  • 24/01/2017 - 19:05 : FIVMPAMA: Nitombo iray indray ny masoivohon'ny Fivondronan'ny Mpandraharaha Malagasy eny anivon'ny faritra. Nijoro nanomboka ny 19 janoary 2017 teo mantsy ny rantsamangaikan'ny FIVMPAMA faritra faha-6 ao Menabe.

  • 24/01/2017 - 18:40 : Haiady: Misaona ny tontolon'ny haiady Malagasy. Nodimandry omaly teo amin'ny faha-80 taonany ny sensei Charles Rambeloson. Nahafantaran'ny besinimaro azy moa ny taranja aikido. Azo ambara fa isan'ny raiben'ity haiady ity rahateo ny tenany eto Madagasikara.

  • 24/01/2017 - 18:10 : Fampiofanana: Nampahafantarina androany ny boky fampahalalana ireo ivontoeram-piofanana matihanina misy eto amin'ny faritra Analamanga. Tanjona ny fanohanana ireo tanora hiatrika ny tontolon'ny asa.

  • 24/01/2017 - 17:45 : Fampianarana: Hampiantrano ny "Salon des Etudes en France" andiany faharoa ny 2 sy 3 febroary 2017 ny Alliance francaise Andavamamba. Ho hita mandritra io hetsika io ireo karazana fampiofanana any Frantsa sy ny eto amin'ny Ranomasimbe Indianina.

  • 24/01/2017 - 17:20 : Fizahantany: Hotontosaina ny 8 hatramin'ny 11 jiona 2017 ny hetsika "International Tourism Fair Madagascar" andiany faha-6. Hampiantrano izany ny tanana Voara eny Andohatapenaka.

  • 24/01/2017 - 16:50 : Sokatra Angonoka: Mihalany tamingana ny sokatra Angonoka, biby tsy hita afa-tsy eto Madagasikara. Manodidina ny 400 sisa ireo lehibe mihoatra ny 20 taona afaka miteraka, araka ny tarehi-marika farany talohan'ny taona 2015.

  • 24/01/2017 - 14:00 : Tovolahy 2 no matin'ny fitsaram-bahoaka omaly. Ny iray namono olona ny 18 janoary, ka voasambotra ary notazonina tao anaty "Violon" an'ny polisy. Nopotehin'ny fokonolona ny toerana nitazonana azy, ka rehefa vaky dia saika handositra izy sy ny tovolahy iray hafa efa notazonina tao, saingy novonoin'ny fokonolona. Maty teo ho eo ilay vao nampidirina ary androany maraina ilay iray efa teo aloha.

  • 24/01/2017 - 13:30 : HCC _Jean Eric Rakotoarisoa: Milaza ity filohan'ny Fitsarana avo momba ny lal瀘-panorenana ity fa mety hiditra amin'ny fanasaziana ireo tompon'andraiki-panjakana ambony mbola tsy nahavita fanambaram-pananana ny HCC. Olana ny tsy fisian'ny fitoriana mikasika izany.

  • 24/01/2017 - 13:00 : Behintsy Ambohimangakely: Olona 9 voasambotra noho ny resaka halatra omby. Tratry niaraka tamin'izy ireo ihany koa ny fiara marika Renault nisy hena sy ny taratasin'omby hosoka. Atolotra ny fampanovana anio izy ireo.

  • 24/01/2017 - 12:30 : "Paramedicaux": Manomboka anio ny fitsarana ny taratasim-panadinana nandritra ny fifaninana hidirana ho mpiasam-panjakana natao ny 18 janoary teo. Miisa 300 amin'ireo 2805 niatrika fifaninana teny Ankatso omaly no ho raisina mpiasam-panjakana, ka 150 infirmiera, 110 mpampivelona ary 40 teknisianina amina laboratoara.

Voir plus d'infos...

24/01/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161202

Misongadina

Tale jeneralin地y Bianco Hoesorina fa ォ tsy namana サ ?

02/12/2016

Aza mikitikitika ireo mpiara-miasa akaiky amin地y filoha raha tsy te hahita raharaha ! Izay indray izao no resaka mandeha taorian段ny raharaha fanodinkodinam-bola tany amin段reo Kaominina, toy ny tao Ambohimahamasina Distrika Ambalavao,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fikaonan-doha any Paris Hampindrana 6 miliara dolara ny mpamatsy vola

02/12/2016

Nanomboka omaly ary hifarana anio any Paris, renivohitra Frantsay ny fikaonan-doha iarahan地y mpitondra Malagasy sy ireo mpamatsy vola

Hamaky ny tohiny...

Mpamatsy vola Mitaky fifidianana tsy misy ォ nini サ

02/12/2016

Hifarana anio zoma 2 desambra ny fivoriana momba ny famatsiambola sy fampiasambola ho an地y fampandrosoana an段 Madagasikara tanterahana ao amin地y foiben地y Unesco ao Paris- Frantsa.

Hamaky ny tohiny...

Claudine A&C 摘to aho, ary tsy niala nandositra teto

02/12/2016

Nivoaka tamin地y fahanginany Rtoa Razaimamonjy Claudine tompon地y hotely lehibe fandraisam-bahiny A&C Palace etsy Ivato, taorian地y raharaha nahoraka an-gazety mahavoarohirohy azy teny amin地y Bianco.

Hamaky ny tohiny...

Dinika ho fanavotam-pirenena Matoky fa hirodana ny fitondrana

02/12/2016

Miandry ny fanangonan-tsonia amin地y mpiray tanindrazana manerana ny nosy izay hataon段lay vondrona politika dinika ho fanavotam-pirenena na ny DFP sisa ny fianakaviambe iraisam-pirenena, raha ny fanazavan段ty vondrona ity tetsy amin地y espace dera etsy Tsiadana omaly,

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Trosa lovain-taranaka !

02/12/2016

Tena miakatra ry Jean ny zava-drehetra a ! Miakatra ny vidin-tsolika, miakatra ny vidin地y PPN, miakatra an-tan瀟a ny dahalo, dia miakatra ihany koa ny rano eto an-drenivohitra. Miakatra avokoa izay te hiakatra e !

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Bokan-trosa

02/12/2016

Toy ilay zava-manahirana iray izay ny milaza azy ka ny avo ihany no tovonana, hoy ny fitenenana. 620.000 ariary latsaka kely na 200 dolara eo ho eo,

Hamaky ny tohiny...

Poa-basy Antanimena Nipotsaka ny atidohan段lay jiolahy

02/12/2016

Lehilahy 4 nikononkonona fanafihan-jiolahy no efa narahin'ny mpitandro ny filaminana hatrany Behoririka ka hatreny Antanimena omaly tokony ho tamin地y 2 ora tolakandro.

Hamaky ny tohiny...

Kolikoly eto Madagasikara Noresahan地y ォTV5 Mondeサ

02/12/2016

Lohahevitra iray noresahana nandritra ny fihaonana an-tampon地y Frankofonia ny 22 hatramin地y 27 novambra 2016 tao amin地y ォTV5 Mondeサ ny tontolon地y kolikoly eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Tsy ampy lanja ny 20%-n段reo zaza latsaky ny 5 taona

02/12/2016

Mbola olana goavana ho an段reo ankizy madinika manerana ny Nosy ny tsy fahampian-tsakafo. Ho antsika eto an-drenivohitra dia ny 20 %-n段reo

Hamaky ny tohiny...

ARETINA SIDA 800 isan誕ndro no mamoy ny ainy maneran-tany

02/12/2016

Mitombo isa hatrany ireo olona matin地y aretina SIDA maneran-tany. Tafakatra 800 isan誕ndro ireo mamoy ny ainy maneran-tany izay mahatratra hatrany amin地y 2 ka hatramin地y 3 tapitrisa isan-taona raha ny tarehimarika voaray.

Hamaky ny tohiny...

Tolotra fetin地y noely Tsy ho diso anjara ireo mpanjifan地y Canal plus

02/12/2016

Saika mikarakara fanomezana manokana ho an地y mpanjifany avokoa amin段zao ankatoky ny fetin地y Noely sy ny faran地y taona izao ireo karazana orinasa eto an-drenivohitra. Anisan段zany ny orinasa Canal Plus izay nampahafantatra ilay tolotra 堵rand show de noel nanomboka omaly alakamisy 01 desambra

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana