Fil d'actualités du 20/02/2017

  • 20/02/2017 - 07:20 : Raharaha "Lumina": Mandray an-tanana ny raharaha "Lumina" nanomboka ny alakamisy lasa teo ny fitsarana eto Antananarivo. Naiditra amponja vonjy maika avy hatrany ireo olona 14 voarohirohy taorian'ny fanadihadiana teny amin'ny fampanoavana Anosy izay naharitra ora 4 be izao ka mpivady tompon'ny sambo ny roa amin'izy ireo.

  • 20/02/2017 - 06:55 : Herisetra ara-pananahana: Hitsidika ireo toeram-pikarakarana olona niharan'ny herisetra ara-pananahana eto Madagasikara manomboka anio ny delegasionina borondey momba ny fahasalamana ahitana olona 12. Haka traikefa eto amintsika izy ireo mialohan'ny hametrahana toeram-pandraisana olona miisa 3 any amin'ny firenena niaviany, hoy ny avy amin'ny Unicef.

  • 20/02/2017 - 06:30 : Asa fanaovan-gazety: Nanao ny birao hitantana ny Vovonan'ny mpanao gazety ao Antsirabe. Lany ho filoha vaovao tamin'izany i Jean Caius Raharison izay handimby toerana an'i Mamy Andrianjafisolo. Laharam-pahamehana hoan'ny mpitantana vaovao ny fanamafisana ny firaisankina sy ny fahaiza-manaon'ny mpikirakira vaovao ao an-toerana.

  • 20/02/2017 - 06:05 : Tetikasa "Sacem": Hotontosaina anio eny amin'ny foiben'ny Ceni Alarobia ny fanaovan-tsonia ny tetikasa Sacem ( Soutien Au Cycle Electoral a Madagascar). Fanaovana rangopohy eo amin'ny filohan'ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana sy ny mpandrindra ny sampanasan'ny Firenena mikambana sady masoivoho maharitry ny Pnud eto Madagasikara.

  • 19/02/2017 - 19:05 : Baolina kitra:Tapitra teo ny dian'ny solontena Malagasy amin'ny fiadiana ny amboaran'i Afrika. Resin'ny Supersport United Afrika Atsimo tamin'ny isa 2 no 1 ny Elgeco Plus androany tolakandro tao Pretoria nandritra ny lalao miverina savaranonando. Nisaraka ady sahala samy tsy nitoko ny roa tonta tamin'ny lalao mandroso teo Mahamasina herinandro lasa izay.

  • 19/02/2017 - 12:20 : Baolina kitra: Ny Coton Sport avy ao Cameroun no hifandona amin'ny Cnaps Sport amin'ny dingana manaraky ny fiadiana ny tompon-dakan'i Afrika. Niondrika tamin'ny isa 2 no 3 nanoloana ny Township Rollers ny solontena Malagasy omaly nandritra ny lalao miverina tany Botswana. Efa nandresy tamin'ny isa 2 no 1 kosa tamin'ny lalao mandroso teny Vontovorona.

  • 17/02/2017 - 19:35 : Aretim-pivalanana: Nankatoavina omaly ny vokatry ny fanadihadiana mikasika ny rano fisotro madio, ny fahadiovana sy fidiovana na Glass. Nisongadina tamin'izany fa 35% ny tahan'ny Malagasy misitraka rano fisotro madio. 35% ihany koa ny salan'isan'ny zazakely tratran'ny aretim-pivalanana.

  • 17/02/2017 - 19:10 : Antoko politika: Noresahana nandritra ny atrikasa nokarakain'ny komity mitandro ny fahamarinana teny Ankerana omaly ny famatsiambolan'ny antoko politika. Sosokevitry ny Kmf/Cnoe ny famaritana mazava ny tetibola ampiasain'ny antoko politika mandritra ny fampielezan-kevitra. Tsara raha mitambatra ihany koa ireo antoko politika mitovy fijery sy firehana, hoy ity fiaraha-monina sivily ity.

  • 17/02/2017 - 18:45 : Fitaterana: Hisy ny fanavaozana ireo zotram-pitaterana eto Antananarivo sy ny manodidina. Miketrika izany ny minisiteran'ny Fitaterana sy ny Famantarana ny toetrandro amin'izao fotoana izao.

  • 17/02/2017 - 18:20 : Tetikasa "Alarm": Olona 15 no voasambotra ary sokatra 1.000 mahery no tafaverina vokatry ny tetikasa "Alarm" natomboky ny AVG (Alliance Voahary Gasy). Antom-pisian'ny tetikasa iarahana amin'ny fitsarana sy ny zandary ny famongorana ny fanondranana sokatra an-tsokosoko.

Voir plus d'infos...

17/02/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20161130

Misongadina

Ra mandriaka tany Tsiroanomandidy Olona 23 matin地y dahalo, omby 400 najifa

30/11/2016

Tsy vaovao amin地y rehetra intsony ny fahenoana asan-dahalo sy fanafihan-jiolahy etsy sy eroa, saingy tsy mba mahataitra ny fitondram-panjakana izany.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Claudine A&C Miafina eny Iavoloha ?

30/11/2016

Mivoatra ny raharaha kolikoly goavana tany Ambohimahamasina, Ambalavao.

Hamaky ny tohiny...

Nosy eparsa Misy 500 miliara dolara miotrika

30/11/2016

Maherin地y 500 miliara dolara USD ny totaliben段reo harena miotrika ao amin段reo nosy manodidina antsika na ny nosy eparsa, raha ny fampitam-baovao azo avy amin地y fiombonamben地y ampanjaka izay mitaky ny famerenana ireo nosy manodidina antsika.

Hamaky ny tohiny...

PND an-dRajaonarimampianina Mbola hikarohana 3,4 miliara dolara

30/11/2016

Handresy lahatra ireo mpamatsy vola mahazatra sy mpanambola tsy miankina manomboka rahampitso voalohan地y volana desambra ao Paris ny delegasionina mafonja tarihan地y filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery ahitana minisitra 13 be izao

Hamaky ny tohiny...

Tanora TIM Mahajanga Nanome ra maimaimpoana

30/11/2016

Tafiditra ao anatin地y fandaharan誕san地y tanora antoko Tiako I Madagasikara ao Mahajanga ny fanampiana ara-tsosialy ny mpiarabelona.

Hamaky ny tohiny...

Depiote Ravahimanana Guillaume Nisaotra ny vahoaka malagasy sy ny OIF

30/11/2016

Amin地y maha filohan地y Vaomieran地y Raharaham-bahiny eny amin地y Antenimierampirenena azy dia maneho fisaorana ny vahoaka malagasy rehetra tsy an-kanavaka sy ny mpikambana eo anivon地y OIF

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Hisaona mialoha ny fotoana !

30/11/2016

Malahelo aho ry Jean a ! Te hitomany ! Te hisaona mialoha ny fotoana mihitsy ka mba ho lasan段zay ny zava-doza mety hitranga aoriana

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Kabarin地y praiminisitra Kanadianina Fambara apokaliptika, hoy i Mailhol

30/11/2016

Efa voambara ao amin地y bokin地y apokalipsy ny kabary toy ireny nataon地y praiminisitra kanadianina Justin Trudeau tamin地y frankofonia ireny, hoy ny pasitera Mailhol teny Isotry omaly.

Hamaky ny tohiny...

Mpandraharaha Malagasy Mila tosika manokana

30/11/2016

Hotanterahina any Paris Frantsa manomboka rahampitso alakamisy 1 desambra ary hifarana ny zoma 2desambra izao ny fikaonan-dohan地y mpitondra Malagasy amin段reo mpamatsy vola.

Hamaky ny tohiny...

Ambatondrazaka Nanomboka halina ny ォ couvre-feu サ

30/11/2016

Tsy azo ivezivezena ao Ambatondrazaka eo anelanelan地y amin地y 10 ora alina, ka hatramin地y 4ora maraina.

Hamaky ny tohiny...

Tan瀟an但ntananarivo Ho ambohipihaonan段reo Ben地y tan瀟a aty amin地y Oseanina Indianina

30/11/2016

Handray ny fivoriamben段reo Ben地y tan瀟an地y tan瀟-dehibe aty amin地y ranomasimbe indianina ny tan瀟an但ntananarivo.

Hamaky ny tohiny...

BNI Madagascar Miala any indray ny 撤ack Tanora

30/11/2016

Taorian段reo mpiasam-panjakana sy ny ankizy madinika dia hanampy manokana ireo tanora manerana ny Nosy indray ny banky BNI Madagascar, indrindra fa ireo latsaky ny 25 taona.

Hamaky ny tohiny...

Ambatondrazaka sy ny manodidina Olana ny ady tany

30/11/2016

Tany amin地y kaominina ambanivohitr但mbatomainty tany indray no niavian段ty fitarainana ity.

Hamaky ny tohiny...

Mada festival sakafo Hanomezan-danja ny sakafo Malagasy

30/11/2016

Hotanterahina ny harivan地y sabotsy 3 desambra ho avy izao indray etsy amin地y Carlton Anosy manomboka amin地y 7 ora ilay hetsika Mada Festival Sakafo hiarahan地y sefo Pon Elian mpahandro sakafo etsy amin地y Carlton sy sefo Mariette Andrianjaka.

Hamaky ny tohiny...

Aretina diabeta Hisy fitiliana maimaimpoana anio eny Analakely

30/11/2016

Efa tafakatra 387 tapitrisa ireo olona diabetika manerana izao tontolo izao ny taona 2014 ary mety hiakatra hatrany amin地y 592 tapitrisa amin地y taona 2035.

Hamaky ny tohiny...

Bekonazy Bemanonga Hahazo tombontsoa amin地y Ong Fanamby ny mponina

30/11/2016

Vavahadin段 Menabe eo amin地y resaka fizahantany ny 鄭ll馥 des baobabs. Ny taona 2007 no nitsiry ny hevitra hanaovana faritra arovana ny 鄭ll馥 des baobabs, niainga avy tamin地y fanirian地y Faritra Menabe mba hitandrovana ireo reniala maro ao.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Nantenain-kanirina

30/11/2016

Ity izany no tonga amin段lay fitenenana hoe 渡y nantenain-kanirina indray no nampivandravandra.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana